mbola lamody iany
121. Zina
(
14/11/2006 20:45)
kitjo a asa retsy inn tokoa ty manjo atsika rehetra hihihihih
misaotra aloha e... jerijereo any any an
vale a hihihih gaucho zany fantatr'injy zao ka teny anglisy io hihihih
misaotra aloha e... jerijereo any any an
Zina: hay ve e, ny a koa de pantacourt ny iantsoako an'io,
vale a hihihih gaucho zany fantatr'injy zao ka teny anglisy io hihihih
122. vale
(
15/11/2006 00:24)
Zina: za ve aky nahalala ny anarany :lol::oops:nefa de anaovako lava io:-D
124. pissoa
(
16/11/2006 20:54)
hihihi - otran'ny tsisy tiako doly reo zipo nasehonareo reo :oops::oops::oops::-D
125. malalatinasoa
(
17/11/2006 00:59)
mafatifaty kely ilay sipa manao mini-jupe marron io an, fa tena tsy mety aminy fe-ko botabota fa tounde lasa mampime b. Sady tounde mivaingana ngamba raha entina mivoka @ ty hatsiaka ty
Le gaucho kou he he, milay be, amperahina @ boty.
Fa inona rizareo ny couleur lamody @ ty hiver ty? (ankoatry ny mainty), hisy eritreretina fa ho avy mantsy ny solda atsy ho atsy.
Le gaucho kou he he, milay be, amperahina @ boty.
Fa inona rizareo ny couleur lamody @ ty hiver ty? (ankoatry ny mainty), hisy eritreretina fa ho avy mantsy ny solda atsy ho atsy.
127. malalatinasoa
(
17/11/2006 06:10)
cutie:
koulera mena :lol::lol::lol:
kozy an? otrany (l) sa bordo, sa matroka?? :wink:
Aleo arbradenoeli mintsy e.
128. Zina
(
17/11/2006 13:53)
cutie hihihih
ita eto fa mena mihitsy ny kolera tian-njy
ie mena ny lamody t@ ty satria efa ho tonga ny krisimasy hihihih
fa ao ko ny marron fonce sy beige
ita eto fa mena mihitsy ny kolera tian-njy
ie mena ny lamody t@ ty satria efa ho tonga ny krisimasy hihihih
fa ao ko ny marron fonce sy beige
129. cutie
(
17/11/2006 20:47)
Mpandefa : malalatinasoa [ Valio ] 17-11-2006 07:10:21
Lohateny : Re : mbola lamody iany
Hoy i cutie:
koulera mena
kozy an? otrany sa bordo, sa matroka??
Aleo arbradenoeli mintsy e.
dark mena :lol::lol::lol::lol:
132. fasaly
(
18/11/2006 12:04)
aza jerena ny vatana somary bokony orera be fa lay effet ny zipo jerena:-D:-D:-D:-D
134. mirambola
(
18/11/2006 14:37)
za ko mahita hoe lamody ndray zao nymini ampiarahana @colant le filet reny dia boty na ballerine ny kiraro ra tena in:wink: ka
135. kitjo
(
18/11/2006 15:34)
woohoo
fasaly> mafatifaty kely kosa akia..tena marina!
hiova hevitra iany za ra zao nde mba hanandrana
fa ndry ko aloha mahay mi pozy tsara alohan le fakantsary e..sady njy antonina tsara tsy botabe nefa tsy le fisaka kely reny
aiza ko ny manaraka o!!!!!!!!

136. fasaly
(
18/11/2006 15:54)
kitjo::wink: njy manao hoe somary be valahana fa manendrika anreny zipo somary taille basse ireny zany ka anjamo fa io raha tsy handramana tsy hita hoe mety aminao sa tsia:-D:-D:-D
miarambola: ny collant sy ny mini mitsy zao no branché be amzao na tsy filet ihany aza lay collant fa rehefa misy motif fotsiny na tsotra aza! mazotoa manara damody doll ary e!:-D:-D:-D:-D
zà tsy mahatanty collant de aleo hefina amzao ny hafohiny zipo:-P:-P:-P

137. cutie
(
18/11/2006 19:50)
Fasaly tsara @njy le zipo
fa za menatra raha manao an'io :-D:-D:-D:oops::oops::oops:
fa za menatra raha manao an'io :-D:-D:-D:oops::oops::oops:
138. fasaly
(
18/11/2006 22:08)
kitjo, cutie: mciiiiii e! :-*^:^^:^^:^
hitako fa ao tsara kou klou sinon zà tsy nanao nividy an'io e!:-D na lazain'i cutie fa otsan'ny rideau aza, rideau ny mpanao théatre:wink:
hitako fa ao tsara kou klou sinon zà tsy nanao nividy an'io e!:-D na lazain'i cutie fa otsan'ny rideau aza, rideau ny mpanao théatre:wink:
140. cutie
(
18/11/2006 23:28)
fasaly
ka ny atahorako manao an'io ange sao de mora tsofin'ny rivotra io e :oops:
aleoko teritery ohtran'ty
http://img353.imageshack.us/my.php?image=skirtcw1.jpg
ka ny atahorako manao an'io ange sao de mora tsofin'ny rivotra io e :oops:
aleoko teritery ohtran'ty
http://img353.imageshack.us/my.php?image=skirtcw1.jpg