tahaka ny rongony ve ny serasera
42. fasaly
(
03/10/2006 06:01)
ny ahy alou ny mpibedy efa leo mibedy de tsy miteny trony de lasa accordé njay e:wink: fa ny rongony mahery foana:idea:
43. mamzelkely
(
03/10/2006 07:29)
ary za zany efa ela no tokony nana desintox ra izany :-D:-D tellement trop :-D
44. Bethebest
(
03/10/2006 08:25)
Ao @ ol tsi-1-1 d misy mpanolotsaina 2, ny 1 mitarika @ tsara, ary ny 1 @ ratsy. Ianao ihany no anefa no tompon'ny teny farany. Matoa ianao voatarika any @ tsy tokony alehanao dia manana fahalemena tokony hiadiana ianao.
Tsisy an'zany rongony zany, ny tsy fahafehezan-tena no betsaka. Be the best.
Tsisy an'zany rongony zany, ny tsy fahafehezan-tena no betsaka. Be the best.
45. ninih
(
03/10/2006 11:41)
refa mandray anjara indray mande de te hijery foana ny tohiny foana e! na de te hifehy tena aza toa mahaliana foana ilay resaka tsinona ko
46. mandrindra
(
03/10/2006 14:25)
samia mitanatana amin'izay maha mety azy ny fidirany eto fa milay foana eto
48. fasaly
(
03/10/2006 17:37)
ninih:
refa mandray anjara indray mande de te hijery foana ny tohiny foana e! na de te hifehy tena aza toa mahaliana foana ilay resaka tsinona ko
:-D:-D:-D:-Dmarina mitsy zay ry ninih a! zay lay hoe rongony ange e!:wink:
50. Bakobako2
(
03/10/2006 17:54)
Za alou tsy @ rongony fa kafé , fa mandainga kosa izay nahazo tsirony teto ka hoe tsy handalo .Ny ahy ny tsy afako ilay mapmé. fa mahita lazaina foana tsika e!=D
52. fasaly
(
03/10/2006 20:57)
ka tsy maitsu asina mampmé sy mi meme kely sinon! matotora lotra de mampatahotra be ny mandray anjara:-D:-D:-D
56. diamondra27
(
04/10/2006 08:27)
ny tena marina angamba ny antony maha-tamana ny olona eto dia faly mahita hoe: io indray ranona fa connecté dia lasa ny dinidinika
Après mijery hafatra dia hoe: i ranona sy ranona nanoratra tamiko fa aleo aloha valiana
Après ranona sy ranona namaly dinika @ le size mi-intéresser anah de aleo jerena et/ou valiana
Enfin ny sasany mijerijery fotsiny forum fa tsy mamaly izy (be de be izy ireo)
voilà no mahatonga ny hoe: tsy maintsy mandalo @ serasera de rehefa atambatra ny foftoana laninao mivezivezy eto @ serasera dia mandeha be le izy kay efa adiny iray sahady....
Ireo aloha no haiko fa ny sasany aleo mba ny hafa no hanome azy
any @ karajia moa tsy lazaina intsony sy maka PV ;-);-)
Tahaka izany koa any @ lalao eseky: mahafinaritra ahy daholo ry zareo ao, surtout le mifanoratra mivantana ery @ à droite
de bizz kely aloha ho an'i professeur vaika sy ds ary simplex:-*:-*:-*:-*

57. fasaly
(
04/10/2006 10:14)
ny ahy njay ry diam tsy mijery zay oul connecté zany zà fa maika hamaky zay namaly farany de maika ny hamaly ihany kou:wink::P
60. ninih
(
05/10/2006 08:54)
le mamaly hafatra eo ihany fa le hamaly ny dinika nidirana mintsy no tena mahafinaritra ko! :D:D:D