L'appel du general zanadambo tezitra
61. akama2006
(
30/10/2006 19:36)
ndryyyy ity besoin tsy mahalala ny atao hoe fanontaniana !ny olona anie raha tiana tsy hanao hors sujet dia manontany e!fa tsy mikiry mamaly ny tsy anontanina ka lasa mirediredy ohatrany toi sisa no hiafarany! :D ,za tsy manadroadro andrangahy fa mahoenen ahy ny fahavotsatsainy rangahy kanef tsy hitako ny hanampiana satria tsy tia mamaly ampisainana rangahy fa taitaitra!
62. besoiiin
(
30/10/2006 19:51)
:D:D:D milay ny mampiresaka anla ity less :D:D:D soa fa nisy ny serasera; ahoana alou ilay zanadambo e; efa hanazo sosy iany v??? si non toa lany andro fotsiny lisany mimenomenona eto
63. akama2006
(
30/10/2006 19:59)
tsy lany andro lesy ny miresaka ary rehefa mifanakalo dia mahafantatra sy mahita ny niveau ny resaka ifanaovana ,za izao dia faly nahita anla satria dia hitako fa misy point commun ny maro aminareo mpomba be fahatny any le8,dia:
1-tsy mahalal ny atao hoe programa fa tia mino fotsiny!
2- tsy tia miresaka misy fanazavna fa na + na- tsy tia mifanakalo hevitra!
3- tia mamely olona aminy kely foan nefa ny vatankazo eo ambony maso tsy hita!
4- te hilaza zavtra tsy misy porofo ka izay kely misy no sesefana ho marina!
5- tsy tia maka bahan alavitra ka mba mametraka fanontanian hoe marina ve sa diso fa ny tenenina rehetra dia lazaina ho marina avokoa!
6-fanatika loatra !ka mahafinaritra satria dia ahitana ny rediredy sy ny frustration ny atao hoe malagasy.
:D bon courage e!dia surout bonne chance

64. besoiiin
(
30/10/2006 20:09)
ny anlisany indray dia tsotra
1- minia tsy mahita ny zavatsoa netin'ny fitondrana ankehitriny
2- mitsikera bĂȘtement ny pitondra ankehitriny
3- afinafenina ary modina fanina ny incompetence n'ny mpitondra teo aloha (satria v dadanlisany.?:D)
tsy mijery afatsy ny lafiratsiny eo @ fiainana, ary mpanisy karibonetra sy levure fotsiny

65. akama2006
(
30/10/2006 20:15)
:D ny ahy izany ny hasina!nahavita izy araka ny fahitako azy! ary izaho tsy mitopy teny fatratra fa izay no marina!!
ary efa nolazaiko ihany hoe nanana olana taminy dadanao angah ianao fahiny? satria dia miverina foana izay dada izay !raha dadako izany izay lazainao ho dadako dia dadano koa izy satria tsy hitako izay antony hilazanao izany ankoatrany hoe ray amndreny mpitondra ,donc dada sy neny izany!
:D:Dmba lozikana zaza anie izany e!