Rehefa mijery lehilahy ....
44. lemenakely
(
27/10/2006 07:31)
melody:
za tsy ti lhl tsy misy volon-doha satria tsy misy hitazomako azy rehefa...=))=))
manarak'izay za tsy ti lhl banga na tsy misy nify firy rehefa mitsiky:-D:-D
Ny fitafina indray tsy dia hamakiko loha lotra fa rehefa tsy mikorotana/misaviritaka izy dia bien:-D:-D
Farany, tsy fohy kely lotra izy ary tsy matavy ihany koa.... misy toy ireo ve any ho any?:wink:
sao dia fatra-pitady ny manganana ka sendra ny mangidy tsy laitra atelina e! aiza koa na ny raozy aza misy tsilony anie e!
koa dia mahereza mitady ilay pérle rare ary e !
45. lemenakely
(
27/10/2006 07:32)
nolalaina:
Mahazo miteny ve zah oé ny compte bancaire-ny?? :-D :-D
=)) =)) =)) =))
tssss quel matérialiste!
46. bimanoa
(
27/10/2006 07:46)
ny tsanganany ( ny bikabikany ), tsy tia olona fohy na botabe na bkibo ; d izay vao ny endriny, d ny fomba fiakanjony d miditra lalindalina kokoa ( ny toetrany, ny momba² azy sns ... )
47. miangalyandria
(
27/10/2006 08:45)
dailynews Ny TONGONY : iny no milaza amiko ny ambiny rehetra ! hazavao
Tsy ny kiraro fa ny bikan'ny tongony dia misy mampiseho ny toetrany, ny fomba fikarakarany ny tongony indray afaka mampiseho koa hoe olona mahakarakara tena ve izy, madio ve izy sy ny sisa.
Vao mahita tongotra aho dia tonga dia misy réaction henoko foana:?::idea: !!!! Tsy haiko hoe maninona !!! :?::idea: Raha misy olona miintéresser ahy indray dia ataoko izay fomba rehetra ahitako ny tongony :-P:-P
48. dolby
(
27/10/2006 09:13)
Ahoana koa ary zany tongony zany ? ny ratsan-tongony ve sa ny inona ? Ny lehilahy anie manao pataloha foana e no sady manao kiraro koa koa ahoana sa hoe bingo sa X ve ?
49. Kamoufle
(
27/10/2006 09:20)
Ary ahoana ilay vehivavy miaraka mijery lehilahy , mody tsy mahatazana ,nefa rehefa lasa ianao , dia samy mitsikanikany izy roa ao ambadika???falifaly ery mijer ny ravimbbodiko midoladola....
51. nolalaina
(
27/10/2006 09:38)
Kamoufle : dé ho hita ve zany midoladola zany nefa éh zato izy efa mikamoufle?? :wink:
Eh!! Tena midoladola marina ve izy ao ?? :°)
Eh!! Tena midoladola marina ve izy ao ?? :°)
52. xxx
(
27/10/2006 11:37)
1° Ny lohany(ny masony, ny fitsikiny, ny airny izany hoe mba bandy miavona ve sa ... classe, tsotra, etc...)
2° Ny fitafiny; ny fombafombany ary ny toetrany sy ny fomba firesany!
2° Ny fitafiny; ny fombafombany ary ny toetrany sy ny fomba firesany!
54. melody
(
27/10/2006 17:28)
hoy lemenakely
marina mihintsy akia ilay rozy misy tsilony a, tsy mampaninona ahy hoa ny fitafiny, efa tsilo izany, hihihi tsy mapaninona ahy ny tongony goavana be satria ao anaty kiraro ilay izy, tilo ihany koa izany, fa tena tsilo firy akia no tsy maintsy hisy @ rozy a?=))=))=))=))=))
dia rehefa mihona @ ilay bandy za izay vao manontany hoe mahay mandihy ve izy... ka na dia hananany daholo aza ireo criteres ireo ka tsy mahay mandihy dia tsy mety ihany koa!!!!!!:wink::wink::wink::wink:
sao dia fatra-pitady ny manganana ka sendra ny mangidy tsy laitra atelina e! aiza koa na ny raozy aza misy tsilony anie e!
marina mihintsy akia ilay rozy misy tsilony a, tsy mampaninona ahy hoa ny fitafiny, efa tsilo izany, hihihi tsy mapaninona ahy ny tongony goavana be satria ao anaty kiraro ilay izy, tilo ihany koa izany, fa tena tsilo firy akia no tsy maintsy hisy @ rozy a?=))=))=))=))=))
dia rehefa mihona @ ilay bandy za izay vao manontany hoe mahay mandihy ve izy... ka na dia hananany daholo aza ireo criteres ireo ka tsy mahay mandihy dia tsy mety ihany koa!!!!!!:wink::wink::wink::wink:
55. dailynews
(
27/10/2006 18:47)
miangalyandria:
dailynews Ny TONGONY : iny no milaza amiko ny ambiny rehetra ! hazavao
Tsy ny kiraro fa ny bikan'ny tongony dia misy mampiseho ny toetrany, ny fomba fikarakarany ny tongony indray afaka mampiseho koa hoe olona mahakarakara tena ve izy, madio ve izy sy ny sisa.
Vao mahita tongotra aho dia tonga dia misy réaction henoko foana:?::idea: !!!! Tsy haiko hoe maninona !!! :?::idea: Raha misy olona miintéresser ahy indray dia ataoko izay fomba rehetra ahitako ny tongony :-P:-P
hafa kely mihitsy ianao miangalyandria. tokony manao scoubidou daholo izany izay lehlahy te haka ny attention nao.
56. cutie
(
27/10/2006 19:27)
Mpandefa : kiali [ Valio ] 27-10-2006 17:15:49
Lohateny : Re : Rehefa mijery lehilahy ....
aty jerena waaaa de minoa fotsiny ihany
refa avy mijery vo mino ve :-D:-D:-D
57. kelly13
(
27/10/2006 19:34)
kiali:
aty jerena waaaa de minoa fotsiny ihany
inn klou no azo jerena eny @nao? tongotra? sofina? loha? pôzy? lolllll
58. miangalyandria
(
28/10/2006 05:57)
Dailynews : Ny olona pieds nus manana succès lavitra be mihitsy nohon'ny olona manao kiraro lafo be :-P:-P Raha te-hanantona ahy tsy te-handany fotoana dia tonga dia io no atao fa tsy mipozipozy be dia nefa afaka telo volana mahatsapa hoe kay ny tongotro no tsy nitiavany na nitiavany ahy !!!! Very fotoana sy very vola nividianana kiraro vaovao fotsiny raha vaovao ilay kiraro :-D:-D:-D
60. vale
(
28/10/2006 11:58)
belaza:=))=))=))=))=))
le kiraro anaovany ve zany tongony izany sa ahoana? izany hoe eo no hijerenareo ny valérany ve? sa le tena tongony hoe bila na bingo? sa ny fofo-tongony?