Bacc+5; né 1936
41. vale
(
04/10/2006 13:51)
Andeha mba hovaiko koa ny ahy:-D:-D:-D:-P
Kala: ndry moa namako ôoo!;-):-*:-*
Izaho koa izao tsy an'asa dia in no tokony handaingàko @zany, zay ny marina rehefa te hinama de minamana izy fa tsy mandainga be de avy eo vao manafintohana ilay olona ftsn avy eo:roll:8)

42. vale
(
04/10/2006 13:53)
zà tsy miteny an'izay tsy mitady namana an,(le tsy mameno ny momba azy e:wink:) sy izay te hi-forum ftsn!! zà lou tena mila namana aty lavitra aty e, indd fa le oul efa mba nifankahalala tamiko reny vao mainka tsara , maninona moa? (tsy afaka ny havita tena tsin)8)
43. boubounezy
(
04/10/2006 14:28)
za no farany zé mpandainga ato ry zareo fa mbaoka zay a! efa nitsotsa ny marine e!:-D:-D:-D
45. pissoa
(
04/10/2006 17:08)
fiffi, ito no teo alohan'ilay hoe net tsisy saina
dia ito no tohiny
Fa maninona ny net no tsy azo hitokisana ? Satria ny olona tsy azo hitokisana.
dia ito no tohiny
, fa ny olona ao no misaina. Ka rehefa mbola tian'ny olona atao sehatry ny lainga sy ny fitaka ny net dia mbola ho sehatry ny lainga sy ny fitaka foana io.:)
46. diamondra27
(
05/10/2006 06:40)
vale: tsy efa nahita namana kosa ve ndry e!
bbnz: aza mandainga fa tsy mety intsony an!ao anatin'ny didy folo io.:-P:-P
fiffi, pissoa: tena tsy azoko le oe: net tsy misy saina
fa azoko tsara le oe: le olona ao anatiny no misaina:-P
bbnz: aza mandainga fa tsy mety intsony an!ao anatin'ny didy folo io.:-P:-P
fiffi, pissoa: tena tsy azoko le oe: net tsy misy saina
fa azoko tsara le oe: le olona ao anatiny no misaina:-P
47. Fiffi
(
05/10/2006 07:32)
diamondra: aleo hazavain'i pissoa fa izy no nilaza an'io fa tsy arako koh an! somary dondrona hiany manko zah ka de hialan-tsiny eh!
49. pissoa
(
05/10/2006 08:41)
Fa inn no noeritreretin'i Fiffi tamin'ito
diams, ny tiako nambara de oe ze rehetra materialy mahatomombana ny fisiana sy ny fampiasana ny aterineto dia tsisy saina daholo (tsy hoe kôndrana fa hoe tsy manana conscience :-D:-D:-D), ankoatra ny olona. :-*:-D
tsy misy saina ny net nefa eto daholo no hamoahana ny rehetra :roll:
diams, ny tiako nambara de oe ze rehetra materialy mahatomombana ny fisiana sy ny fampiasana ny aterineto dia tsisy saina daholo (tsy hoe kôndrana fa hoe tsy manana conscience :-D:-D:-D), ankoatra ny olona. :-*:-D
52. diamondra27
(
05/10/2006 11:07)
pissoa: ah ok, fa baikon'olona e!:-*
vale: bbnz io ho'aho raha handainga an!
andraso aloha jereoko ny momba azy raha tena milaza ny marina hoe.
:-*:-*
vale: bbnz io ho'aho raha handainga an!
andraso aloha jereoko ny momba azy raha tena milaza ny marina hoe.
:-*:-*
53. fiderana
(
06/10/2006 15:00)
izaho aloha tsy mandainga fa ny marina rehetra kosa tsy lazaiko, ity anie fangalapiery no hatao ê!, soratra no hampiadiana, ka raha mifanaraka dia miresaka manokana"pv io" dia any aho milaza izay marina , ary fantatro fa tsy mbola nisy nifanebaka tamiko hoe lasa " tenatia" indray kay no tena anarako,de raha mangataka sary amiko any, izaho tsy sarotiny, fa hatao fitia mifamaly fotsiny fa ny ahy aloha ny sariko tsy hataoko eto, fa izaho mora menatra be ê!, asio fotsiny hoe vavy na lahy, ny taona tsy maninona na 1936 aza, fa raha sahy ve aho maninona moa?:D:D:-D:-D:-D
54. diamondra27
(
06/10/2006 16:44)
fiderana: ka mba atao akaikikaiky fa tsy tena misy différence d'âge be, 1936 doly ve ny peuple eto:-w:-w
56. vale
(
06/10/2006 20:04)
fiderana> ka zay nge wa e:°)ngah raha mameno ny momba ao dia hoe fantatra dôly ny fiainanao, ountssss, in aza ny lokon'ny nuisettes n'ilay sipa oh, na koa ny nohaniny tandroany:°)sns,sns,sns,sns,sns,sns,:-P:-P:-P:-D:-D:-D:-D:-D:wink:
57. boubounezy
(
07/10/2006 08:29)
diam njy zany ten mpitsikilo an! zé no soratako ao na laing na tsy alou dé aleo ho laingana be any fona e!:wink: