Rehefa mijery lehilahy ....
21. vale
(
26/10/2006 16:10)
daily: ny endriny aloha, fa na de nanaitra aza iny ka hum:!: ny toetrany sy ny ao an-dohany dia bye! (ny anah io hoà an!!!!!):-D:-D:-D
22. vale
(
26/10/2006 16:13)
fanampiny koa ny ahy ny volony stt:), (les ch'veux c la personne hono), de izay koa!:wink:
23. paingotra
(
26/10/2006 16:33)
dailynews:
papala:
Za aloha rehefa mijery lhly dia toy zao :
1 - ny endriny (ny lohany manontolo)
2 - ny fiankanjony
3 - ny fahadiovany ety ivelany 8O8O8O8O8O8O8O8O
toa mitovy amin i papala ny hevitro eto.
ny fiakanjony satria ny maha izy azy dia avy amin iny fiakanjony iny..eritrereto hoe..olona manao akanjo mainty be sy misy soratra hoe AC/DC(Anti-Christ/Death of Christ) ary ny volony mohawk izany hoe ilay tahaka ny sangan ny akoho ireny dai miloko manga sy violet, miaraka amin ny tattoo eran ny tenany rehetra.....
ilay style no tiako lazaina eo io an. fa normal sy madio izy dia tsy maninona...
dia ny fomba firesany....be teny ratsy ve? manaja olona ve? sns....(hay moa mijery avy ety ivelany no resahina ..mbola tsy tonga any isika izany)
salama, az tonga dia hisaorana kosa ny mpiakanjo mainty sy ny manana hety volo hafa e! feeling daholo ireny, tsy mba tianao ve ny olona tsy mitovy amin'ny daholobe?
25. Aino
(
26/10/2006 17:35)
hihihihi dia samy manana ny fijeriny avy izany.
bokony,tongony,volony,endriny,halavany,habeany sns.
bokony,tongony,volony,endriny,halavany,habeany sns.
27. tslem
(
26/10/2006 18:20)
vale:
dolby: ny endriny dia ny bikany de indd2 ny ao an-dohany! (raha manan-tsaina izy na tsia) fa na tsara tarehy amam-bika ohatra ny inona aza ka poak'aty toa hafa2 ihany:lol::lol::oops::oops:
d mba aôna n tonga d alalàna an'izany pôkaty na tsia zany,mba toroy oe?
28. dailynews
(
26/10/2006 18:24)
vale:
daily: ny endriny aloha, fa na de nanaitra aza iny ka hum:!: ny toetrany sy ny ao an-dohany dia bye! (ny anah io hoà an!!!!!):-D:-D:-D
mino tanteraka an io aho kah
30. dailynews
(
26/10/2006 18:28)
paingotra> ka ny fomba fijeriko eto ange ry paingotra no lazaiko e, tsy ny fomba fijerin ny daholobe :wink:
33. unjila
(
26/10/2006 19:20)
slt daholo o ny tarehany zany hoe le lohany raimanotolo ,ny fitafy tsy manin fa mety avy niasa izy
34. cutie
(
26/10/2006 19:21)
Mpandefa : dolby [ Valio ] 26-10-2006 17:23:36
Lohateny : Re : Rehefa mijery lehilahy ....
Hoy i cutie:
misaotra e
dolby ve lhl sa vhv
Angaha tsy hita hoe lahy sa vavy rehefa cliquer-na ?
Mba hanovako azy mantsy raha hoe tsy ao.
cutie anefa izao hitako hoe manao zipo !!
ka za wa mbola tsy nijery:-D:-D:-D
35. kelly13
(
26/10/2006 19:25)
miangalyandria:
Ny TONGONY : iny no milaza amiko ny ambiny rehetra !
voalazanjy le izy, hihii! za kou tsy maintsy mijery tongotra sy ny sofiny (surtt ny ao anatinn'y sofina)
38. belaza
(
26/10/2006 20:36)
le kiraro anaovany ve zany tongony izany sa ahoana? izany hoe eo no hijerenareo ny valérany ve? sa le tena tongony hoe bila na bingo? sa ny fofo-tongony?
40. melody
(
26/10/2006 20:58)
za tsy ti lhl tsy misy volon-doha satria tsy misy hitazomako azy rehefa...=))=))
manarak'izay za tsy ti lhl banga na tsy misy nify firy rehefa mitsiky:-D:-D
Ny fitafina indray tsy dia hamakiko loha lotra fa rehefa tsy mikorotana/misaviritaka izy dia bien:-D:-D
Farany, tsy fohy kely lotra izy ary tsy matavy ihany koa.... misy toy ireo ve any ho any?:wink:
manarak'izay za tsy ti lhl banga na tsy misy nify firy rehefa mitsiky:-D:-D
Ny fitafina indray tsy dia hamakiko loha lotra fa rehefa tsy mikorotana/misaviritaka izy dia bien:-D:-D
Farany, tsy fohy kely lotra izy ary tsy matavy ihany koa.... misy toy ireo ve any ho any?:wink:
