Olona ki-sé-tou

61. diamondra27 ( 02/10/2006 20:29)
tapitra ve le ki-sé tout e! aiza daholo ry zareo
62. papala ( 10/10/2006 13:23)
le ki-sé-tou aloha araky ny hitako d ol manana complèxe d supériorité : za manana cousine zay fa dray dray dray ! zao zavtr rehetra zao lazainy fa hainy avokoa! fa ndray mandeha zay izy vao nahatsapa ny tenany hoe vendrana ! Nisy fivoriam-pianakams d ny ol rehetra nahay dohl fa izy rery no hita hoe tena vendrana! nanomboka teo d nipirina tsy niteniteny ntsony ! fa fimehezana ny anay rehetra !
63. Ruby ( 10/10/2006 13:39)
izaho mahafantatra olona izay indray..isaky ny misy zavatra dia hazavainy aminao foana ny dikany anefa dia zavatra tsy hita hoe ahoana akory..dia tahaka izany foana. mandreraka be ilay izy indraindray.
64. Herimiafina ( 12/10/2006 23:53)
papala:

le ki-sé-tou aloha araky ny hitako d ol manana complèxe d supériorité : za manana cousine zay fa dray dray dray ! zao zavtr rehetra zao lazainy fa hainy avokoa! fa ndray mandeha zay izy vao nahatsapa ny tenany hoe vendrana ! Nisy fivoriam-pianakams d ny ol rehetra nahay dohl fa izy rery no hita hoe tena vendrana! nanomboka teo d nipirina tsy niteniteny ntsony ! fa fimehezana ny anay rehetra !

Tsy misy olona vendrana izany ry ise an!
"Il est impossible qu'un individu soit depourvu de savoir ou que son savoir soit sans valeur" GIDDENS.
65. papala ( 19/10/2006 11:18)
O ry Herimiafina a>, izy fona anie isaky ze mietsika de tsy misy avelany ho resin'ny fahaizana mihintsy ny olona rehetra, fa de hozy hoe zao no fanao an'izao sy zaroa, vao miteny ny ol hoe ndao hividy gateaux atsy de hozy aza mividy an'io fa za mahay.......miresaka ny ol hoe andefaso message @ emailko aho, de hozy hoe nenako ngamba zay efa maty ny adiresiko fa elabe aho tsy mba nanoratra, ny zavatra rehetra zay resahin'ny ol de vonjeny takarina daholo! Fa teo amin'ilay internet no nahafay azy : fivorian'ny fianakams, nisy ordi teo de nanoratsoratra daholo ny ankizy nandefa message tany@ namany, nony avy eo de nantsoiny izy de hoe efa maty moa ny adiresin-dry fa eo raha hamorona adiresy gratuit enao?teo vao tratra kay tsy nahay ordi akory? fa izy de tsy maty ambavany! fa nipirina!
66. andry08 ( 19/10/2006 12:12)
:-D:-D
67. Herimiafina ( 06/11/2006 22:47)

Marina izany! Ny tavaratra matetika no manana io toetra io. Misy fahaizana ihany ao aminy saingy raha iray venty dia lazainy fa amantaoniny, asiany sira, sns. Zava-misy izany saingy tsy midika anefa fa tena tsy manana ny fahaizana mihintsy tsy akory izy.

Anisan'ny fanentrentena goavana ny fahalalana ny fetran'ny fahaizana marina, na betsaka izany na koa kely.

Aoka ny kely tsy hitonona ho betsaka arty ny betsaka tsy hitonona ho kely.:{:-w

68. naughtyboy ( 07/11/2006 15:37)
tohanako ny teniny herimiafina ,misy fiteny hoe zay tsy mahay sobika mahay fatambary fa tafahoatra zay sahy milaza hoe sady mahay sobika no mahay fatambary , mampiesona reny fa ipitsiho.
69. prime ( 08/11/2006 07:43)
O ry zareo a, zà indray d tiako ny miresaka amin'ireny KST ireny satria raha mba misy marina ny lazainy d mba manovo kely eo enao aloha... raha mandainga na diso b ny lazainy d analàna kely eo izy fa kôpy ihany ny farany...:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4499