Ilaina ve ny amant na maitresse ?
61. mandrindra
(
20/10/2006 09:19)
cutie, arakaraka ny fandehan'ny entretien sy ny test d'embauche ihanyio ka
67. bebegeante
(
21/10/2006 07:17)
amiko manokana alou d tsy mety kosa izany mampirafy izany é!
fa matoa ianao manao izay dia tsy ampy fitiavana @lé olotianao izany ka ts omena tsiny raha mitady @hafa!
fa matoa ianao manao izay dia tsy ampy fitiavana @lé olotianao izany ka ts omena tsiny raha mitady @hafa!
68. kelly13
(
21/10/2006 13:01)
amiko alou tsy ilaina e, ms bon, samy manana ny heviny! fa matou marina ngamba mitady any ivelany d tsy ampy ny eo ampelatanana! asa...
69. mandrindra
(
23/10/2006 14:04)
cutie , mampihomehy ahoana njay aza?:wink:
bebegeante sy kelly13, tsara hoa ny manao an'io. fa tsy voatery hoe tsy ampy fitiavana izany vao manao an'io raha io
bebegeante sy kelly13, tsara hoa ny manao an'io. fa tsy voatery hoe tsy ampy fitiavana izany vao manao an'io raha io
70. cutie
(
23/10/2006 14:06)
bebegeante sy kelly13, tsara hoa ny manao an'io. fa tsy voatery hoe tsy ampy fitiavana izany vao manao an'io raha io
miombon-kevitra :-D
71. kelly13
(
23/10/2006 15:53)
d raha enao no sendra ilay "cocu" v d tsara zany? hihii!!! za tsy niteny hoe tsy ampy fitiavana fa tsy ampy ny eo ampelatanana :lol: samy hafa!
72. mandrindra
(
23/10/2006 16:03)
tsy olana amiko izany ka:D
aleo koa ary ahitsiko e, ho atao fiononana ve izany izay eo ampelatanana.
aleo koa ary ahitsiko e, ho atao fiononana ve izany izay eo ampelatanana.
74. mandrindra
(
23/10/2006 16:20)
cutie, inn njay zao no himemezana eo?? ho lasa menatra be zah fa toa memezanao foana an :wink:
78. mandrindra
(
24/10/2006 15:34)
cutie, ka tena be dia be ilay fihomehezana kooooo
kelly13, safidy ve dia hiononana ??? fa maninona no tsy maintsy mionona e??? matoa anie mionona izany dia satria misy zavatra tsy ampy ao e. ny zavatra feno sy tanteraka dia tsy maba hiononana izany
kelly13, safidy ve dia hiononana ??? fa maninona no tsy maintsy mionona e??? matoa anie mionona izany dia satria misy zavatra tsy ampy ao e. ny zavatra feno sy tanteraka dia tsy maba hiononana izany
79. kelly13
(
24/10/2006 17:00)
safidy iononana satria na tsy ampy aza ny eo an-tanana d ifaliana ny ananana e!
tsy haiko tsy mazava ngamba ny teniko. ilay fiteny iononana ngamba samy manana ny sens andraisany azy. t@ zvt noteneniko ny iononana = ifaliana!
tsy haiko tsy mazava ngamba ny teniko. ilay fiteny iononana ngamba samy manana ny sens andraisany azy. t@ zvt noteneniko ny iononana = ifaliana!
80. cutie
(
24/10/2006 19:46)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 24-10-2006 17:34:19
Lohateny : Re : Ilaina ve ny amant na maitresse ?
cutie, ka tena be dia be ilay fihomehezana kooooo
ka za tia mihomehy refa misy mampime koa:-D
