Bacc+5; né 1936

81. boubounezy ( 11/10/2006 22:46)
sou iany fa tsy za no nanotaninao anizany ry fiderana fa ra tsy zany de novaliko fa tsy fantatro enao dé lé akamantatra kou de tsy aiko.:-D
82. mimich ( 12/10/2006 06:40)
fiderana> refa tonga enao am 28 oktobra am le excursion de hainay ny valiny hihihi (tandremo sao zay ndray no mampihemotra tsy andehanana an!!!)
zaho koa de nanana fanamarihana toa ny nataon'i diams rehefa mba nijery ny momba2 ny namana ato . Ny zavatra tsikaritro tao anatin'izay dia tany amboalohany dia azo lazaina fa marina h@ 70 na 80% ny momba2 ny namana tato. fa taty aoriana vao hitako miha tsy marina ny voalaza , mety maro ny antony , ka tsy ifanomezan-tsiny , nefa hoy aho aloha hoe " aleo tsy miteny toy izay manome diso" fa sao dia mety mahasoa ihany indray2 ny filazana ny tena marina.
:)
83. fiderana ( 12/10/2006 07:41)
mimich>> rehefa tonga any dia mihaona isika rehetra ê!, fa izao an! sur fa misy mahafantatra maromaro aho any , fa na izany aza "fiderana " foana no hatao anarako, izany an!:D:lol:
84. diamondra27 ( 12/10/2006 08:24)
mimich: d'ac 100% @ndry za^:^^:^=D=D=D

fiderana:
midera sy mankalaza ny anaranao
Jesosy ô Jesosy ô
etc.......
85. mimich ( 12/10/2006 12:05)
fiderana> za koa anie betsaka ny oll mahafantatra ahy ato ee
fa rehefa tonga any aloha de mimich ihany , sady any tsy misy ankanontany anarana izany na mifampitonona amin'ny anarana , fa de ny ps foana no miasa (raha tsy we atao "dinika manokana" angaha ilay izy hihi)
86. fiderana ( 12/10/2006 12:10)
Diam>> ao @ fihirana faha-firy no misy io hira io?:lol::-D:-D:-D^:^
87. mimich ( 12/10/2006 15:26)
fihirana fanampiny faha 27 (diams 27) angamba :-D:-D:-D

fiffi> raha tena teraka tam 1936 zany tokoa mo njy an!70 taona de oh azoko an-tsaina be we oh ahoana ilay fitendrin-ilay tanana mitakorikoritra be an'ilay clavier sy ny maso efa zara raha mahita dev ny ecran :idea::idea::idea: sy ny solomaso matevina be , sy ilay fomba fimemezana refa misy mapme :-D:-D:-D:-D

hummm ,a oh mahita hevitra tampoka zany za eto. te hanokatra size momba ny "capricorne" njay za io fa mieritreritra kely fotsiny kalou , de booboo sy kala no oh hitako we namako am zay, sa aona????
88. diamondra27 ( 12/10/2006 15:54)
fiderana: tsy tadidiko le mpihira azy
any @ DVD any le izy

mimich: lol

hahaha 27 an;-);-):-P
89. dailynews ( 12/10/2006 17:07)
mimich a> ny 70 taona aky tsy ho voatery ho olona tahaka izany foana a, mahalala telo fotsiny aho izay akaiky ahy ary tsy mijery ny manodidina akory mbola tena mitana be daholo ry zareo. ny iray aza vao ni inviter anay tany amin ny restaurant 73 ans izy, izy mivady nisotro labiera.. dia ry zareo indray no gaga hoe izahay tsy nisotro..mbola tena miaina ny fiainany tsara mihitsy ary izy aza mbola mampianatra. mbola manao jogging, mazava ho azy mbola mitondra tomobilina.
ny olona roa resahiko manokana dia vao ni feter ny faha 70 taonany izy mirahavavy fa kambana... ary vao avy nanao vakansy tany eropa..mbola tena mahita tsara, salama tsara mbola miaina tsara, mitondra tomobilina sns....
ka hoy aho hoe..ny fandraisantsika ny atao hoe antitra ihany.
izao izao ny RAD-ko dia teneniko foana hoe aza maika ny ho antitra izany fa raha mbola vao 6..ny eo aloha mbola tsy antitra mihitsy izany amiko. tandremo fotsiny hoa ny sira, ny zavatra matavy, misotroa rano betsaka sy ronono ary hoano ny fanafody lazain ny dokotera dia milamina io sns...aza maika ny ho antitra izany, ataovy izay mety...


90. Fiffi ( 12/10/2006 17:22)
mimich: tandremo fa misy olona 70 tanao mbola tena matanjan-tsaina sy ara-batana sns an!
91. dailynews ( 12/10/2006 17:25)
oay mimich a, diso aho niteny hoe aza maika ny ho antitra izany fa hay moa indry tsy niteny izany akory, fa ny tiako lazaina angamba dia hoe tsy mbola tena antitra be izany aky ny 70 taona a, mbola afaka manao zavatra betsaka.
92. mimich ( 13/10/2006 06:02)
dailynews, fiffi> manaiky za fa tsy antitra be le 70 ans ,fa le izy kosa angamba ny oll imagine-nareo de le efa mivokoka ireny fa tsy le oh ny eritreretiko ee, na izany na tsy izany efa miketrona ny tanana am zany 70 ans zany , de ny maso efa manan prb am resaka fahitana , @ ankapobeny sa tsy zany hihihih
sinon , zafady ary ee:-D:-D:-D
raha ny tanjaka njay an!! bebenay zao 80 taona fa mbola mahavita mandeha tongotra 10km (5 km*2 (a/r) satria zay vao mahita tsena sy misy auto ahantongavana eny ambositra ville. miaiky azy mintsy za .
93. Fiffi ( 13/10/2006 17:56)
mimich: de jereo fotsiny akia ny zava-bitan'ireo olona teraka t@ 1936 rehetra ato @ sera2 :-D:-D:-D:-D
94. diamondra27 ( 14/10/2006 08:13)
fiffi::D
95. Fiffi ( 14/10/2006 08:46)
diamondra: zah zao anisany klé =))=))=))
96. diamondra27 ( 15/10/2006 07:07)
fiffi: ndry anisan'ilay nametraka née en 1936 ve?
Mety ny taona no be fa ny feo mbola ao tsara.
'za kosa aloha de reboka be @ le feo manja e!
t'as une voix charmante.;-)raha vao maheno andry tonga de tsiky foana na de somary reraka iny aza ny aina.
97. Fiffi ( 15/10/2006 17:21)
:roll::wink: aiza kosa akia ? feon'olona efa feno 70 taona zany ve de mba tsara ? =))=))=))=))
98. mimich ( 16/10/2006 07:49)
fiffi> mampiaiky ahy mihitsy aloha ny oll teraka 1936 ato fa tena mbola maharaka tsara ka!:-D:-D
99. Fiffi ( 16/10/2006 17:33)
mimich: zah anisany ! :-D:-D:-D:-D fa misy sekiré ange io eh! :wink::-D:-D:-D:-D
100. diamondra27 ( 16/10/2006 22:39)
fiffi: aza manao an'izany ndry an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1584