L'appel du general zanadambo tezitra

21. papala ( 27/10/2006 11:40)
mBA OVAY AMIN'IZAY LAY FOMBA FISAINANA FA DE TSY HISONDROTRA MIHINTSY ITY MADAGASIKARA ITY RAHA OH'TRIZANY FOANA E!8O8O8O8O8O8O8O8O

BDB MIHINTSY NY MBOLA MANANA FISAINANA OH'TRIZANY !

MBA OVAY AMIN'IZAY E. MALAHELO HANI-KELY TSSSSSS!
22. besoiiin ( 27/10/2006 14:06)
ny andry zalahy ngeh ilay anarambola no jereny dia lasa izao e! tsy mba mijery ny mahaolona na dia kely aza. ary za tena mino fa raha ry zareo ireo no tenenina we mihinana maloton'akoho sy lalimanga fa omeko 5.000fmg dia tena mitsako tokoa:D:D, na we mandehana manao barrage any brickaville fa omena 15.000 fmg dia lasa tokoa. tena robot marina ny zanadambo e??? :-D:-D:-D baikoan'ny vola fa tsisy heritreritra
23. Lejim ( 27/10/2006 14:13)
fijo:
za dia tena nankasitraka ny zavatra vitan'ny zanadambo.ary midera ny herimpony.


Tsy hainao marina ny zavatra vitan'ny zana-dambo! Izay fotsiny no ambarako anao!
24. Hubert ( 27/10/2006 14:24)
Amen, mamela ny helony fa tsy fantany izay ataony.
25. vetsoko ( 27/10/2006 15:53)
mampalahelo be le fisainan'i tenagasy sy i lagoon ery ambony,marina fa misy ny tsy fitovian-kevitra,fa na izany aza tsy hoe tsy hitovy hevitra foana akory ka dia samy hisisika any @ éxtrémitén'ny heviny ny tsi11,principe fondamentalen'ny demokrasia anefa ny adi-hevitra,ary raha misy marina na rariny dia izay no tokony hiraisan'ny daholo be satria izay no tanjona @ demokrasia dia ny mba aha-soa ny daholobe no tanterahina
26. tenagasy ( 27/10/2006 16:28)
vetsoko!
Azafady indrindra raha nanafintohina anao ny fisainako, hatao ahoana fa izay no mba an'ny tena eh! Izay kely ananana no ahiratra!
Efa nanao azafady aho izay ka aza misosoka alahelo intsony vetsoko an!
Mirary soa!
27. tezitra ( 27/10/2006 19:13)
misy kararazany telo ny gasy
1)Ny gasy zana-dambo ; 2)ny gasy zana-deba ; 3)ny zana-body
a) ny gasy zanadabo: ny gasy nomendRa8 toky ka kivy : 80 %
b) ny gasy zanadeba : ny mbola manantena an'i deba; au moins ny amiraly manantanteraka ny toky nomeny ny namany (hoy : generaly fidy) 15 %
c) ny gasy zanabody : R8 foana na ho any ankady
5 % mizara telo izy ireo:
c1) zanabedy: matahotra andRa8 tsy miteny sao bedy na mahita fa tsy mety
c2) zanambady: zanabady havana ireo mahazo ranondranony
c3) zanabado: bado ka omena toky tsy misy dia mbola hifidy azy ihany
28. xxx ( 27/10/2006 19:38)
tezitra zany anie tena mpandinika be : fa indrisy marary an-kanina ... jeneraly ve dia ho kivy ... miasa miasa miasa miady amin' ny fiainana koa ... sady tsy nahazo seza no tsy nahazo hanina ve dia kivy , tiavo ny tanindrazanao ary karakarao ho an' ny zanakao be dia be ireo : zana-dambo , body , deba ,bado......tsy ho anao intsony ny zava-misy amin' izao fotoana izao fa jereo fa ho an' ny génération manaraka rehetra ... alefa eny amin' ny mausolée ianao fa tsy problème raha voninahitra no tadiavin' ny manamboninahitra jeneraly ... miaraha miasa amin' izay miasa fa izay ny ho avin' ny zana bado .....
29. fijo ( 27/10/2006 23:51)
lejim,fantako,fa ny nataon'ny zanadambo taorian'ny nahatongavandravalo no tianao lazaina.le lazaina hoe "fampandrian tany"io zavatra nataony io tsy ekeko"fa ilay niady tamindry kotity sy ny karazany no ekeko sy ankasitrahako.
fantako tsara fa nandroba sy nanao fahotana be ry zalahy (sasany avy eo.ka izay tsy ekeko,ary izao mbola mitohy izao no io fihetsika tsy mety io.
30. besoiiin ( 28/10/2006 06:49)
velona ho an'ny firenena, maty ho an'ny firenena si non mandehana mivariboanjo dia mahazo sôsy! sa v te hanao minisitra??? mandeana alou mibôsy, sa efa tratran'ny limite d'âge???
31. kitjo ( 28/10/2006 10:11)
tezitra
b) ny gasy zanadeba : ny mbola manantena an'i deba; au moins ny amiraly manantanteraka ny toky nomeny ny namany (hoy : generaly fidy) 15 %


ny vahoaka ve izany namany izany?
32. kolokanto ( 28/10/2006 12:25)
O ry tezitra a! Ekena ianao fa tena tezitra be, dia izany ve no itenitenenanao foana ato @ serasera???? Mba fidio ny teny lazaina fa tsy ny fitenenanao teny ratsy akory no hahamarina sy hampanan-danja ny hevitrao!!!
Misaotra!!
33. gasytsara ( 28/10/2006 12:28)
LESONA NY FIAINANA ry havako aby

Firy ny voavarotra ho andevo t@ fanjanahantany,
Firy ny maty t@ 1947
Firy ny nogadraina sy sesitany t@ 2e republique
Firy no maty t@ grevy isankarazany
Firy ny maty t@ diabe ho any Mavoloha 92
Firy ny maty t@ fampandriantany zanadambo
Firy ny ho faty @ rotaka manaraka

Mankaiza ny firenena???

Iza no nahazo tombotsoa t@ zany rehetra izany??
Ireo mpanjaka, ireo mpila ranondranony t@ fanjanahantany, ireo akaman'ny mpitondra 2e republique, ireo havan'ny mpitondra @ zao...

tsotra fotsiny e

AZA MANAIKY HO FITAOVANA
34. manantsoa ( 28/10/2006 12:59)
Tsy maintsy misy adala foana ny tany ry zalahy a!
Ireny no mpanakorontana sy manao izay tsy hampandroso ny firenena .Na dia hita fa mpitondra manana finiavana sy tena miasa aza no eo dia finganina foana .
Raha resaka zana-dambo dia maro amin' izy ireny no mankasitraka ny fitondrana ankehitriny.
Raha ilay mpitarika be resaka ,milaza fa tsy maintsy hifaninana amin-dra8 ; aiza izy izao ???
Hay tsy misy sôsy akory leiry.
Izay ilay mampalahelo e ; toy ireny no manamboninahitra sy mpanao politika gasy sasany .
35. vitsika ( 28/10/2006 13:42)
Mitomany i Madagasikara ankehitriny,mitomany azy ireo dimby sy ala tsy afa-maneho ny heviny ankehitriny,eny mando ary kotsa tanteraka ianao ,dia ianao zay nanantena filaminana,fiadanana,ary ny lafatry ny fiainana.Onena miaraka aminao aho satria teo tokoa aho tamin'ireny fotoana ireny nahita izay tokony ho hitako ,ary isany nanana ny fahavoazana aho nohony zava-nisy ,ho lazaiko aminao fa manana ny sary rehetra tamin'ireny aho .ary mitomany mandrak'androany mijery ireo famonoana ,famiravirana ,fanaratsiana ,fandikan-dalàna eny ireo fampiaram-pahefana,tantara ho antsika izany ary ho avy ny fotoana hivoahan'izany ,ary ny mahagaga dia tsy avoakan-dra8 hatramin'izao ireo sary vitsy nomena azy ,mipetraka amiko ny fanontaniana hoe : "Nahoana ?" honena aho ny amin'ny zana-dambo ,manaja anareo aho satria finiavana sy fanoloran-tena no nataonareo ho any Madagasikara ho aminareo anie ny fahasoavana ,ary ho an'i Madagasikara ny Fandrosoana ,nefa misalasala ihany aho ,Handroso ve ??? Tokony ,ary tokony .nefa izay tonga toa Lalina avokoa ,Feno fitaka i madagasikara .ary tsy mena na maintso intsony ny lokony fa MAVO .AZONAO VE ??? tsy izaho no maniry tsy izaho no manatanteraka fa amiko i Madagasika lavitry ny fandrosoana ,ireo madinika no madinika ary izay manan-tsaina no ambony nefa fidiny ho azy ve ?? Raha miala iray i Madagasikara dia tsy i Madagasikara intsony satria i mada dia ny gasy rehetra sy izay ao aminy ary miaraka mahantra amin'i Mada ianao na milliardaire ao Mada aza koa saino ??
Mirary tsara ho an'i Gasikara aho ,ary hivavaka ho azy .FISAORANA HO ANAO
36. manantsoa ( 28/10/2006 15:56)
Be sentiment koa izany ranamana Forymie izany an!
37. kitjo ( 28/10/2006 16:01)
eo manantsoa mba afohezo azafady fa lava b le izy d ts voavakiko

vitsika> tokon mba nasiana mandingana andalana fa tena sarotra be mamaky azy
38. besoiiin ( 28/10/2006 16:18)
vitsika> ntsôôôôôô mampahonena tokoa raha ny fitantaranao azy, ary marina tokoa, izaho manaiky fa tsy vitsy ny zanadambo tena tia ny tanindrazantsika malala ity ka nahafoy ny ainy mba ho sorona hamongorana ireo tsy matahotody, nahafoy ny ainy ho an'ny tanindrazana izy ireo, toy ny t@ andron'ny menalamba mba hanafaka sy hamela many ho an'ny fireneny sy ny taranany mba tsy ho eo ambany vahoan'ilay ratsy, kanefa tsarovy koa fa nisy ireo zanadambo tsy niheritreritra afatsy ravola sy ravoninahitra izay hinoana fa mety nitandro ny ainy fatratra sao dia tsy ho tody any amparany ka tsy ahazo ilay valisoa sy voninahitra. izay ilay fitiavantena fa tsy mba fitiavantanindrazana, ka lasa ireo tsopou sy tena nanampitiavana no lasa sorona... isaorako sy omeko fanajana etoana ireo zanadambo izay tena niroso tokoa ka nahafoy na dia ny ainy aza ho an'i madagasikara, tsy very foana ny rà-nareo izay nalatsaka fa lasa zezika nampiroborobo ny fandrosoan'ny taranaka aty aoriana. Ho an'ireo izay tia tena kousa indrindra ireo izay mpitarika sy manao manipulation, dia tokony mba hieritreritra, tsy tokony nandray fiadiana akory ianareo ka nandeha tany fa nijanona tao antrano, mampalahelo ihany mantsy ankehitriny ny mieritreritra we kay v dia noho ny fitiavantena fitiavambola ary fitiavantseza no nanosika anareo hanao ireny e
39. manantsoa ( 28/10/2006 16:25)
tia vola v izy nandà ny dizaine de milliard ??
40. akama2006 ( 28/10/2006 20:51)
zanadambo> raha tsy nisy anareo taiza no niafarana?

nampanatenaina fa tsy hoe nitaky ,ka raha tsy tanteraka izay izy no tokony omena tsiny ilay nanome toky sa ilay nahatoky!

tohatra fiakarana izany ianareo ary mitovy tsy misy valaka aminy vahoaka mifidy ary tsy nahita ny fampanatenaina natao.

ka dia mahaiza maka lesona ary aza avela ho entiny fo fa ny zavatra ho entina aminy fo dia mivaralila foana.ny saina, nomena antsika mba handinika ,hamakafaka ny marina sy diso,ny vary sy tsiparifary,ka dia mifidiana aminy decembre na daty tena izy io na tsia,ary rehefa lany izay nofidiana dia aza manaiky fa ambeno ny safidy fa raha tsy izany dia ho sahirana indray avy eo.

aza amelana ny nanao sy manao ary ny hanao ny fampanatenana sy ny famenoamposy ,mametraha lamina sy fanenjehina matotra tsy misafidy olona ;eny na ny fanapahandoha aza moa maninona;fa raha izay no tanteraka tsy misy sahy haka na ariary aza eo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.047