Bacc+5; né 1936

21. dailynews ( 03/10/2006 16:26)
resaka ankabobeny be no resahiko ry filozofy ary ohatra fotsiny iny kah. tsy ianao manokana mihitsy akory no resahiko fa cas izay mety hitranga ary mety efa nitranga..donc fampitandremana izay mitady hino be fotsiny izay voalaza rehetra eto dia rehefa avy eo marary fo..misy anie izany e.:D
22. Fiffi ( 03/10/2006 16:44)
tsy hitako mihintsy hoe aiza ny tena olana ?
Raha bc+5 daholo aza ! tsy vao maika ve zany tsara ry zareo aahhh ??
Raha kestion ny momba azy ! inona no olana ? izay no tiany hatao ka misy blèm @ iza ? na ho an'iza ?

Ny ahy aloha raha ny taonako de lazaiko @ zay namako fa tsy ho lazaiko eto daholo kosa aloha ny momba ahy an! misy limite hiany satria net ity an!
Tsy hitako zay antony ilazan'ny sasany hoe bla bla sns...
23. diamondra27 ( 03/10/2006 17:14)
za aloha tsy miteny hoe: tsara na ratsy fa hitako fotsiny ho'aho ny ankamaroany de io daholo:bacc+5,1936

filozofy: marina ny année de naissance-ko sy ny momba ahy ao ka!:wink:

Tsy voatery tenenina daholo ny momba ny tena rehetra fa kosa le coincidence no mahagaga ahy.

misaotra anareo rehetra namaly e
:-*:-*
24. kally ( 03/10/2006 17:19)
pissoa:

kally mandainga sy mihatsaravelatsihy an :wink::-D:-D:-D Tsy maintsy torahina angaha fa tsy mba mahay mitora-tena :-D:-D:-D

Tsy isan'ny mamaritra ny mahaizy azy ny olona iray angaha ny taonany etc ? :roll:



Ho ahy tsy ilaiko loatra ny mahalala an'io amin'nymaha-"mpinamana" fa raha halaiko hiasa dia takiako ireo kah!:lol:
25. Bakobako2 ( 03/10/2006 17:31)
Ka hono wa e? tsy hevitra sy soratra ve no ampiadiana eto e! ka rehefa mifanojo ny resaka tsy izay ve no tena zava-dehibe ?
Za manokana dia tsoriko fa sorena manokana tamin'ny mpikarakara aho dia novako daholo ny momba ahy satria betsaka ny zavatra tsy mifanojo. ka noho izany tsy nampifanojoko amin'ny tena marina intsony ko .
26. Fiffi ( 03/10/2006 17:41)
zany an ?
27. fasaly ( 03/10/2006 21:02)
diamondra a! ny marina rehetra tsy lazaina hono e!:wink::-*
28. Fiffi ( 03/10/2006 21:19)
izay indrindra !
29. vale ( 03/10/2006 22:19)
ny ahy aloha tsy rarahiako loatra raha ny marina doly no nolazaiko ao satria tsisy sariko ao:lol::-P, aleo aza tsy fenoina ny momba2 rehefa lainga be:-P na tsy hasiana sary raha sarin'olna hafa izany marina no hatao ao:°)
30. vale ( 03/10/2006 22:22)
(tohiny):lol:...ny ahy aloha tsy ny endrika no hinamanako @ olona fa ny momba2 azy e(mety hifanaraka @ toetrako ve?ohatra, sao dia ilay mpiray dabilio tamiko? ohatra, bdbbbbb e, ka asa, fa samia fostiny manao izay mamiramirana ny sainy doly e:wink:8)
31. fens ( 04/10/2006 04:14)
fa toa ohatran'ny mifanome tsiny daholo wa ianareo e!

fa zao e! maninona raha mba hovaina amin'izay tena izy le mombamomba anareo sa matahotra ny hilaza ny marina ianareo????

ny ahy kalou de efa novaiko ami'ilay tena marina satria tsy misy takona afenina amiko e!:lol::lol::lol:

de miandry anareo amle tsy fandaingana sy tsy famitahana ee:evil::evil:
32. lapino ( 04/10/2006 05:08)
kally:
Fa ianareo ve raha hinamana amin\'olona ilainao ho fantarina hatao inona moa izay diplaomany sy izay taonany fa tsy izay maha-olona azy no iresahana e? :twisted:

Mety misy karazany ny olona ngamba:
- ny an\'ny sasany mety karazana namana ilana fahafantarana ny diplaomany sy ny taonany no tadiavina; namana somary spesial ngamba ... :wink:
- ny sasany mety manavaka tsotra izao noho ny antony tsy haiko! mety ho marina ihany angamba raha hoe mba mitady namana mitovitovy aminy ny sasany e, izay heveriny mba mety hitovy longueur d\'onde aminy
- ny sasany indray tsy manisy fepetra fa raha vao mety afaka ho namana dia namana foana
- ny sasany mety tsy mitady namana mihitsy, fa hiady hevitra fotsiny
- ny sasany mitady isa sy bizoroka :wink:
- sns ...

Dia arakaraka izay ny info omena, fa araka izay koa ny info tadiavina. Matetika anefa tadiavintsika hitovy amintsika daholo ny olona rehetra. Dia izay be raharaha moa nefa tsy mahita izay tadiaviny, dia alaim-panahy hiteny ny hafa ny amin\'izay tiany hatao amin\'ny mombamomba ny hafa.

Afaka sakanana ny olona tsy hampiasa ny mombamomba ny hafa (anarana, sary, sns ...); saingy tsy afaka terena kosa hanome ny tena mombamomba azy. Toa mbola tohin\'ilay resaka xxx ihany ity, resaka anonymat ...
33. fasaly ( 04/10/2006 05:56)
fens: ka io suspens ! zay tena namana hinamana aminao ihany no ilazana ny tena marina:wink: donko raha namako izy ka liana ny amiko de ho lazaiko ny marina;-) na izany aza ny ahy kosa tsy hoe lainga mbe dool an! eo
34. fasaly ( 04/10/2006 05:56)
zavatra roa ihany no diso ao ny ahy:roll::°):°)sisanzay marina be dool:P
35. pissoa ( 04/10/2006 07:42)
lapino :-D:-D:-D

Amiko indray dia tsy hoe kritera be hoe izao no ataoko namana na izao, raha tena namana no tadiavina ... fa resaka fitsinjovana sy respect io. Heveriko fa finamanana tsy misy respects izany haharitra. Ka inona no horespekten'ilay namanao aza, ilay identitenao fôsika ve ?
(PS : fa izaho moa efa niteny hoe izaho tsy mitady na inona na inona eto @ serasera fa miresaka fotsiny, fa raha mahita ho azy indray tsy ferana :-P:-D:-D:-D )

Misy manao teraka tamin'ny 1936 izao, dia nisy nanoratra tato @ forum hoe Izany no fitenin'ny tanora amin'izao fa mba araho ihany e ... dia izy indray no tsy faly fa lazaina fa antitra ony ; kanefa toa tsy izy tampoka ilay notenenina hoe antitra fa ilay olona 70 taona nosoratany tao amin'ny mombamomba azy :-w:-D:-D:-D

Mpifankatia tsy mifamarafara ony ady no hiafarany.

fiffi:
Ny ahy aloha raha ny taonako de lazaiko @ zay namako fa tsy ho lazaiko eto daholo kosa aloha ny momba ahy an! misy limite hiany satria net ity an!
Tsy hitako zay antony ilazan'ny sasany hoe bla bla sns.

Fa maninona ny net no tsy azo hitokisana ? Satria ny olona tsy azo hitokisana. Ny net anie zavatra tsisy saina e, fa ny olona ao no misaina. Ka rehefa mbola tian'ny olona atao sehatry ny lainga sy ny fitaka ny net dia mbola ho sehatry ny lainga sy ny fitaka foana io. :P:-D:-D:-D
36. mamzelkely ( 04/10/2006 08:04)
ny ahy kalou marina dôly ny momba ahy ao afatsy ny diplômako eee :°)
37. kala ( 04/10/2006 08:18)
diamondra27 > tena ny sasany ve no manao ny ataony dia ny saka no voatapandrambo. :-D:-D:-D

zà aloha tsy te-hiraharaha ny hafa any fa ny ahy ny marina no efa nambarako ka inona indray. ndeha hanova kely ao ndray aloha zà io fa tsy an'asa intsony nanomboka omaly. Dia sanatrian'izany ve dia ho voakiana indray???:wink: pousy aloha zà tamin'iny ê!
na izany na tsy izany :-*:-*:-*
38. diamondra27 ( 04/10/2006 09:06)
kala:ndry ty an!tsy ao anatin'lay 1936 aloha ndry wink:

nanao zavatra tsy nety ngah de tsy an'asa sa fin de contrat, ndao @ zay hanao voyage aza fa efa nahazo volabe ?humm
fa firy taona ndry ao e!
kala mandainga année de naissance sy diploma re olona a!;-);-)
ovay haingana io.:-D:-D

mamz: ;-);-)
fasaly: tsy azo lazaina ao ny momba anao rehetra fa manjary tsy mahita resahina intsony refa mamaly hafatra:-D:-D
lapino: mampimé:-D:-D
39. fasaly ( 04/10/2006 10:17)
diam: kita wa! sao lany bala de mihanahana fotriny fa aleo mandainga masina kely de avyeo vao milaza ny marina:roll::-D
40. diamondra27 ( 04/10/2006 10:52)
fasaly: ié,:-D:-D:-D
fa tsy atao diso be loatra le lainga @ taona:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5341