menu du jour" poisson"
61. boubounezy
(
16/11/2006 01:00)
vale omeko zé mila kia fa aza matahatsa njy a!
misôtra anjy nangataka io ré7 t@ko io ho any namana zany ny te fietsika namana mitsinjo ny hafa nefa za efa ela2 iany tsy teto fa no ny fangatahany vale dé tonga iany ny tenako. na dé tsy no zany iny aza fa no ny namana mila ré7 dé tonga za ho any zé mila ré7 retra eto.
poisson farcie mou lé izy teo???
désosséo ny trondro, vaventy ny tena tsara na saumon entier reny aza tena sara iany kou.
dé refa vita ny fanalana ny tolany dé, manaova farce totonkena omby, oignon, tongolo gasy, ciboulette coriandre, thym, poivre, sira, asio vin rosé kely tapakiny vera ra saumon entier ny ataonao, na viande rouge aza ; tsetsemo ao anaty trondro ny farces dé afatory @ fil alimentaire fa tsy zairina akory.
ataovy anaty four mandritra ny adiny 1h30mns dé jerijereo matetika sady avadibadika mandrapa doré azy tsara dé refa vita ataovy anaty plat ovale dé décoréo pomme de téraau four na vapeur, sy haricot vert vapeur ar caroty vapeur, rarao coriandre sy persila efa votetika madinika kely eo ambony ary oditra vôtabie en rose.
mazoto ra misy mbola tina anotanina anotanio.

63. boubounezy
(
17/11/2006 02:19)
kitjo votabie en rose vé? oditra votabie no fanaovana azy.
voasina ay manotolo ny votabi tsy avela tapaka mintsy, refa vita dé aoringirona dé lasa otrany rozy izy avy eo tara anaovana déco ny sakafo. io no ataoko anarany fotsiny ka!:lol:

64. vale
(
18/11/2006 17:11)
boubounezy: mesy anjy ky a! tena betsaka ny namana mila fanampina eto de za manokana alou tsy de manana re7 firy e! :-*
66. boubounezy
(
20/11/2006 17:24)
kitjo atonjoy lé fomba fanovana téléchargement ny jeux fotsiny za fa omeko ré7 njy e!:D