mbola lamody iany

81. fasaly ( 12/11/2006 22:14)
:P kalou hianatra hampiditra sary aky!:wink:
82. cutie ( 12/11/2006 22:18)
ary @ le sary fametrahan-jy azy ka
83. vale ( 12/11/2006 23:51)
cutie: oay, :-D mbola ampina solomaso libellule be mavonkely kou hono ozy booboo, ihihihhihi:wink::wink:
84. cutie ( 12/11/2006 23:53)
vale hummm
za njay no ataonareo kloun eo a :-D:-D:-D
85. kitjo ( 13/11/2006 05:07)
cutie. ka njy efa cute manko d na manao anzany aza cute foana sa?
fa ra amzao efa jere vo mainka asiana anzany..hhuumm..hihhihiih:-D^^

fasaly> mianjy sary ooooo
86. kitjo ( 13/11/2006 05:52)
xxx> zafady fa tsy haiko nanova ilay sary ho kely satria nalaiko t@ net d tsy ngodabe oh an'io lay izy e

efa nesorin'i lanto ko ilay izy
87. fasaly ( 13/11/2006 06:21)
cutie :ary am lay fametrahana sary an!:-D ao fa asiko an'io solomaso lazainareo io:^)8)
88. cutie ( 13/11/2006 12:02)
Mpandefa : kitjo [ Valio ] 13-11-2006 06:07:33
Lohateny : Re : mbola lamody iany
cutie. ka njy efa cute manko d na manao anzany aza cute foana sa?
fa ra amzao efa jere vo mainka asiana anzany..hhuumm..hihhihiih

:-D:-D:-D:-D:-D:-D
89. cutie ( 13/11/2006 12:02)
fasaly, ok mianjy zahay zany :wink:
90. Zina ( 13/11/2006 18:56)
vale [ Valio ] 12-11-2006 18:34:04
Lohateny : Re : mbola lamody iany
Zina: asio sary kely oe?

vale a tsy aiko aky ny mampiditra sary direct eto a
Kitjo no mahay :cry:
91. Zina ( 13/11/2006 19:00)
asa izao ity rahaho ety i kitjo no nanoro ahy misaotra an:-*
92. Zina ( 13/11/2006 19:01)
tsy nety kle
93. Zina ( 13/11/2006 19:02)
ny doma dia mbola ho doma ihany kle hihihihi
94. cutie ( 13/11/2006 19:09)
ndraso we za mba hanandrana hampiidtra :lol::lol:
95. Zina ( 13/11/2006 19:20)
96. Zina ( 13/11/2006 19:21)
hihihi vo maika pira tsy mety ilay izy kle
97. cutie ( 13/11/2006 19:29)

hihihihi asa na hety io
98. cutie ( 13/11/2006 19:29)
kay le :-D:-D:-D
Zina kao tsy mahay :-D
99. Zina ( 13/11/2006 19:29)
iny ko fa tsy nety hihihih
100. cutie ( 13/11/2006 19:32)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1186