menu du jour" poisson"

21. diamondra27 ( 23/10/2006 16:19)
mandrindra: manatsofoka de miandry masaka. :lol:tsaaaaaaaaara be:wink:




22. mandrindra ( 23/10/2006 16:24)
hainao tsara ilay izy kayyy
23. diamondra27 ( 23/10/2006 22:09)
mandrindra:miam miam be
24. mandrindra ( 25/10/2006 11:57)
lasa te ahandro aho izao le :wink:
25. diamondra27 ( 25/10/2006 12:01)
aza adino ny manisy jus de citron kely@ le trondro a!
26. mandrindra ( 27/10/2006 10:52)
izay mihitsy ka, tsy maintsy misy ranony sy saosy kely fa raha tsy izany tsy milay
27. melody ( 27/10/2006 19:22)
Handramo koa ity r7 ity raha tia olives nareo - hafa nohon'andro malagasy ilay izy fa tsara ihany koa manana r7 hafa, sa ahona, dia mazoto homana daholo ary e!:miam::miam:

Recette : Cabillaud de Norvège braisé aux Olives Noires et Orge Perlé

Nombre de personnes : 4
Difficulté : 2
Temps de cuisson : 20
Temps de préparation : 30

Ingrédients pour la recette de Cabillaud de Norvège braisé aux Olives Noires et Orge Perlé :
• 4 pavés de Cabillaud de Norvège de 150 g
• 150 g d’olives noires
• 100 g d’orge perlé (à défaut, d’Ebly)
• 10 cl d’huile d’olive
• 3 gousses d’ail
• 3 oignons grelots
• Sel et poivre

Préparation
La veille : faites tremper l’orge dans de l’eau froide.

Posez les olives dénoyautées sur un papier sulfurisé et faites-les dessécher au four pendant 1 nuit à 50° (th 1).

Le jour même, levez la peau du poisson, coupez-la en bandes et faites-les frire dans une poêle anti-adhésive en les maintenant à plat avec une fourchette.

Faites cuire l’orge perlé avec les gousses d’ail et les oignons pendant 15 minutes environ.
Egouttez et mélangez avec 2 c. à soupe d’huile d’olive.

Passez les olives séchées au mixer et quand elles sont en poudre, ajoutez le reste d’huile d’olive.

Coupez les pavés de Cabillaud de Norvège en cubes de 4 cm de côté et faites-les cuire doucement dans de l’huile mixée pendant 6 minutes en les tournant à mi-cuisson.

Faites sauter l’orge dans une poêle, rectifiez l’assaisonnement en sel et poivre et répartissez dans le fond des assiettes chaudes. Déposez dessus les cubes de Cabillaud de Norvège coupés en deux pour laisser apparaître la blancheur de la chair.

Entourez d’un cordon d’huile d’olive mixée et décorez chaque assiette d’une lamelle de peau de poisson grillée.
28. diamondra27 ( 28/10/2006 08:18)
melody: hummmmmm, manitra ery izy zany, m'ci
mandrindra: enao ngah tia saumon fumé?

Mety atao entrée manko io na salade.
29. kitjo ( 28/10/2006 11:54)
an' ny maika sady maivana.

atao vapeur ilay tsondjo dia atao eo ambony vilia aveo

manao sauce kely fts:
sauce poisson +sauce soja (light)+ poivre

araraka eo ambonin' ilay tsondjo io, atao betsabetsaka satria tsy asina sira tsony...

haingoana fts @ sakamalaho voatetika fisaka tsara + tongolo ravina /kotmila
30. diamondra27 ( 29/10/2006 17:19)
manitra sady saine le nahandro
bravooooooooo
31. melody ( 31/10/2006 14:34)
hafa ihany tokoa aloha ilay handro malagasy e, simple nefa manja be:miam::miam:
diamondra 27, tsara koa akia ilay saumon fumé atao anaty baguette a, miaraka @ anandrano manta sy votaby d ia hasiana ju de citron kely sy sakay maina kely2 fotsiny, handramo ange e!
32. kitjo ( 04/11/2006 08:01)
carpe sy voanjobory na ovy...mmhhhh

nareo mbo tia an le trondro kely bititika kely reny d le endasina hoanina mbamin' ny taolany?
33. diamondra27 ( 05/11/2006 00:09)
kijto:pirina v akia zany sa vily olitra?
34. kitjo ( 05/11/2006 11:12)
ihihiih

in akia zany irina?

tsy haiko ny anarany fa le trondro mihitsy fa madinika eo @ 3cm eo ngamba dia fanendy mihitsy

Eny Fenoarivo zay no mividy, dia vidiana @ vilia , 500Ar ngamba izy zay

tsy pirina an!!

In koa ty vily olitra akia?
35. mandrindra ( 06/11/2006 15:36)
diamondra27:

melody: hummmmmm, manitra ery izy zany, m'ci
mandrindra: enao ngah tia saumon fumé?

Mety atao entrée manko io na salade.


noheveriko fa ho asainao aho le :wink:

ny saumon indray dia tena tiako na fumé, na manta, na atono, na endasina, na andrahoina
36. kitjo ( 06/11/2006 15:57)
za koa d oh an'i mandrindra!

iza no tia sushi ato?
37. mandrindra ( 07/11/2006 13:36)
zah ô
38. kitjo ( 07/11/2006 14:37)
mmhhh..te hihinana a zany!
sushi..sashimi..miam miam

aiza toko no misy ao dago e?
za Kyou iany? (le eo ampandrana) fa za alo mbola tsy tao e
39. mandrindra ( 07/11/2006 14:52)
zak konkou mbola tsy tany fa ireto avy no karazana trondro efa nohaniko tamin'ny sushi : saumon, toho, chinchard, kay zay fotsiny le
40. kitjo ( 07/11/2006 14:58)
ny anah aki ts haiko anaran le trondro fa bdb alo e, aty koa ireny tsinona isaky ny 100m

fa le misy legume fts ko tsara fa ts haiko ze maha sushi azy nefa legume..ihhiih...le asperge milay be..na le thon+katsaka

fa le main'ny wasabi no tena grave an!

fa ra sakafo japs, le teryaki zany ts d voako lotra e, le sauce marron2 iny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0978