Rehefa mijery lehilahy ....

1. dolby ( 26/10/2006 12:27)
Ho anareo vhv rehefa mijery lehilahy dia inona no jerenareo voalohany. Ny mahasarika anareo izany, raha lehilahy gasy ohatra no resahina.
novalian'i titis ny 04/11/2006 13:14
2. papala ( 26/10/2006 13:11)
Za aloha rehefa mijery lhly dia toy zao :

1 - ny endriny (ny lohany manontolo)
2 - ny fiankanjony
3 - ny fahadiovany ety ivelany 8O8O8O8O8O8O8O8O
3. kelly13 ( 26/10/2006 13:15)
ny ahy ny endriny d aveo ny tongony d aveo ny sofiny! tsy haiko maninn! serieux io a :lol:
4. papala ( 26/10/2006 13:19)
fa za aloha d tena tsy tian'ireny lhl be voretra be reny e:^):^)=))=))
5. Fiffi ( 26/10/2006 13:26)
ka iza koa anefa no hitia an'zany ?:roll:
6. vale ( 26/10/2006 13:40)
dolby: ny endriny dia ny bikany de indd2 ny ao an-dohany! (raha manan-tsaina izy na tsia) fa na tsara tarehy amam-bika ohatra ny inona aza ka poak'aty toa hafa2 ihany:lol::lol::oops::oops:
7. Aino ( 26/10/2006 13:40)
:wink:ko efa hoe voretra kosany ve de!!
de ilay fanotaniana iray tsy haiko ny mamaly azy, ny endriny anga hoe de avy eo fombany, de tsy haiko koa.
8. Kamoufle ( 26/10/2006 13:47)
Ary ny Bongony eeeeeeeeeee;aza mihatsara velatsihy eo fa tsss
9. kelly13 ( 26/10/2006 14:04)
nga iny hita miharihary amboalohany? sa nenao tounga d aseonao io "bongony" io? tsy tonga d mitsôka ny sipa! ountsss
10. cutie ( 26/10/2006 14:32)
Mpandefa : dolby [ Valio ] 26-10-2006 14:27:36
Lohateny : Rehefa mijery lehilahy ....
Ho anareo vhv rehefa mijery lehilahy dia inona no jerenareo voalohany. Ny mahasarika anareo izany, raha lehilahy gasy ohatra no resahina.

mbola tsy nijery za :-D:-D:-D
11. dolby ( 26/10/2006 14:36)
cutie:

mbola tsy nijery za :-D:-D:-D


Manaja ny safidinao :)


12. cutie ( 26/10/2006 14:44)
misaotra e
dolby ve lhl sa vhv:lol::lol::lol:
13. vale ( 26/10/2006 14:47)
Kamoufle:

Ary ny Bongony eeeeeeeeeee;aza mihatsara velatsihy eo fa tsss
=))=))=))hafa ihany ny fijerin-dry kamoufla=))=))=))=))=))
:oops:


14. vale ( 26/10/2006 14:50)
kelly13:

nga iny hita miharihary amboalohany? sa nenao tounga d aseonao io "bongony" io? tsy tonga d mitsôka ny sipa! ountsss
kelly: kamoufla ange io eh, ndry marina, :-D:-D:-D:-D, ny azy angamba ni kamoufla be, ihihihihihi, asehosehoy eo tsara raha tiana hi tsioaka marina ny sipa kle, ihihihihi:-D:-D:-D:^)


15. robyh ( 26/10/2006 15:02)
rehefa mijery lehilahy ny ahy aloha nyendriny e nyfitafiny sa tsy ijany
16. gasikely ( 26/10/2006 15:14)
marina kosa aloha fa na dia hoe ny "beauté interieure " aza no tena mikaonty D sarotra be zany tsy hijery ny hivelany zany e! ny ahy aloha D tonga D ny tarehiny e, ataoko hoe "reflexe" angamba D ny hadioany koa aloha e, fa tsy zany ry sipa isany
17. dolby ( 26/10/2006 15:23)
cutie:

misaotra e
dolby ve lhl sa vhv:lol::lol::lol:

Angaha tsy hita hoe lahy sa vavy rehefa cliquer-na ?
Mba hanovako azy mantsy raha hoe tsy ao.
cutie anefa izao hitako hoe manao zipo !!


18. vale ( 26/10/2006 15:34)
gasikely: an,an hoà, mariné, nena alo e, na bogosy be ohatra ny inona aza ka vendrana (oh) sy ratsy toetra ihany koa(masika....), tonde mitsoaka be za:lol::lol::oops:
19. dailynews ( 26/10/2006 15:58)
papala:

Za aloha rehefa mijery lhly dia toy zao :

1 - ny endriny (ny lohany manontolo)
2 - ny fiankanjony
3 - ny fahadiovany ety ivelany 8O8O8O8O8O8O8O8O

toa mitovy amin i papala ny hevitro eto.

ny fiakanjony satria ny maha izy azy dia avy amin iny fiakanjony iny..eritrereto hoe..olona manao akanjo mainty be sy misy soratra hoe AC/DC(Anti-Christ/Death of Christ) ary ny volony mohawk izany hoe ilay tahaka ny sangan ny akoho ireny dai miloko manga sy violet, miaraka amin ny tattoo eran ny tenany rehetra.....
ilay style no tiako lazaina eo io an. fa normal sy madio izy dia tsy maninona...

dia ny fomba firesany....be teny ratsy ve? manaja olona ve? sns....(hay moa mijery avy ety ivelany no resahina ..mbola tsy tonga any isika izany)




20. dailynews ( 26/10/2006 16:04)
vale:

gasikely: an,an hoà, mariné, nena alo e, na bogosy be ohatra ny inona aza ka vendrana (oh) sy ratsy toetra ihany koa(masika....), tonde mitsoaka be za:lol::lol::oops:

ie, fa angaha moa isika tsy mijery ilay amin ny volohany iny fotsiny aloha? mbola tsy ao ny fomba firesany sy inona ny ataony sy ahoana ny fanahiny sns..


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6484