mbola lamody iany

161. Ralay ( 22/11/2006 04:54)
titims: ka raha tsy hitako mintsy ny morphologie-nao tsy afaka hanome sosapa anao zah.Alefaso ny sarinjy dia omeko fa namana kosa ve dia tsy omena e.Izay mangataka hono dia omena ary izay mandondona de ho vohaina. :lol:
162. titimms ( 23/11/2006 17:51)
Aza mba manao zany moa RAlay an. za zany sarokenatra be de tsy te handefa sary eto e, za mantsy somary be pafantatra zay ka ...
163. titimms ( 23/11/2006 18:00)
Ralay : en fait, omeko anao brièvement ny momba ahy : lava2 iany (1.64m), somary be fe sy dodosy, tia manao jupe courte (fa tsy mini an). Inona ary izany no mety amiko ?
164. kitjo ( 26/11/2006 11:27)
ka nahita v ralay sa ahoana e?
jereo ny an fasaly milay be
165. Ralay ( 26/11/2006 13:31)
titimms: Raha io aloha dia afaka hatoroko ihany elnao nefa rah te ho tongalafatra kokoa ilay choix dia omeo ahy ny sary fa sao de diso fanantenana enao raha tsy ilay tena miady @ toebatanao no atoroko :wink:
166. Ralay ( 26/11/2006 13:32)
kitjo:Zah anie no nanoro azy an'io e :lol: tena chamy tena v de tsy hifanoro oooo :wink:
167. Ralay ( 26/11/2006 13:34)
titimms anoraty manokana aho raha tinao ny torohevitro :lol:
168. kitjo ( 26/11/2006 14:57)
tsay tsay! milay e!
za ko mba atorohy ry ralay an,
za ndray tia mi design akanjo fa tsy mahay manjaitra
ra mividy efa vita ndray dia tiko kitikitihina ovaina kely foana..hihi

fa mba meo sopapa @akanjo e, le sary manao marron @sariko io zao no angezako amzao!
169. titimms ( 26/11/2006 16:39)
Ka inona no soratako manokana @ Ralay ?
170. Ralay ( 26/11/2006 19:56)
Ilay sary ry titimms no alefaso manokana aty amiko njy kou ve tsy kopy e :lol:
171. kitjo ( 27/11/2006 18:52)
ary za ts valin ralay kle :(
172. Ralay ( 28/11/2006 03:46)
kitjo: efa nomeko anjy le sopapa fakana ilay foka de raha vao mahita de efa iny fotsiny e :lol::-*
173. titimms ( 28/11/2006 18:38)
njy konnnnko ry Kitjo an
174. kitjo ( 28/11/2006 19:20)
manin oe ry ralayyyy?

titimms> langage samihafa mitsy akia no ampiasainay sy ralay d oh ts mifankahazo mits..hihihhi
175. Ralay ( 29/11/2006 16:17)
kitjo: efa natoroko fika njy hoy zah hakàna ilay lamody reny de tonga de alaivo rehefa mahita sa ny touche-ko mintsy no tadiavinjy ve :wink::lol:
176. ikaretsaka ( 30/11/2006 05:06)
ajanoko indray aloha ny resa jipo..
fa any aminareo koa ve lamaody ilay solomaso be ireny..8O
indraindray misy tena tsy mamely mihitsy fa kely tarehy kely ilay vehivavy nefa le solomaso anaovany ngooooozabe...
ohatran'ny mijery angidina izany le...
sa de tsy rarahiana intsony ny paozy na tsy manendrika aza fa lamaody io ko?
177. andry08 ( 30/11/2006 12:10)
=))=)) ié tena mapmé be aloha ireny , ary "lunettes des mouches" no niantsoako azy, ié lamaody fa mifidy olona kosa kah!
178. kitjo ( 30/11/2006 15:52)
ikaretsaka> efa ela b reny na any Dago aza k!
solomaso libellule fiantsoko azy ry andry08..hihihihi

ralay> mmhhh..ay ve e..ka enao mba pro @le izy d mba manome idee ka,
179. Ralay ( 30/11/2006 16:40)
Lamaody ireny @ zao fotoana izao ka manao daholo izay te hanao na mannedrika na tsia victime de la mode ny zanakolombelona e.8O 8):@
180. kitjo ( 30/11/2006 17:06)
fa le izy ko ry zareo ny fahitako azy le izy vo misy manao voalohany iny ny lamaody mampme na hafahafa dol fa rehefa tena betsaka ny manao azy dia lasa oh tsara ho azy le izy satria mahazatra ny mahita azy!

NY SASANY HOA AN!

fa le solomaso be reny aloha za tsy manao e, raha tsisy monture fa ra le plastika be monture-ny eeeeeee8O na koa le mavokely beuh reny...gggrrrr
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0089