L'appel du general zanadambo tezitra

41. besoiiin ( 29/10/2006 08:21)
[quote=akama2006]
zanadambo> raha tsy nisy anareo taiza no niafarana?


tsara rehefa mba misaina ry akama! matou ingahy nahatafavoaka io teny io di nahatsapa izany fa ratsy ny tany aloha ary tsara noho ny teo aloha ny ankehitriny:D:D:D soa fa nisy ny zanadambo fa raha tsy izany taiza tokoa no niafarana e??? niafara tany @ kizo sy mangitsokitsoka angamba sa inona no tian'ingahy hambara???:D:D:D soa iany fa nisy ny zanadambo ka mba nisy masoandro mihiratra ihany ny malagasy:D:D:D mitovy hevitra @i akama aho @ iny :D:D:D hay v ingahy mba mahatsapa iany fa misy soa izao fitondrana izao e....
42. akama2006 ( 29/10/2006 10:16)
besoin>> ny barazy tsy politika ra besoin fa fanapotehana na iza manoa io na iza. nanao fanapoahana tantezana ny akipany ratsiraka fa nanao koa ny any ra8,tsy mitovy ny isany fa rehefa nanao dia nanao aloha.

ny natsipiko eo ambony dia ny fisaorana ny zanadambo sy ny fanamelohana ny fampanatenana pokaty natao azy ireo.ary faly aho fa tsapany besoin izay zavtra izay satria tsy politikany fo no tokony atao fa ny saina.

ny masonadro mihiratra aloha dia tsara aperakao aminy ireo olona75% zara fa miaiana angamba izay fanontaniana izay dia ho hitanao le valiny raha mamiratra le masoandrony.za moa tsy afaka ny hiteny hoe mihiratra na tsia satria tsy maiaina amin'io fitondrana io aloha izao ny tena,asa mety ho vintana sa tsia fa dia ny tantara no aoka hitsara.
43. besoiiin ( 29/10/2006 11:08)
akama> hay v ingahy tsy miaina @zao fitondrana izao e! dia faminaniana sy balarora daholo zany ireny wawawa retraretra ireny raha azoko tsara! midina ifotony alou vao mitsikera fa tsy mandefa wawawa any ananona any! imagination sy fanatisme no betsaka..... adiadio sy dinio alou zay vao miteny ry akama a!

tsiky dia ampy an:D
44. besoiiin ( 29/10/2006 11:17)
akama

azavao tsara ary aloa e! raha tsy nisy ny zanadambo taiza no niafarana?????? teninao mantsy io kou! azavao misimisy kokoa e :D:D d aza entimpo an
45. akama2006 ( 29/10/2006 11:28)
besoinnn> tsy hoe faminaniana ka ,ary enao ity tena manan olana eo aminy famakiana teny sy fahazahoana resaka a!sa izay le fanatisme araka ny filazanao azy ve?

raha maka fijery alavitra ianoa dia mahita tsara ny zava misy ary afaka mandinika sy mamakafaka tsara,mba andramo ny maka recul kely e,mora io no tsara!mba sty hanaovana fijery ho entiny fo be toa anao izao!tsotra io ary sty vidiana vola! fa raha tia mino mino foana moa ianao ,inona moa no azo atao fa enao ihany io ra besoin !

vakio tsara dia valio avy eo ,raha misy teny tsy azo dia teneno hazavaina anao .

tsiky marina dia ampy e! :-D
46. besoiiin ( 29/10/2006 12:21)
tsy mahita avaly v ingahy zany no sady mangalatra passe e! sa zatra manao copie coller ny tena evitra avoaka fa aza mangalatahaka???? ary valio ilay fanontaniana ry wawawa fa aza mody fanina a! raha tsy nisy anareo zanadambo dia taiza no niafarana??? azavao ny evitrialahy fa aza miala bala eo, sa dadanlizany ndray no andrasana hamaly azy????:D:D
47. besoiiin ( 29/10/2006 12:23)
mba valio less le fanontaniana fa aza mody fanina ry akama aaa... zany an!!!!:-*:-*:D
48. tezitra ( 29/10/2006 12:50)
zavatra 3 no azo tenenina:
aoka hazava aloha fa ny zanadambo dia tsy hoe bado daholo, nizara 3 izahay :1)ny zazavao (miaramila taloha) 2)ny chômeur diplômé (nisy manana maîtrise chômeur aza tao) 3) ary ny sasany, karazany maro samihafa (mpiasa repos,...) fa ity fahatelo dia vitsy
zavatra telo no azo lazaina:
1)nisy ve ny toky nomendRa8 sa tsy nisy? donc : na tanindrazana na tsia ny lehilahy manantanteraka ny toky nomena.
2)ny hoe tanindrazana dia ianao sy ny zanakao fa tsy io tany io akory,resaho @ ireo namoy vady sy kamboty ray zanadambo andry niankinana izany tanindrazana tanidrazana petititon de principe izany, raha sahy ianareo,
3) ny mahazo vola nohon'ny tanidrazana dia misy partout ary afaka miaraka ireo, ny pécule de guerre, ny pupilles de la nation dia misy partout (france du 2è guerre, veteran du vietnam,...)
4) ary ny GIs miady any IRAK aza raha etranger izy dia mahazo nationalité, raha americain izy dia mahazo vola
5) raha hamaly ianareo dia ne me faîtes pas le coup de izay ataon'ny vazaha tsy voatery hataontsika , pas de petition de principe, argumenter svpl
49. akama2006 ( 29/10/2006 13:01)
tezitra> ka izany anie tsy takany e!heveriny fa manasoasoa any maitre 8 angamba ny teny natao teo ambony! :-D mampiomehy ry besoin!

besoin>efa voavaly lesy le fanontaniana a!vakio tsara hoa!raha tsy mahay mamaky teny na teny tsy azo dia apetraho ny fanontaniana!inona aza no maha menatra andrabsoin amin'izany!
50. besoiiin ( 29/10/2006 13:10)
tezitra> za ngeh manaiky fa raha tsy teo ialahy isany tsy vita ny tolona e. ary midera anlisany aho, i akama ary mou manaiky fa fatrampanetsitadiny fotsiny ka tsy mamaly ny fanontaniako. ny blem amiko fotsiny dia tsotra! noho ny vola sy voninahitra no nanaovan'ny ankamaroanlisany iny adidy iny! tsy adidy mou izany sady tsy fitiavana tanindrazana kou fa fitiavantena! lisany v tsy mba mieritreritra we mba efa miaramigoaka ny vokatry ny tolona natao izao ny malagasy rehetra? ary tsarovy fa tsy ialahy isany irery akory no niady sy nitolona t@zany andro izany kanefa nahoana no toa ialahy isany irery no miogaoga????
hoy ialahy teny ambony:
tsisy anisan'ny mieux placé hi-critique andra8 angamba raha tsy ny zanadambo
inona no dikan'ilay mieux placé?????
51. akama2006 ( 29/10/2006 13:17)
besoin> fa inona aloha no nataonao aminy ilay hoe nitolona?

le olona matoa niteny anie dia nisy zavatra mivaingana ao e!ary AVERINA INDRAY fa nisy fampanatenanana tao.ary io no nahatonga ny zanadambo tezitra!

ny resaka indray hoe tia tanindrazana,io dia samy manana ny azy fa izay nahazao fitondrana foana no mitondra ny titre,iza moa no nilaza amindrangahy raha izao mitranga izao no jerena fa lany ara dalana i maitre any besoin ra8? tsy misy fa dia izy no atao lany eo dia izay,izao tapitra milaza afa sty lany aradalana avkoa ireto niaraka taminy!

ahahahahhaahahahah,rehefa mba namitaka olona hoa dia tsory fa sty misy bedy anie e,ny heloka hibaboana hono mody ho rariny.
52. besoiiin ( 29/10/2006 13:18)
tezitra> inona ilay mieux placé e??? hay v lisany efa mba placé ihany e???? kou inona no mbola himenomenonana??? mba omeo seza kou io akamanla io fa mitabataba be!
53. akama2006 ( 29/10/2006 13:22)
besoin> miala pa indray ve aminy ity seza e!mba mamalia misy argument fa ty taitaitra hoa!io ihany no tsy handraisany olona anreo ho serieux!
54. kitjo ( 29/10/2006 14:33)
kalam iany ry reto sao d lasa tezitra 1- tezitra 2 - tezitra 3 ny pseudo-nareo..haha

fa zao hoa e! t@ lahiniriny tany majunga koa d tsy nanome ny karaman' ireo olona nasaina namonjy famoriam- bahoaka...

dia ahoana?

miomana koa ianareo @ propagandy nareo tsy hanao raha raha tsy karamaina ireo izany fa jamais 2 sans 3..lol


fa le zanadambo angah aloha nifanaraha oe karamaina tokoa e?
55. besoiiin ( 30/10/2006 06:56)
fomban'ilay miandry mana io e! tsy mietsika raha tsisy sôsy! kou raha tsy nandrany olona kou hanome sosy lava izao! mba miasa less aaaaa
ho an'ireo zanadambo tezitra efa tsisy alou zany ny sôs d ahoana? na tezitrab ary d haninona??? fidio i lainiriko fa izy mety hanome sos anlisany
56. kitjo ( 30/10/2006 08:52)
hiihii

k efa oe lahiniriny tsy mandoa!

ny an Fisaka moa ravalo aza no nadoa ny an' ny mpiasany

ny an' ireo candidats hafa izao hoe tsy voaatitra ny bulletins zay tokon naterina ka tsy maintsy a la charge zareo manatitra azy @ faritany, mimenomenona zareo fa oe mbola vola daholo izany


ka inona ny sosy omeny andry tezitra eo?
57. akama2006 ( 30/10/2006 09:25)
besoin>>< olona misaina ohtranoa izao ve no manome hevitra any maitre8 ka inona no mahagaga raha hevitra tsy dia mitondra mankaiza sy tapomaso no mivoitra!

mora anie le miteny hoe tsy misy aza dia ahoana,fa taminy maitre any toi nagovitra naka ireto zanadambo,ohatra ny tsy tsaroana,ny tenany efa lasa nahia sy kozatra ny adintsaina,ka aza zatra manao lalandririnina sy mitsipa-doha laka nitana fa io anie tsy aharitra e,ary za hoa dia sahy manao paria aminzay fa mafimafy ny nahazo any raikalahy1 ny ahazo any ity raikalahy2 ity!

kitjo>> tsy hitako aloha ilay mahagaga aminy tsy fahampiany vola!lozika be izany ary ny mifanohitra amin'io aza no hafahafa! ny politika anie tsynata hangalana vola e!ary raha tany mazava fa tsy maizina ohatrany afrika sy ny gasy dia ny hevitra no hiadivana ary ny candidat mitovy avokoa,satria ny fanjakana no misahana izany! ka mazava be raha izay eo aminy fitondrana manan vola no mahavita aoha satria capitalisat sauvage no misy ary akaiky lavitra ny fomba communista aza ny marina.jadona,fampiasana fitaovana sy olompnajakana,fanerena ankolaka hilatsaka Tim etc....!ny tantara no hitsara ,ary aza manatena no ho afa-maina!pinochet aza nitetika ny ho faty miadana io voahenjika lava io!taloha izany efa hafa izao na dia any mada aza ny acteur sy role,azo atao ny manejika azy!tanremo fotsiny ny fo-pa,ry papa fa dia eny tsiafahy!:P!
58. manantsoa ( 30/10/2006 12:03)
ilahy anie nilaza ampahibemaso fa raha manana i Ra8 dia manana lavitra noho izay ananan-dra8 leiry e. sao diso ny filazanareo fa tsy manana nedala.
59. akama2006 ( 30/10/2006 12:10)
manatsoa> iza aloha le resahinao fa tsy arako le fanontaniana!
misaotra
60. besoiiin ( 30/10/2006 17:28)
io fa fanina:-D:-D:-D mbola aiza ny hanjo anla e:-D:-D:-D
tsky dia ampy ry akama an:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0149