REINVENTER L\'EGLISE
21. hery
(
28/09/2006 23:11)
Tsimiandravola:
Izay soa aminao dia tsy voatery ho soa amin'ny hafa,resaka tena personnelle be mihitsy izany,noho izany dia tsy tokony hozarainao mihitsy,nefa moa tsy azo ferana ianao,noho izany dia aza mametra ny mpikiritika koa,hany an!!!!
Ary maninona ianao no mizara ny tsy finoanao? Samy mizara ny conviction personnelle-ny. Ianao tsy mino dia afaka mandresy izay ho resinao lahatra (raha misy). Izay mino koa dia handresy lahatra ireo izay tokony horeseny lahatra (ianao ohatra?). Izay no tena tanjona.
22. jentilisa
(
29/09/2006 06:31)
tsimiandravola:
Ireny rehetra ireny dia eo daholo manambara fa ny firoborobon'ny finoana misy eo amintsika vahoaka mahantra hatrany afrika ka hatrany Azia dia mariky ny fahantran-tsaintsika ka tsy ahafahantsika mioitra.Ny soatoavin'ny olona no ankamamiana fa ny antsika navela,ny fomba fisainana sy fijerin\'ny vahiny no nataontsika ho filamatra fa ny antsika natao fakofako.
Dia izay aloha no voalaza hatreo fa mbola hitohy
Amin'ny zavatra nosoratanao voalohany indrindra dia misy ireo soratra ireo. Izany hoe vao nanomboka ianao dia efa nampiditra ilay soatoavintsika. Noho izany tsy mila mampiditra lohahevitra vaovao aho fa ianao indrindra no nampiditra azy. Asa hoe ahoana aloha ny fitsaranao izay zavatra izay.
Raha mandinika indray aho amin'ilay hoe ny soatoavin'olona dia tahaka ny hoe fivavahana avy hatrany no napetrakao. Noho izany ny lazainao hoe soatoavintsika ve dia fivavahana izany?
Momba ilay hoe fanaladiana indray dia afaka ny miteny tsara ny olona hoe tsy mety izany fa mba asio fiamaliana kely. Misy diamisy ny fiangonana manao izany tsara ankoatra ny fanaladiana an-trano izany!
Koa na izany aza natao fakofako ve izany ilay soatoavina?
23. Fiffi
(
29/09/2006 06:44)
tsimiandravola:nga hisy an'zany hifamono zany koa ? :roll:
rehefa tapitra mifamono daholo ny katolika sy ny shiiite,sy ny protesta sy ny sunite dia ho hita eo.
24. vetsoko
(
29/09/2006 11:21)
hitako hoe misy lacune be ny fahafantaran'i tsimiandravola ny tantaran'ny baiboly sy ny tantaran'i jesosy en personne(situation niainany sy ny situation nisy eran-tany t@ izany)ary tena lacune be koa ny tsy fahampian'ny fahalalanao ny tantaran'ny baiboly sy ny parcoursn'ny religion christianisme,mifameno sy mifampidimpiditra be anefa le izy,tsy ho voantantara eto satria ny tenako aza 2 taona nanaraka an'ilay izy mbola misy tsy vita.Betsaka ny non dits ry tsimiandravola,betsaka koa ny fahamarinana afenin'ny jiosy,afenin'ny katolika romana,ets....ETS Problème be le izy ary mahakasika zavatra maro:peuple,état,rites...mahatonga conflits international,ary efa nahatonga conflits hatramin'izay.Fa za miteny aminao hoe tsy voatery hino ianao fa tsangan-kevitra nofidianao io dia tohano hatramin'ny farany,saingy izao no fantaro,ny olona dia tsy vatana fotsiny na saina fotsiny fa misy fanahy ihany koa,asa ianao raha mino an'izay fanahy izay na tsia ,fa ny malagasy aloha dia nino,ary misy izay fanahy izay dia fantaro fa misy ny fanahy ratsy sy ny tsara,ary le fivavahana resahintsika dia ao anatin'ny domaine spirituelle(fanahy),ka alalino tsara ny doctrine anao fa sao mandringa
25. prime
(
29/09/2006 12:10)
Mazava rehefa sahy mijoro @ tsy finoany ny olona... fa raha hino daholo tokoa moa toa tsy mety... satria hety ny fidirana ny fanjakàn'ny lanitra...
26. vetsoko
(
29/09/2006 14:52)
sady efa voasoratra hoe hisy ny tsy hino ohatr'azy,dia mbola hisy foana koa @ manaraka
27. pissoa
(
29/09/2006 15:02)
Hihihi, efa lava be le resaka dia mbola vakiana ndray aloo ... fa tapa-tsinay fotsiny zah amin'ile ps-n'ny namana vaovao be dia be ato amin'ny serasera:
tsy manaja olona toy izao daholo ny toa an'i tsimiandravola sa ianao no naningana :-D:-D:-D
tsimiandravola:
Hoy i jenty lisse:
Hoy i lelaBBBBBE:
Hoy i V tsokotsoko:
Hoy i V ma-tsokotsoko:
tsy manaja olona toy izao daholo ny toa an'i tsimiandravola sa ianao no naningana :-D:-D:-D
29. jentilisa
(
29/09/2006 16:40)
Fa izao aloha e!
mahafinaritra ahy mihitsy ny fanomezana vohikala apetraky tsimiandravola ato. Misy moa dia napetrako any anaty rohy ao amin'ny blaogiko ao mihitsy!Tsindrio anie io rohy ao amin'ny blaogiko io e!
(tsindriana ilay hoe rohy ao amin'ny rohy hehe!)
ny tena mahafinaritra hitako ao dia ahitana izany tsy mitovy hevitra nohony finoana nefa dia samy mametraka rohy ry zalahy. Ny iray kristiana moa ny iray kosa tsy mino andriamanitra.
Raha fifanajana tahaka ny ataon'ireo mpiady hevitra ireo no ataon'i tsimiandravola mety ho be dia be ny namany..ary be ihany koa ny hieritreritra tokoa na mbola mila ny finoany izy na tsia.
na
http://jentilisa.blaogy.com/static/122/bookmark

30. tsimiandravola
(
01/10/2006 22:00)
Vetsoko:Fomba ahoana moa no ahazahoan\'i Vetsoko milaza fa misy lacune ny fahafantarako an\'i Jesoa Kristy sy ny tantaran\'ny baiboly?Tsy izany ve no atao hoe préjugé?
hitako hoe misy lacune be ny fahafantaran\'i tsimiandravola ny tantaran\'ny baiboly sy ny tantaran\'i jesosy en personne(situation niainany sy ny situation nisy eran-tany t@ izany)ary tena lacune be koa ny tsy fahampian\'ny fahalalanao ny tantaran\'ny baiboly sy ny parcoursn\'ny religion christianisme,mifameno sy mifampidimpiditra be anefa le izy,
Nefa kosa aho dia afaka manambara fa ny mpandrafitra ny Nouveau testament dia olona tsy nahafantatra akory ny Jeografian\'i Palestina sy ny fomba amam-panaon\'ny Jiosy tany Palestina akory.Satria izy ireo dia Paianna no fiaviany,ary tifidavitra avy tany Roma no nanaovany ny redaction n\'ny Nouveau Testament ka izany no ifandipandiparan\'ny filàza ao amin\'ny \"baiboly\".Niankina tamin\'ny lovan-tsofina momba ny Mesia efa nisy (Menahem,Jean de Gamala...) fotsiny no namoronana an\'i Jesoa dia lazaina fa nisy ara-tantara i Jesoa.
Mila démostration ve i Vetsoko,sa mila rohy sy bibliographie??? Sa afaka mihanona fotsiny amin\'ny voasoratro?Izaho rahateo eo am-pandikana ny boky anankiray amin\'ireny mitondra ny lohateny hoe \"la fable de Christ\" de Luigi Cascioli.
http://tsinisijesoa.free.fr/tsinisijesoa.html
Ambonin\'izany dia efa voalazako fa 40 taona aho no kristianna :30 taona Katolika,10 taona Evanjelika,ary toa an\'i Paoly apostoly aho izany hoe tena nahery vaika mihitsy(mais c\'est l\'inverse de Paul) tamin\'ny fanasohasoana an\'i Kristy izay Tompo sy Mpamonjy sy ny Eglizy (Sans tache ni ride,belle,prête pour la noce...)
Ka tsy hitako indray izay fomba hafa anamporofoana an\'i Vetsoko fa tsy misy lacune izany ny fahaizako an\'i Kristy sy ny Eglizy ary ny Baiboly,ny azoko lazaina kosa angamba dia ny hoe:i Vetsoko no tsy d\'accord amin\'ny fomba fijeriko dia milaza ahy hisy lacune.
De izay indray aloha.
31. jentilisa
(
02/10/2006 08:51)
tsy ho voavaly mihitsy izany ilay fanontaniako ny amin'ny soatoavina e! raha ny amin'ny fahalalana na tsia ny baiboly na tsia indray aloha tsy idirako lalina fa ny fiainana ny foto-kevi-dehibeny ahazoana ny fiainana ny ny fahasambarana no tena izy e!
fa ilay soatoavina aloha ilaina mba resahina mhitsy!!! ilay fivavahana fomban-drazana ve?
fa ilay soatoavina aloha ilaina mba resahina mhitsy!!! ilay fivavahana fomban-drazana ve?
32. rakaroka
(
02/10/2006 09:20)
Sarotra ny miresaka amin'ny olona voafetra Bbbe ihany ny fijeriny ry Tsimiandravola a!. Ka 'lay izy izany dia ny samy kristiana no mifafi-kaopy angamba!,
anefa anie na samy rizareo aza toa mbola mizara ho an'i Apolosy sns koa e. Mampitombina marina ny "approche" du moins hoe tsy MAZAVA ho azy ireny izay nosoratan'ny Baiboly! Tsy mazava velively fa "INOANY" tsotr'izao fotsiny!Dia heverin-drizareo "Con" mihitsy Atra nanome "saina" ny olona!
Raha vao mampiasa ny sainao ianao dia toherina avy hatrany!...Izany hoe rehefa "zavatra heverin'ny olona hafa tsy rizareo "kristiana dia "Tsy mitombina daholo!" anefa ils en servent beaucoup ireny san'ny tsy mpino toa azy ireny dans la vie quotidienne: mahatsikaiky!
En plus "jugement" izao "enversn"'ny tsy mitovy fijery amin-drizareo.Henjana ho an-drizareo kosa aloha raha ny ("Christ" ivavahany no heverinao toa
anganom-baviantitra e. Eto dia Ianao no lazaina fa manana ny "lacune" anefa ny resaka entinao hita fa
ny "lacune", tsy noheverina hatramin'izay raha miresaka ny "testament de Judas" , sns,ianao...

33. rakaroka
(
02/10/2006 09:29)
Asa inona koa no "andrandraina" amin'ity antsoina hoe
"Soatoavina"?.... Heveriko hoe "mal posée 'ngamba lé fanontaniana matoa tsy ahitam-baliny", satria mbô niezaka namaly ihany aho araka zé saim-pantako. Kay moa tsy tokony hidirako loatra hono lé izy knou!
Mandalina irery aho eto hoe ny "Soatoavina" izany:
peut-être ny talenta na ny "environnement":harena efa napetrak'Andriamanitra amin'ny tsirairay dia samy mikaja sy mikolo ny tandrifin'azy na ny nomena azy!
Ohatroatra izay aloha ny fiheverako azy!

34. prime
(
02/10/2006 10:41)
tsimiandravola:dia firy taona izay no tsy nino intsony? tena maty antoka b enao izany an...
Ambonin'izany dia efa voalazako fa 40 taona aho no kristianna :30 taona Katolika,10 taona Evanjelika
35. jentilisa
(
02/10/2006 15:08)
Rakaroka a! tsy diso ny fanontaniana fa mety ho diso ny nanoratana azy teto! raha miresaka soatoavina ato amin'ny fivavahana sy ny finoana dia resaka favavahan-drazana no filaza azy izay. Mihainoa ianao radio na mijere tele ka miteny hoe soatoavina malagasy ny eny Anosimanjaka na ny eny Ambohimanga...izany hoe izay misy doany amin'ny ankapobeny tahaka ny eny Andranoro koa dia fomba fanao sy andro fanaja eny amin'ny Doany izay.
Dia lasa aho manontany ary hoe tokony hijanona amin'ireny ve isika malagasy? hoy manko Tsimiandravola hoe ny antsika natao fakofako...toa milaza izany fa ilay antsika eny amin'ny doany io natao fakofako io. Dia manoratra koa izy hoe fa ny an'ny hafa no nankamamiana kosa indray: eto isika miresaka ny favavahana kristiana izay an'ny olona indrindra.
Dia averiko aminy indray ny fanontaniana...mbola vahiny eto Dago ve ilay fivavahana kristiana. Tahaka ny efa tsia no valin'izay satria io no mampahantra an'i Afrika sy Azia araka ny fanazavan'i tsimiandravola eny ampanombohana. Fa eny kosa, mbola vahiny, raha ny doany no lazaina.
Izao anefa, raha miresaka doany izany dia tsy athée intsony ny fiheverako azy, izay tian'i tsimiandravola hanondroana ny tenany fa "animiste" mpandala nentin-drazana no tiako lazaina. Tiako hiresaka momba io tsimiandravola raha izay tokoa no lazainy fa soatoavina nolazainy teny ampanombohana.
NEfa ny mahavariana...na io fivavahana nentin-drazana io ihany koa aza anie ka toherin'ny athée e! dia inona marina moa izany i tsimiandravola. Izay no fanontaniana manitikitika ahy. Tsy maninoa mahazo mamaly i Rakaroka raha mahalala tsara ny ao am-pon'i tsimiandravola izy.
Ary mahaiza mamaky tsara izay voasoratra fa ianao ihany no sao dia mampihevitra ny tenanao ho con aza fady indrindra!
rehefa manoratra ihany koa aza maika ny hanoratra fa voafatotra amin'izay soratany tsirairay avy ny olona!

36. vetsoko
(
02/10/2006 17:06)
olona iray possédén'ny stana dia roahina devoly dia anontaniana izy hoe iza no ao anatinao ao ,dia mamaly izy @ feon-dehilahy antitra be nefa zazavavy kely izy,dia hoy izy hoe :"be dia be izahay no ato ary i losifera no lehibenay...." ,dia nalefa ny fandroahana devoly,ary rehefa tononina ny anaran'i jesosy kristy sady roahina ny devoly dia mitsoaka izy sady miteny hoe "may,may....",rehefa notohizana foana ny asa natao taminy ry tsimiandravola dia sitrana izy ;tsy film io,tsy honohono fa sombiny iray t@ zavatra ohatr'izany natrehiko maso,ary t@ za nanatri-maso voalohany an'izany dia mbola tsy nino koa satria nihevitra ny tenako tena nana-pahaizana,fa avy eo za resy lahatra hoe MISY NY FANAHY,tsy novalianao mantsy le resaka fanahy fa nitsoahinao,variana nidémontrer ny tsy finoanao ianao,fantatrao ve ohatra fa ny eglizy catholique romana any amerique du sud dia misy toerana iray fandroahana devoly fotsiny ,éxorcisme non stop,ho an'ny olona possédé 24 h sur 24h tsy miato,dia ahitana karazana démonstration'ny devoly @ izany,filaharana be @ izany toerana izany,eny an-dalana ny sasany dia efa mihetsika ets ets...dia inona no hanazavanao an'izany????????sa ve hoe ny herin'ny maizina ihany no misy na ny devoly fa ny herin'ny ataoko hoe tsara tsy misy????????MIVERENA MANDINIKA,sao dia mba te hanohana doctrine fotsiny ianao
37. tsimiandravola
(
02/10/2006 18:08)
Rakaroka:Marina mihitsy izany ary fantatro dia fantatro,nefa amiko dia ady fiady hoy ny fitenenana.Fa diso ianao raha mieritreritra fa izy samy kristianna dia mifampikaopy.Raha mifampikaopy ry zareo dia tsy ho nisaratsaraka ka voatery nanaovana Ekuminisme mba hampiray finoana azy.Amin\'izay indray,ekuminisme anarany fotsiny fa tsy samy mi-camper amin\'ny position-ny avy daholo.
Sarotra ny miresaka amin\'ny olona voafetra Bbbe ihany ny fijeriny ry Tsimiandravola a!. Ka \'lay izy izany dia ny samy kristiana no mifafi-kaopy angamba!,
Rakaroka:Ka izany no maha foi ny foi,mifanohitra tanteraka amin\'ny raison sy ny rationalité ka tsy mahagaga loatra akory fa saingy mampalahelo fotsiny satria mahatonga ny olona ho dondrom-p... Non non non!!!!Tsy dondrom-p...akory,Tsia,matsilo saina be fa manankimpy maso,io ilay hoe borné hoy ny fiteny,ary mandreraka be ny miresaka aminy rehefa mahazo an\'izay hoe izay no sitrapon\'Atra izay izy an!Kanefa ny fiainan\'ny zanak\'olombelona dia saro-bidy loatra ka izany no tsy maintsy iadivana,itolomana ,iatrehana ny obscurantisme nocif. (tsipihiko tsara mihitsy hoe nocif satria mbola ho raisiko io etsy ambany).
Raha vao mampiasa ny sainao ianao dia toherina avy hatrany!...Izany hoe rehefa \"zavatra heverin\'ny olona hafa tsy rizareo \"kristiana dia \"Tsy mitombina daholo!\"
Rakaroka:Ny tena tsikaritro amin\'ny kristianna,ary izay anisan\'izany taloha dia ny FAHALAMANY TOY NY SAVONY:-raha maty ny mpino iray dia lazainy fa izay no lahatr\'Atra,raha \"mpanonta\" iray no maty dia lazainy fa voasazin\'Atra;-raha sitrana ilay olona \"marary saina\" (lazaina fa azon\'ny devoly)iray satria nametrahan\'i Pasitera Rajakaoba sy ny troupiny tanana,dia lazainy fa mahery sy manasitrana i Jesoa...tsy sitrana nefa ilay olona na dia im-polo aza no nanao cinema momba ny fametrahan-tanana au nom de Jésus...dia lazaina fa sitrak\'Antra ny fitsapana mahazo ny fianakaviana,na misy milaza koa fa Andriamanitra irery ihany no mahalala ny antony tsy anomezany valiny ny fivavahana,io ilay équivalent n\'ny hoe \"mystery izany hoy i Mopera\" any amin\'dry zareo Katolika;-Avy ny orana ka tsy afa-nivoaka ny trano ny tantsaha kristianna,dia tsotra fotsiny ny fanazavany azy:lazainy fa nosakanan\'Atra izy sao ilatsahan\'ny varatra izay nilatsaka tokoa teo akaikin\'ny saha saika andehanany,misy indray nefa olona kristianna nilatsahan\'ny varatra tokoa tamin\'ny circonstance hafa,dia lazaina fa nisy fahotana nataony ka tsy nahafaly an\'Antra,na koa hoe izay no lahatra ary izay no andro sy fotoana nomen\'Atra azy,na koa hoe nataon\'Atra ilay izy mba hanomezana fanairana na fampahatsahivana ireo mpanota mbola tsy nibebaka sy ireo kristianna mangatsiatsiaka....Eto indray kosa izao rehefa inviter-vana i Vetsoko sy ny tariny mba hampiasa saina sy hiantso ny rason dia inona no afitsony? Izaho indray no lazainy manana lacune (Ouuh là là! C\'est gros!)Etc etc Etc.
Eto dia Ianao no lazaina fa manana ny \"lacune\"
Ka izay no mahatonga ahy manao hoe malama toy ny savony ny kristianna,ary ataoko mihitsy aza hoe miatsaravelatsihy (aza tezitra ê!)
Rakaroka:Aza gaga ianao Rakaroka fa mi-insiste amin\'io i Jentilisa satria araka ny fomba fanao mahazatra dia atao izay rehetra azo atao mba hivilian\'ny lohahevitra.Fomba fanao mahazatra hoy aho,ary fampiasan\'ny mpanao politika sy ny mpino maro izany:ahodina ny resaka.Satria aho tsy te hamaly ny resaka soatoavina dia mbola inona indray no mahamaika an\'i ra-jenty hiverina amin\'izany???Izao aza efa manao hoe tsy izany no mahamaika ahy ho developper-vako eto dia maninona no mbola mi-insiste ihany??Tsy porofo ve izany fa tian\'i Ra-Jenty mihitsy noy tsy hi-janonana amin\'ny lohahevitra nasosa??
Asa inona koa no \"andrandraina\" amin\'ity antsoina hoe
\"Soatoavina\"?.
Maro mantsy ny fomba azo atao hi-brouiller-vana ny piste ary manantalenta ny amin\'izany tokoa ny kristianna nandritra izay 18 siècles izay:raha dinihina ny fanaon\'i Vetsoko sy ny namany dia ataony safobe-mantsina ao amin\'ny post iray ny hevitra maro izay mendrika ny hanaovana lohahevitra maro-ny an\'i Ra jenty moa dia efa hita miharihary eo fa tediaviny ho hevitra \"periphérique\" no hanohizana ny resaka....
Izany akory tsy manao hoe tsy misy ho lazaina mihitsy aho ny amin\'ny soatoavina,sao lazain-draJenty fa mifarirotra eo indray aho mantsy:jereo tsara fa ataquer-ko tanteraka ny monothéisme miohatra ny animisme tsotra.
Ohatra izao:Ny animisme (amin\'ny ankapobeny ,finoanoanm-poana hoy ny kristianna) dia manaja kokoa ny environnement satria inoany fa misy grand esprit ao,misy harmonie kokoa amin\'ny tontolo iainany ny animiste.Rehefa tonga ny mpnjanan-tany niaraka amin\'ny monothéisme dia rava izany harmonie izany satria ilay Dieu trascendental dia mahefa ny zavatra rehetra,amin\'ny anarany dia natao daholo izao famonoana sy fanandevozana ary fambotriana rehetra izao,ary ny environnement dia tsy voahaja intsony satria sady nohosen\'ny economie,na ny environnement na ny kolon-tsaina.May ny tanety,ny toera-manakasina rehetra voahosy,voambany,Ireo nolalain\'ny Razana rehetra dia presque tsy misy trace intsony amin\'izao fotoana.Raha mpiady mafana vay ireo Ntaolontsika fahiny nanohitra ny fanjanahan-tany,isika taranany tsy misy horaisina intsony.Lazao amiko marimarina fa raha potiky ny nucléaire izao tontolo izao,raha matin\'ny sida daholo ny vahoaka mainty atsy afrika,etc etc,moa va tsy ho vitan\'ny Andtra izay mahefa ny zava-drehetra ny hanarina izany amin\'ny indray mipi-maso fotsiny????Misia ,ny tany sy ny lanitra vaovao hoy izy dia misy!!Sa tsy izany???Noho izany indrindra no tsy hiraharahian\'ny amnninareo isany na misy aza ny polution,na mandatsaka baomba nucléaire aza ny Iranianna,ary na potiky ny sida aza ny atsy afrika (satria contre ny préservatif ny vatican).Ho inonareo koa moa raha lasa vazaha daholo aza isika mianakavy???Samy tsy hisy honina eto ,sa ahoana!!!
Ka raha miresaka ny animisme aho ka miaro azy,tsy hoe pour ny obcurantisme aho akory,fa mampitahy azy fotsiny amin\'ny méfaits n\'ny monothéisme eo amin\'ny tontolo iainana.Raha samy obscurantisme ihany aleo lavitra animisme toy izay monothéisme.
Na izany na tsy izany nefa dia aoka hazava:tsy misy afaka milaza fa athée ny tenako,ny azoko lazaina dia tsy misy religion aho.Fa ny toheriko mafy fotsiny dia tsy i Jehova mihitsy no Andriamanitra raha misy andriamanitra,tsy voatery ho tokana Andriamanitra raha misy Andriamanitra.Nilomano ary influencer-n\'ny monothéisme daholo isika dia meritreritra automatika fa tokana andriamanitra,dia toy ny efa tolo-botsitra ery.Lazaiko izany satria na tsy Athée aza aho dia miteny toy ny athée ary sahy miteny mihitsy fa tsy mendrika akory ny hatao hoe Con ny andriamanitr\'i \"abrahama\",satria ny zavatra na olona antsoina hoe con dia MISY,nefa io atra io dia TSY MISY.Ary tsara ho azy ny tsy misy ,satria raha misy izy dia vao miha-loza satria adrtra génocidaire (cf déluge),ethnocide (cf tuerie à Canaan par Josué)...aoka tsy tohizako intsony.
(Tohiziko ny famaliana an\'i Jentilisa rehefa kelikely eo)
novalian'i rrgmt ny 01/11/2006 17:03
38. tsimiandravola
(
02/10/2006 20:27)
prime:Tsy vao ela,fa raha vao tapa-kevitra ny hampiasa ny raison sy ny rationalité,dia lasa olon'afaka vetivety foana...Tena maty antoka be mihitsy kosa aloha e!Saritra ny mandainga kanefa hoy ny vazaha hoe vaut mieux tard que jamais! sa ahoana???
dia firy taona izay no tsy nino intsony? tena maty antoka b enao izany an...
39. tsimiandravola
(
02/10/2006 20:49)
vetsoko:Ny avaliko an'i Vetsoko fotsiny dia,tsotra:fantatra ankehitriny fa misy ny domaine psychiatrique,io dia sphère scientifique lehibe ary mahavariana tokoa.Jereo fotsiny ny Encyclopédie mikasika ireto mots clés na phrases clés ireto: Délire mystique,schizophrénie,paranoïa,psychose délirante,crises hystériques;syndrôme bipolaire ou psychose maniaco-dépréssive;...Dia ataovy daholo ny synthèse momba ireo dia azavao eto ny fifandraisan'ireny amin'ny manifestation diabolique na satanique sy ny fametrahan-tanana araham-bavaka ataon'ny exorciste ary ny sensibilitén'ireny manifestations ireny amin'ny fanafody psychotrope.
olona iray possédén'ny stana dia roahina devoly dia anontaniana izy hoe iza no ao anatinao ao ,dia mamaly izy @ feon-dehilahy antitra be nefa zazavavy kely izy,dia hoy izy hoe :"be dia be izahay no ato ary i losifera no lehibenay...." ,dia nalefa ny fandroahana devoly,ary rehefa tononina ny anaran'i jesosy kristy sady roahina ny devoly dia mitsoaka izy sady miteny hoe "may,may....",rehefa notohizana foana ny asa natao taminy ry tsimiandravola dia sitrana izy ;tsy film io,tsy honohono fa sombiny iray t@ zavatra ohatr'izany natrehiko maso,ary t@ za nanatri-maso voalohany an'izany dia mbola tsy nino koa satria nihevitra ny tenako tena nana-pahaizana,fa avy eo za resy lahatra hoe MISY NY FANAHY,tsy novalianao mantsy le resaka fanahy fa nitsoahinao,variana nidémontrer ny tsy finoanao ianao,fantatrao ve ohatra fa ny eglizy catholique romana any amerique du sud dia misy toerana iray fandroahana devoly fotsiny ,éxorcisme non stop,ho an'ny olona possédé 24 h sur 24h tsy miato,dia ahitana karazana démonstration'ny devoly @ izany,filaharana be @ izany toerana izany,eny an-dalana ny sasany dia efa mihetsika ets ets...dia inona no hanazavanao an'izany????????sa ve hoe ny herin'ny maizina ihany no misy na ny devoly fa ny herin'ny ataoko hoe tsara tsy misy????????MIVERENA MANDINIKA,sao dia mba te hanohana doctrine fotsiny ianao
Rehefa vita izany dia iarahantsika midinika ny momba ny fidiran'ny resaka Devoly na tsia ao amin'ireny aretin-tsaina ireny.Efa nahita reportage momba ireny exorcisme ireny aho ary ao amin'ny domaine de l'irrationnel tanteraka ,izany hoe izay tianao ho tenenina dia azonao tenenina daholo.
Dia mba hatraiza moa no fetra hoy ilay tonon-kira izay!?
40. rakaroka
(
02/10/2006 21:10)
Ny mahafinaritra ahy amin'ity sujetn'i Tsimiandravola ity ary isaorana azy aza dia ny "fikirizany" mifampiresaka izay sarotra resahina aza! Tena marina ny teny hoe:"sarobidy" ny fiainan'ny olona dia miezaka manambara izay fantatra hanatsarana na iatrehana ny "fiainana amin'ny tokony ho izy!. Ilay "Tokony ho izy anefa relatif Bbbe arakaraka ny fitaizana azon'ilay olona sy ny ouverture d'ésprit-ny".