tahaka ny rongony ve ny serasera

61. Simpona ( 05/10/2006 15:34)
Sady tsy vitan'ny rongony fotsiny fa tena maha fisaka fitombenana no mampiady mivady!marina any zany!!!

titis> Tsy faly tsony rams ve fa fisaka lôtra le fika de maty atoka mbenana iray
62. Fiffi ( 05/10/2006 17:41)
ninih: ié ! marina aloha zany an!
63. ninih ( 06/10/2006 13:12)
fa ny ahy toa tsy raisiko ho rongony fa raisiko serasera kah!
64. titis ( 06/10/2006 18:27)
simpona: vazivazy ny ahy ka!
65. Fiffi ( 07/10/2006 09:02)
ninih: satria le rongony kosa aloha tena...:wink:
66. ninih ( 09/10/2006 13:48)
izay indrindra anie ry Fiffi e! :lol:
67. Fiffi ( 09/10/2006 21:50)
ninih: anadao akia hatao hoe fahafinaretana kosa eh ? :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0071