tahaka ny rongony ve ny serasera

1. dailynews ( 01/10/2006 20:42)
Izaho isanandro tsy maintsy mandalo eto farafaharatsiny telopolo minitra. fahendrena ve izany? sao dia tahaka ny rongony izy ity ny farany?
novalian'i Fiffi ny 09/10/2006 21:50
2. Ruby ( 01/10/2006 20:45)
izaho mampiasa cyber cafe dia tsy maintsy mandoa vola isaky ny mandeha ka tsy afaka migalabona.
3. soanja ( 01/10/2006 21:05)
Mampitovy zany isika ry Dailynews. Seraseraholics! :P :-*:-*:-*:-*
4. booboo ( 01/10/2006 21:07)
:). @ voalohany iny izy no tena "pire" fa tsy mety mihitsy raha tsy mankato isaka zay misy fotoana kely. Rehefa ela ny ela lefy moramora eny ihany : lasa mahafehy tena ho azy zany ....
5. nolalaina ( 01/10/2006 21:07)
Tsy haiko fa za klou mbola tsy nanandrana rongony éh!! :°)

Vazy² zany fa refa tonga eto de tsy te hiala tsony!! mila ho tara mitry @ asa sns..... surtt lé eto @ forum hummmmmmm!! ;-)
6. Fiffi ( 01/10/2006 21:14)
io le dinika efa nalefako indray mandeha hoe "forum quand tu nous tiens" :-D:-D:-D tratra daholo zany isika an! :-D
7. fasaly ( 01/10/2006 21:14)
:-Deuhhhhhhh! ny fahitako azy an! euhhhhh:roll::roll::roll: tahaka ny rongony mitsy:-D:-D nisy moment zà tena nanao mitsy hoe tsy hiditra sersera tsony fa hiala fa e! e !e !e !e ttsy mety e! :-D
8. hery ( 01/10/2006 21:53)
Androany zah nahavita tsy nijery serasera tao anatin'ny adin'ny telo tsy niato kanefa tsy natory :-p
9. Tokinao ( 01/10/2006 21:54)
dailynews:

Izaho isanandro tsy maintsy mandalo eto farafaharatsiny telopolo minitra. fahendrena ve izany? sao dia tahaka ny rongony izy ity ny farany?


za koa ry daily de ôtranao miits a! za tena tsy mahafehy tena mihitsy @'izy ity. aôna ary no fomba fialana @]'izy ity ry booboo a! hihihi
10. simplex ( 01/10/2006 22:00)

mizara mifehy tena ary e,:°)
refa misy zavatra tokony atao d mba miafy kely ohatra hoe 10min isaky ny adiny iray :P

refa tsisy atao njay, in ny olana :?::?:

:-*:-*

PS: za kou tsy mahafehy tena an :-P:-D:-D
11. cutie ( 01/10/2006 22:09)
ny ahy njay le manolotra hira ho an'i simplex ao @rvg no tena rongony amiko :-D:-D:-D:-D
12. soanja ( 02/10/2006 03:18)
Rongony tsy mahafaty ity e. Mahaliana sady mampivoatra. Ilaiko aloha fa asa ianareo.
13. fasaly ( 02/10/2006 06:02)
zà tsy mahavita rahraharaha trony kou! de bedy foana:? zà tsy maha fehy tena zany....tsy maintsy mirangaranga kely foana;-)
14. diamondra27 ( 02/10/2006 06:18)
simplex::P
hay kosa d'efa misy mpanolotra hira ao @ RVG an!;-);-)
:-*:-*

soanja::-D:-D, tena mampivotra be?

Ny zavatra rehetra rehefa tiana tabterahana dia vita.
Fa matoa mbola tsy mahafehy tena dia mbola tsy grave aminao izany ilay izy na tena besoin-nao. Humm!lasa dépendant. Tandremo fa tokony isika no mi-commande ny ordi fa tsy ny matos no mibaiko antsika

fantaro ny zavatra rehetra dia hazony mafy izay tsara
15. Fiffi ( 02/10/2006 08:44)
fasaly: zay ny andry ! :-D:-D:-D
i Hery hono mba nahavita tsy niditra sera2 nandritrin'ny adin'ny 3 ? :-D de tsy nanitikitika ve ? :-D
16. pissoa ( 02/10/2006 10:24)
zah mahavita tsy miserasera refa tsy eto amin'ny ordi :-P
17. rabesa ( 02/10/2006 10:30)
Salut daholo!
Tena mifoka daholo anie isika Gasy izany e!
18. fasaly ( 02/10/2006 11:42)
zà refa tsy ato atrano fa eny andalana mandende eny de mahavita itsofoka kely cyber juste mamaly forum:roll::-D:-D:-D
19. majakely ( 02/10/2006 12:09)
=))aza mbo tratrany ,,,:-D
20. dailynews ( 02/10/2006 12:49)
fasaly:

zà refa tsy ato atrano fa eny andalana mandende eny de mahavita itsofoka kely cyber juste mamaly forum:roll::-D:-D:-D

ny an i fiffi izany tena grave be mihitsy ny doziny an, eny andalana koa ve aky???:D


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0906