mbola lamody iany

141. fasaly ( 19/11/2006 08:41)
cutoe a! tsy mora tsofin'ny riovtra zany io ange e!:-D somary mikombona ange io fa ny fronce ery ambany amlay zaitrany no mampibitsina kely azy e! otran'ny hoe bouffante lay izy fa otran'ny hoe misy elastik ihany eny am vavany izany hoe otran'ny doublé io de ny ao ambany ao serré fa ety ivelany somary mi boule:-P misy kou izy version lava eo am lohalika na lava be ery ambany zay tiana fa ny ahy fohy ihany no manendrika ahy raha vao zipo e!:°)
142. fasaly ( 19/11/2006 08:47)
143. fasaly ( 19/11/2006 08:52)




asa raha hivoaka avy hatrany lay sary tinjy aseho kalou jerena:°)
144. fasaly ( 19/11/2006 08:53)
cutie: hummmm! manja kou io fa zà we tsy mahatanty collant na legging de domazy:cry:
145. kitjo ( 19/11/2006 18:57)
tena tsara akia le izy ry fasaly fa tsy oe mampiresaka a!
nde hijery a d mba hanao!

jereo ko ty ohatrao zany raha mihaja!
fa aleo iany le cool otsan anjy :-*

146. cutie ( 19/11/2006 20:57)
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 19-11-2006 09:53:44
Lohateny : Re : mbola lamody iany
cutie: hummmm! manja kou io fa zà we tsy mahatanty collant na legging de domazy

na tsy asiana collant ange io tsy manin e :lol:
Ampiarahina @ boty :lol:
147. cutie ( 19/11/2006 20:58)
tsy mb atiako njay io ry kitjo
ohtran'ny handeha hanao ballet zany :-D:-D:-D:-D
148. fasaly ( 19/11/2006 21:03)
:-D:-D:-D:-D tsonane mila oul marotsaka kely ny manao an'io zany!!!!otsan'ny hanao dance kalssik marina an!
149. kitjo ( 20/11/2006 11:50)
:-D:-D:-D

k izy kozatra kely d mila mba abotsimbotsina..hihihhi
150. cutie ( 20/11/2006 12:02)
:-D:-D:-D:-D:-D
151. fasaly ( 20/11/2006 12:54)
:-D:-D:-D tsy ratsy ndray zany fika zany fa manjary otran'ny hazo midoroboka ndray nge le iuzy e!
152. cutie ( 20/11/2006 17:10)
:-D:-D:-D:-D
153. titimms ( 20/11/2006 18:06)
Ka za ane ry reto soma midofotra kely izay idd ny ao ariana. de mijery le jupe ao zany toa tsy mety amiko mitsy
154. Ralay ( 20/11/2006 19:07)
titims: asehoy hoe zany midofotra kely zany ho jerenay jury fa mety ho poince ihany :lol:
Hay tena lamody be ato fa tsy hitako hatra@zay :lol:
155. cutie ( 20/11/2006 19:17)
gaga za nahita ps Ralay tato:-D:-D:-D
Heveriko fa hampiseho zipo :-D:-D:-D
156. cutie ( 20/11/2006 19:38)
Mpandefa : titimms [ Valio ] 20-11-2006 19:06:40
Lohateny : Re : mbola lamody iany
Ka za ane ry reto soma midofotra kely izay idd ny ao ariana. de mijery le jupe ao zany toa tsy mety amiko mitsy

ny mety @ zany zao zipo lava manara tena de mivelatra ny ery ambany :lol:
Mbola hitady sary za :wink:
157. fasaly ( 20/11/2006 20:05)
8O8O8O in kou no hataonlay lahy tokana io ato am tenaresabehivavy ato:-D:-D:-D:-D zao raha nampitranga slipo teto aby anay de tao no tratra e!:-D:-D


titimms: ny mety amindry midofotra zany aky zipo serré ihany a! fa raha manao zipo ballon io na zipo fronce na tralala de vao maika volotsiloza kely na jupe droite ireny jupe jean zao no tena ao tsara otran'io manao collant io:wink:
158. Ralay ( 21/11/2006 07:01)
Mijerijery aho sao dia mahita atao model @ defilé de mode hataoko fa toa ato hono no mety ahitana kou:-D
159. cutie ( 21/11/2006 17:39)
:-D:-D:-D:-D:-D
160. titimms ( 21/11/2006 18:02)
f'aga Ralay styliste zany? enao anie zany no tokony mba hanome sopapa e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0087