menu du jour" poisson"
41. diamondra27
(
08/11/2006 08:37)
za nanadrana sushi fa tena tsara akia a!tiko besauce soja akia iny a! le sauce marron iny :wink:
42. kitjo
(
08/11/2006 16:41)
sady tsy mampatavy...iihihihi
fa misy ilay sauce japonnais izay..wasabi anarany, fakan-javatra ohatry ny sakamalaho izy io fa maintso2 dia kikisany...
fihinana sushi mihitsy, @ resto japs angamba no misy azy raha any fa aty moa ireny isaky ny moron-dalana.
ohatry ny moutarde ilay izy ary asiana keeely fts fa raha bdb tonga d manaikitra be anatin' ny loha any tsy zaka fa milatsaka mitsy ny ranomaso!
fa izay hono anefa no tena ilaina! :{

43. malalatinasoa
(
09/11/2006 15:55)
Ny teriyaki tsy sauce soja fotsiny fa sauce vita avy @: sake+ vinaigre de vin + sauce soja + sucre. Iny no maha yakitori (grillade de poulet) ny yakitori, mmmmhhhh z'adore. Fa mampatavy :cry:
Ary tianareo ve ilay algue maintsomaintso amonosany ny sushi?? betsaka manko no tsy mankafy an'iny, nefa tena nutritif b.
Ary tinareo ve ny tempura? ilay beignet de crevette, misy koa legume, poisson, pumpkins?? inn no itako farany matsiro ndrindra.

44. kitjo
(
09/11/2006 16:44)
ie tsy soja ny teryaki k!
fa tsy haiko fa tsy dia tiako lotra iny fa kely fts d mankaleo.
mmhhhh...le algue seaweed iny ny anah na hanina amzao na @ miso soup tiako foana. misy le amidy @ sachet oh caca pigeon reny
Tempura ko tsara fa somary mavesatra amiko le sauce.
misy Yoshinoya ve any @ malalatinasoa? misy an le hena omby manify kely iny amindry zareo d miaraka @ veggie na saumon..mmhhhh..io ny favorite-ko apres sushi et sashimi
le sosy sakamalaho milona iny tsy adino sy chili powder!

45. kitjo
(
09/11/2006 16:47)
@ resto japs le ambony2 class reny reny le eo alohan' ny latabatra mihitsy ny aquarium d fidinao eo le trondro ze tinao
fa tsara be aloha ilay izy satria tena frais tsara mihitsy le hohanina manta na griller-na kely
fa tsy zakako mijery an le trondro le vonoina!
Le taloha manko le trondro velona iny no raisindry zareo d tazomina @ lohany tonga d endasina velona fa misy fomba fanesorany ny kirany...ny lohany fts no tsy aroboka anaty menaka d eo ambilia le izy mbola mihetsika2 le sofiny..hitako t@ documentaire io fa zao efa tsy azo atao tsony fa noraran' ny mpiaro ny biby!

46. mandrindra
(
10/11/2006 14:48)
ny mpiaro biby koa mba resaka tiana hateza fotsiny fa ny vokany sahala foana e, eny ambilia no hiafaran'ny trondro
47. malalatinasoa
(
10/11/2006 15:15)
mandrindra:
ny mpiaro biby koa mba resaka tiana hateza fotsiny fa ny vokany sahala foana e, eny ambilia no hiafaran'ny trondro
:-D:-D, marina zany,
fa le izy miala aina ela be fotsiny no mampalahelo.
48. malalatinasoa
(
10/11/2006 15:22)
kitjo:
misy Yoshinoya ve any @ malalatinasoa? misy an le hena omby manify kely iny amindry zareo d miaraka @ veggie na saumon..mmhhhh..io ny favorite-ko apres sushi et sashimi
yep yep, refa gorona de mande eny @ chaine yoshinoya fa io no faran'zay mora ndrindra, nefa matsiro be.
Tairo ndray ny re7 tsonjo manaraka rizareo a. Misy mahay an'ilay trondro asina zavatra ao anatiny iny ve aminareo.
50. mandrindra
(
13/11/2006 11:59)
malalatinasoa, tsy manakana ny mpihinana toa ahy aloha na elabe izy no miala aina na vetivety e
51. vale
(
13/11/2006 13:13)
:-D:-D, mandrindra
Fanaovana saumon koa ty e(malalatinasoa:wink:)
maka tranche na saumon vaventy tsara, 1 isan'olona izany!
Atao ambony papier alu, mitsitokatokana,
-Tetehina oignon tokony 1 lebebe / tranche ny saumon, ataovy eo ambonin'ny trondro tsirairay avy eo,
-Maka crème fraîche 1 sotro lehibe, araraka eo amboniny trondro indray avy eo (izany oe eo ambonin,ny oignons), vita izay dia fonosina @ izay; tandremo tsy hatao mipetaka be fa somary taritina miakatra de le ery ambony no akambana ahorona kely ,
-ataovy anaty four , masaka tokony afaka 20 à 25 mn eo,temp 180°c.VITA!
malalatina> boubounezy izao no mahay tsara an'io le trondro farcie io :):-*
diamondra: ha! ha! mitovy iany ne zany tsika 2 koa, tena ts fantatro akia izany a,:lol::lol::oops:, fa le hira kosa fantatro tsara! hihihi...:wink:

52. vale
(
13/11/2006 13:17)
oups: azo asiana herbe kely ze tina, coriandre voatetika ,na sibolety... eo ambony ny trondro an! ./. :-D
53. vale
(
13/11/2006 13:31)
malalatina::wink: le sinoa sinoa aloha tsy kapokako:-D,:°) ankoatry ny mihinana ftsn:-D:-D :oops:, fa ty ndray gasigasy annn!
zavatra ilaina: trondro tilapia 4 vaventy,
-mangalà ndry trondro tilapia reny, de video décailléo, de rehefa madio tsara de hosory sira tsirairay, de avelao hitsika tsara,
-mamana menaka njy de endaso tsirairay ao
-rehefa vita izay de maka iogons voatetika + voatabia, efa noendandasina ireo , de alahatra anaty cocotte ny trondro, de rarahina le sauces tomates oignons teo , dia maka lait de coco 1 boaty kely (raha trondro 4 no atao oh), de rarahina ny trondro..
-masaka izy afaka 10 à 15 mn, tandremo fa atao malefaka tsara ny afo an, vita de azo asiana tetika na coriandre na sibolety ho an'izay tia !..

54. kitjo
(
13/11/2006 17:12)
vale> za ko tia manao an'io tsonjo coco io...fa tsy ela lotra v akia ra 10 a 15mn? so d potika...ny ahy refa mifangaro tsara fts 5mn eo ho eo
poisson sauce aigre douce
sinon njay otsan'io iany anaovana posisson fa ampiana sakamalaho sy zava-maitso le tongolo sy voatabia..atao sosy mitokana mihitsy aloha...asiana vinaigre/citron sy siramamy..ianao ihany no mahatsapa ny fatrany hoe ao izany raha efa nihinana!
aveo miaraka andrahoina kely @ afo malefaka!

55. kitjo
(
13/11/2006 17:14)
vale> ny tsotra indrindra @ le saumon d le efa fume vdina d tonga d hohanina :-D..hahhahaha....asina sauce poisson ana soja keeeely fts..miam miam
na mody asiana salade verte kely miaraka aminy d atao eo ambony le saumon...io no mora atao inddra refa misy vahiny nefa classe be..hehe
fa lafo aloha...asa ny any amianreo!

56. vale
(
13/11/2006 23:11)
Kitjo: ohatr'ahy maika lava ty izao zany no mety amiko, sady mahakamo anah ery le re7 be pitsopitsony be ireny, hi hi !:lol:
..aty de mora de mora ny saumon mihoatra @ trondro sasany aky a! ... ka le olona tsin mitady re7 de io koa! hihihih...:wink:

57. vale
(
13/11/2006 23:17)
Kitjo: Mmmmm, handramako io anjy io aky a, toa ho tsara izy izany, fa le siramamy angamba tsy atao betsaka e?:roll:
58. kitjo
(
14/11/2006 16:08)
sambatra!
aty lafo be ny saumon..:(
atao izay mahalefy ilay marikivy tsy ho re be!
somary asiana sakay be iray fts ao d tena tsara koa, ts potehina fa juste le fofony fts amzay!
raha le somary fenofeno tsy te hihinana matsiro be iny d tena tsara io fa maivana

59. booboo
(
14/11/2006 16:58)
'ty koa recette trondro fa vao hataoko refa avy teo(mbola tsy nataoko mihitsy)...
-filets de colin
-Dobera 15g
-10 cl vin blanc
-10cl jus-na mandarine
-25 cl crème liquide
-ciboulette
-Echalottes 2
1-Endasina @ dobera ny echalottes. Avy teo rarahina lé divay (afo malefaka mandra-pihenan'ilay divay)
2-Afangaro tao avy teo ny crème liquide, sira sy dipoavatra ary ilay jus-na mandarine. Atao zay hamparidrihitra lay sauce.
3-Mandritra zay fotoana zay, andrahoina 5 min eo ho eo @ court bouillon ny trondro.
4-Rehefa handroso azy dia rarahina eo ambonin'ny trondro fotsiny lé sauce miaraka @ ciboulette
Vetivety kely sady tsy dia sarotra loatra no tsy manahirana lôtra mitady lé ingrédients...
Bôna bôna.