tahaka ny rongony ve ny serasera
21. mirambola
(
02/10/2006 12:56)
za koa loa mbola tsy nanandrana , refa eo anoloanan'i ordi de tsy maintsy madalo kely ato foana e!! satria ato misy anareo namana dia tsy maintsy mitsidika,zany ny hoe:"aza madalo tanana misy havana ":roll:
22. dailynews
(
02/10/2006 12:59)
hery> kay ny dozin' ny an i hery no tena ambony indrindra kah.....adiny telo ny vitany dia afaka miarahaba azy isika.....
soanja> ie, zany mihitsy
fasaly> koa mitaky be izany ilay serasera dia tsy tafala ndry koh...
soanja> ie, zany mihitsy
fasaly> koa mitaky be izany ilay serasera dia tsy tafala ndry koh...
23. dailynews
(
02/10/2006 13:01)
ary izaho kay mamaly an i fiffi anefa i fasaly no niteny azy....oops!
24. Fiffi
(
02/10/2006 13:12)
dailynews: hihihihi fa na zah koa aza akia nanao an'io an! nga tsy gravy eh! :-D:-D:-D:-D
25. ninih
(
02/10/2006 13:21)
raha mba fantatra hoe firy isanjaton' ireo miserasera re no toy izany e! za aloha manomboka tafiditra angamba e!:wink:
26. mandrindra
(
02/10/2006 14:17)
amiko tsy tahaka ny rongony ny serasera satria tsy manimba na manao overdose aza
27. kally
(
02/10/2006 14:53)
Izaho indray aloha raha any am-piasana aho tsy manketo izany, raha ato an-trano aho ka milamindamina afaka manketo dia manketo, rehefa tsy afaka aho dia tsy afaka ohatry ny fisotroako kafe ny ahy : misy tsara, tsy misy tsy olana, be loatra mankarary an-doha :lol:
28. fasaly
(
02/10/2006 14:57)
mandrindra: nan! najanjay tsatsan'ny overdose zà fa marary ny andohako de tsy mahita tory zà de tsy pahita tsara ny masoko:roll::°):{
29. mandrindra
(
02/10/2006 15:11)
fasaly, avy aty tsaboiko raha izany fa haiko ny manasitrana an'io
30. fasaly
(
02/10/2006 15:24)
:-D:-D:-D ity aho ary fa ho avy de mbola afaka mojery forum ihany ve avy eo????:?:roll:
32. fasaly
(
02/10/2006 15:57)
de asia in lay maso alou asina kolira veuh! sao mangirifiry beuh de tomany eo zà:?:snif:
34. fasaly
(
02/10/2006 16:07)
ka lay sersera nge wa tena tahaka ny rongony mitsy e! mihinana maso be de refa ela be mamaly forum eto iany, ny anjy kou ngah marary klou ny maso:wink::-D:-Dde asiko kolira kounkou:-D
36. Simpona
(
02/10/2006 16:50)
Za zao hatram nidirako tato am dinik dia tsy dia nandalo tao am karajia tsony, ary rehefa eto de mila tsy ho vita miits ny asa :lol::lol:
Mandrapihaona dawol ny ao am karajia raha sendra mandsalo ato e
i anarom zao vao mba tazako tato ho ato :wink:
Mandrapihaona dawol ny ao am karajia raha sendra mandsalo ato e
i anarom zao vao mba tazako tato ho ato :wink:
37. Fiffi
(
02/10/2006 16:55)
[IMG]http://membres.lycos.fr/dgdd/09/GS_189ff2e46191e9390ae3e341d0b7378a.png[/IMG] de lasa nahazo ohatran'ny rongony ve ? :-D:-D:-D:-D
38. fasaly
(
02/10/2006 17:58)
mandrindra::-D:-D:-D io fa efa miandry aho e! ataovy ao tsara an! aza sina milatraka mitry ny goute:-D:-D
simpona: ato ngeh milay be noho ny any am karajia e!:wink::°):-D:-D tonga soa ato de efa sam eto zany tsika:-*
fiffi: iza anefa no tsy hahaz rognony eto e!:-D:-Daza tratran'ny aretimaso am écran fotsiny otranahy sy mandrindra:-D:-D:-D
simpona: ato ngeh milay be noho ny any am karajia e!:wink::°):-D:-D tonga soa ato de efa sam eto zany tsika:-*
fiffi: iza anefa no tsy hahaz rognony eto e!:-D:-Daza tratran'ny aretimaso am écran fotsiny otranahy sy mandrindra:-D:-D:-D
40. titis
(
02/10/2006 21:33)
Sady tsy vitan'ny rongony fotsiny fa tena maha fisaka fitombenana no mampiady mivady!marina any zany!!!
