Bacc+5; né 1936

1. diamondra27 ( 03/10/2006 10:25)
gaga aho ho'aho fa ohatran'ny olona manana bacc+5 na teraka t@ 1936 daholo ny ankamaroan'ny olona hitako @ momba azy.

Mba tena miteny ny marina ve izy ireo sa ahoana ny hevitrareo?
novalian'i cutie ny 23/10/2006 17:51
2. Fiffi ( 03/10/2006 10:41)
ny bac+5 aloha tena hoe bdb no milaza fa manana an'io ka mety marina hiany satria heu...:)
Ny taona indray ....:wink::-D:-D ny ahy zao io no nataoko ao ! :oops:
3. booboo ( 03/10/2006 10:49)
Raha zay no hitany fa tsara hampahafantarana @ hafa ny momba azy dia zay zany, na marina io na tsia.
4. fiderana ( 03/10/2006 10:52)
Izaho indray aloha tsy dia sarotiny amin'iny fa rehefa fantatro fotsiny hoe lahy sa vavy dia mety,
raha mitovy @ taonan'i nenitoa izy dia hataoko hoatr'izay koa no firesaka aminy, raha mitovy taona @ bebenay izy dia mba hoatr'izany koa no handraisana azy,Fiffi koa ve dia hitovy taona @ bebenay?:lol::lol:.....:-D:-D:-D:-D, ny fomba firesakao ary tsy mba izany akory, raha tsy hoe bebe maharaka toe-trandrobe ngaha, bebemilay izany ê!.:?::D
5. diamondra27 ( 03/10/2006 11:09)
fiffi:tena manampahaizana daholo ny ato raha izany koa!
tokony mba hietsiketsika ao @ fanabeazana sy kolotsaina , sa ahoana^:^^:^=D=D

booboo: tsy maninona mihitsy nange fa izany hoe: kosa mba tsara ihany no tena mahalala ny marina e! araka ny lazain'i fiderana oe: arakaraka ny taona no fomba iresahanao @ olona

fiderana: za koa tsy sarotiny fa tonga saina kely fotsiny hoe: ary toa mitovy année de naissance daholo ry zalahy izany.

6. hery ( 03/10/2006 11:09)
Io filazan'i fiderana io koa no ataoko. Raisiko arak'izay soratany eo.
Ho wain eo ihany izy rehefa sendra misy fihaonana ka tsy mifanaraka @ izay soratany.

Ny internet ange boribory kokoa noho ny tany e :-)

Teto zao nisy nanome sary anah... dia tsy sahy mifanena amiko mihitsy... dia manao conclusion aho hoe tsy izy izany ilay hitako iny :-p
7. booboo ( 03/10/2006 11:14)
diamondra27 > zà ngaha niteny hoe maninona na tsia. Zay(marina ou pas marina) no hitany fa mampety azy dia raisina araka zay kounkou zareo. Hihihihihihihi, zà klou tsy miraharaha na lainga na tsia e....
8. andry08 ( 03/10/2006 11:57)
Ny marina sy tsia anie r'ireto ka ao ambadika ao foana e! Sarotra be ny mahalala ny marina fa andao ekena dia ampy e!:)
9. kala ( 03/10/2006 12:02)
dia tsy haiko indray ny momba an'io ry diamondra27 ê! :oops::oops::oops:

ny ahy anefa toa tsy mba manana an'izany akory. raha misy zany ve ny filaharana dia any @ rambony zà. Akory atao!:twisted:

toa tsy dia tsara loatra le mandainga kanefa anjaran'ny tsirairay ihany io ê!

atsipy ny tady eny an-tandroky ny omby, atsipy ny teny ao ampon'ny seraserien(ne)
10. Simpona ( 03/10/2006 12:59)
1936 zany kosa ve tsy efa mitovy am bbnay? Diam miala tsiny aho izany raha miteny eto anoloanazreo ray aman-dreny, loharano nipoirana , nahitana masoandro, tsy zokiny aho fa zandriny, tsy ray amandreny fa zafiafy ...^:^^:^ ... de aza onmena tsiny rha miteniteny foan ndrindray fa mbola vitsy ranonorana,
11. pissoa ( 03/10/2006 13:07)
:-D:-D:-D

Ny tena mahavariana ahy dia tsy vitsy tsika no mirediredy :-P:-D:-D:-D any anaty mombamomba na aty @ forum hoe tsy tia mpihatsaravelatsihy, tsy tia mpandainga bla bla bla, nefa ny momba ny tena aza handaingana sy tsy mba hanaovana honest :{:{:{:-D
12. kally ( 03/10/2006 13:42)
Izaho aloha dia teraka t@ 1940 ao amin'ny mombamomba ahy ary cepe ny dipaoma voasoratra aho.
Fa ianareo ve raha hinamana amin'olona ilainao ho fantarina hatao inona moa izay diplaomany sy izay taonany fa tsy izay maha-olona azy no iresahana e? :twisted:
Izaho ny ankamaroan'ny namako tsy fantatro izay diplaomany sy izay tena taonany ary tsy ilaiko ho fantarina akory ka asa!!!Dia lazao hoe mpandainga velona sy mpihatsara velatsihy ary aho hoe:wink:
13. dailynews ( 03/10/2006 13:48)
[quote=diamondra27]
gaga aho ho'aho fa ohatran'ny olona manana bacc+5 na teraka t@ 1936 daholo ny ankamaroan'ny olona hitako @ momba azy.

Mba tena miteny ny marina ve izy ireo sa ahoana ny hevitrareo?

samy manana ny fomba fisainany mantsy ny olona. raha ny tena anniversaire nao sy ny taonanao no hapetraka eto dia amiko be loatra ny info mivoaka...manana ny zo ny ny tsirairay hiteny na tsy hiteny izany..anefa rehefa miditra eto @ serasera dia tsy maintsy mametraka taona nahaterahanao fa tsy mba afaka misafidy ny tsy hilaza izany donc..mazava ho azy fa betsaka ny olona no misafidy ny 1936.


14. lapino ( 03/10/2006 14:24)
Kally aloo zany mandainga e :)
15. filozofy ( 03/10/2006 14:41)
diamondra27:

gaga aho ho'aho fa ohatran'ny olona manana bacc+5 na teraka t@ 1936 daholo ny ankamaroan'ny olona hitako @ momba azy.

Mba tena miteny ny marina ve izy ireo sa ahoana ny hevitrareo?


Diamondra ary ve kaloha mba nilaza ny marina :lol::lol::lol:


16. filozofy ( 03/10/2006 15:00)
misy olona izay zao eto efa nifankahita maso tamiko kanefa mody fanina ..sy mody hendry beu .mmm....sady sarin'olon-kafa no napetany atsy am galerie :-D:-D:-D
17. kally ( 03/10/2006 15:14)
lapino:

Kally aloo zany mandainga e :)


Hita koh! Io ary aho torahy:lol:
18. dailynews ( 03/10/2006 15:44)
raha info tsy azo hidifiana fa tsy maintsy mametraka ianao raha tsy izany tsy tafiditra eto dia mi comprendre aho raha voatery tys milaza ny marina fa raha fanahy iniana kosa ny hoe sarin olona hafa no atao eto dia hitako hoe tsy mety satria mamitaka izany, aleo tsy mametraka toy izay mangalatra sarin'olona. tsy hoe voatery hametraka tsinona.
mitanndrema ihany izany izay olona mametraka fitokisana be loatra eto sy mitady olontiana fa sao tena diso fanantenana be...hay ilay notiavina ka efa 70 taona anefa nilaza tena ho 30 taona.....ahan..
19. pissoa ( 03/10/2006 15:53)
kally mandainga sy mihatsaravelatsihy an :wink::-D:-D:-D Tsy maintsy torahina angaha fa tsy mba mahay mitora-tena :-D:-D:-D

Tsy isan'ny mamaritra ny mahaizy azy ny olona iray angaha ny taonany etc ? :roll:
20. filozofy ( 03/10/2006 16:15)
dailynews:

raha info tsy azo hidifiana fa tsy maintsy mametraka ianao raha tsy izany tsy tafiditra eto dia mi comprendre aho raha voatery tys milaza ny marina fa raha fanahy iniana kosa ny hoe sarin olona hafa no atao eto dia hitako hoe tsy mety satria mamitaka izany, aleo tsy mametraka toy izay mangalatra sarin'olona. tsy hoe voatery hametraka tsinona.
mitanndrema ihany izany izay olona mametraka fitokisana be loatra eto sy mitady olontiana fa sao tena diso fanantenana be...hay ilay notiavina ka efa 70 taona anefa nilaza tena ho 30 taona.....ahan..


Zah manokana aloha tsy nitady olon-tiana teto ary tsy tam zay ny fipetrany sao tsy mifankazo ny resaka. :}


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.261