Rehefa mijery lehilahy ....
61. vale
(
28/10/2006 12:00)
Kamoufle:=))=))=))=))=))=))=))=))
Ary ahoana ilay vehivavy miaraka mijery lehilahy , mody tsy mahatazana ,nefa rehefa lasa ianao , dia samy mitsikanikany izy roa ao ambadika???falifaly ery mijer ny ravimbbodiko midoladola....
62. kelly13
(
28/10/2006 12:06)
midoladola? tsy mba ferme akory v? tsy mba mi attirer zany fa mampimé marina =))=))
63. sanana
(
29/10/2006 03:32)
heheh, ny masony klou d avy eo ataoko ze ahitana ny ratsatongony, !seen willy_
64. Simpona
(
30/10/2006 17:37)
Ary tsy misy mijery ny halavan'ny ratsa-tanany nga, io hono no milaza ny halavan'le fika :lol::lol::lol:
66. kelly13
(
30/10/2006 17:46)
Simpona:
Ary tsy misy mijery ny halavan'ny ratsa-tanany nga, io hono no milaza ny halavan'le fika :lol::lol::lol:
hay va re! :-D:-D:-D
70. soanja
(
31/10/2006 03:18)
Ny MASO mijery dia fitaratra vita
Ny endrika ao anatin'ny fo eo no hita
Ny maso mijery mahay mintantara.... Tsy tadidiko intsony. :-D:-D:-D
Ny fitsiky.
Ny fipetraky ny fe sy ny tongotra na hoe ny fitsanganana.
Ary farany dia ny fiakanjo.
Ny endrika ao anatin'ny fo eo no hita
Ny maso mijery mahay mintantara.... Tsy tadidiko intsony. :-D:-D:-D
Ny fitsiky.
Ny fipetraky ny fe sy ny tongotra na hoe ny fitsanganana.
Ary farany dia ny fiakanjo.
71. Zina
(
31/10/2006 04:16)
Zina [ Valio ] 26-10-2006 19:56:25
Lohateny : Re : Rehefa mijery lehilahy ....
Ny ahy ny MASO ao doly ny rehetra...
ka zany mihitsy ry soanja ao doly no ahitana ny rehetra wa..
fa mbola gaga ihany aho @ ity oe : NY TONGONY????
72. mimich
(
31/10/2006 08:15)
Ny maso mijery fitaratra vita
Ny hevitra ao anatin'ny fo eo no hita
Vinaky eo daholo na ratsy na tsara
Ny maso mijery mahay mitantara
Ny mason'ny tsara dia feno hafaliana
Madio sy malefaka tsisy haratsiana
Ny mason'ny ratsy manjombona lava
Matroka foana , tsy mety mazava
Tandremo ry zandry ny maso mijery
Fa maro izy ireny no tena mamely
Mahay manangoly kanefa mifona
Tangena sy poizina tena mamono
Vita tompoko
Ny hevitra ao anatin'ny fo eo no hita
Vinaky eo daholo na ratsy na tsara
Ny maso mijery mahay mitantara
Ny mason'ny tsara dia feno hafaliana
Madio sy malefaka tsisy haratsiana
Ny mason'ny ratsy manjombona lava
Matroka foana , tsy mety mazava
Tandremo ry zandry ny maso mijery
Fa maro izy ireny no tena mamely
Mahay manangoly kanefa mifona
Tangena sy poizina tena mamono
Vita tompoko
73. soanja
(
31/10/2006 14:15)
mimich:
Ny maso mijery fitaratra vita
Ny hevitra ao anatin'ny fo eo no hita
Vinaky eo daholo na ratsy na tsara
Ny maso mijery mahay mitantara
Ny mason'ny tsara dia feno hafaliana
Madio sy malefaka tsisy haratsiana
Ny mason'ny ratsy manjombona lava
Matroka foana , tsy mety mazava
Tandremo ry zandry ny maso mijery
Fa maro izy ireny no tena mamely
Mahay manangoly kanefa mifona
Tangena sy poizina tena mamono
Vita tompoko
Misaotra e. Tena adikako mihitsy le izy fa tena ilaiko amin'ny fiainana. mahalaza azy iray manontolo zany ny maso.
Ny hoe Tongotra indray alo de tsy fantatro fa tena hitako ho zavadehibe amiko zany ny atao hoe fe sy tongotra. Io no mahatsanganolona azy sa ahoana? :-D:-D
74. Fiffi
(
01/11/2006 13:51)
hummm ! mahavariana be ny mamaky zay nolazainareo rehetra ato an! heu....inona re ny ahy eh ?