mbola lamody iany
23. cutie
(
11/11/2006 20:59)
Mpandefa : vale [ Valio ] 11-11-2006 08:42:38
Lohateny : Re : mbola lamody iany
ankoatr'izay de ataovy le droite fohy ireny de atao didy misompirana reny ny ambaniny (enfin raha tia azy ndry! ihihi!!)
mba tiako koa le misompirana io :lol::lol::lol:
31. kitjo
(
11/11/2006 21:10)

io d asiana le zistakoro ao anatiny..hahaha
fa tsy hanao alo za ra mena fts aza e!
ra ol manao azy d mety tiko iany
33. kitjo
(
11/11/2006 21:12)
jereo nge reto e
d le olona mi-violer ndray no omena tsiny
http://cldartsfashion.bigcartel.com/
d le olona mi-violer ndray no omena tsiny
http://cldartsfashion.bigcartel.com/
35. kitjo
(
11/11/2006 21:14)

bemiray> ra tsy mahita anaovana d le chiffon ao andakozia paingorina d mahavita ohatra an'io :-D:-D
nefa io zao lafooooooo
36. kitjo
(
11/11/2006 21:16)
zao le tena tsy tiako maizina mitsy!
oh zao no tena tin' ny sinoa aty d le bakiraro ampiakarina ambony be d miaraka @tennis
dray dray dray marina
d ny volony misy karazana loko 3 na 4 d asiana gel
mba imagineo ange e



