Olona ki-sé-tou

41. vale ( 16/09/2006 16:49)
ô ry reto ah, tsy mi-exista izany olona ki sé tout zany fa tssss, be zesta araka ny tenenin'ny diamondra fa ny ah aloha de tsy rarahiako na be zesta aza:lol:fa henoko tsara de halaiko ze azo halaina de samy miala ry zanako:-D:-D:oops:

42. vale ( 16/09/2006 16:52)
samoina> manjary lasa hoe milaza tsy hanontaniana ve?:wink::lol::lol::lol::oops:

Fiffi: ie, pihana maso de miomehy:-D:-D:-D:wink:
43. Fiffi ( 17/09/2006 07:05)
vale: mi-existe akia io an! tsy hoe olona ki-sétou hoe debrouillard ange io eh! fa miseho azy hoe mahafantatra ny zava-drehetra! voavaliny daholo ny fanontaniana mipetraka ary ny azy hiany no marina !
44. boubounezy ( 17/09/2006 10:18)
fiffi tsy mety sô zany lazainjy zany fa ra mety mahay no njy kosave lé oull dé tsy ho faly njy fa anao complexe d'iférieurité zany njy.
ny anah tiko ny mirésaka @ oull mahay fa manapy anah @ fahaizana, zany ny matonga ny boky ny journal sns... mba afahany ny oull maaraka zavatra sy mahay ka ra misy namana njy ka ki_sétou dé otrany tsy zakanjy zany izy vé fa kisétou???
miazakazaka miemotra ny olombell ra zany.
45. fasaly ( 17/09/2006 10:25)
ki sé tou ve nefa ki n'sé rien du tou:roll::wink:
46. Fiffi ( 17/09/2006 10:39)
boubounezy: tsy izany mihintsy akia ny tiako lazaina an! fa misy hoa olona zay zavatra lazaina na miseho rehetra de hainy daholo hono ! ny olona miresaka aminy mba manomé ny heviny de aminy diso daholo ! tsy mba afaka manazava akory fa ny azy hiany no fantany !
Marina aloha fa misy marina ny zavatra lazainy saingy ny hafa koa ange ka mba misy marina eh! fa izy tsy mba mihaino zay lazain'ny hafa fa ny azy hiany !
47. vale ( 18/09/2006 08:01)
fiffi:mmmmm, resaka be resaka indray izany, le olona tsisy ilatsahana ireny mihintsy ve?:-D,sshhh, maaaandreraka ireny fa raha tena ki-sé tou aloha ndray amiko dia zarako aza miresaka @ fa raha be dohika nefa diso de mahakamo kah!fanafodiny de mody ekekena any fotsiny de vita koh!:-D:-D
48. antsotokana ( 18/09/2006 08:31)
efa nahita olona toy izany ihany ny tenako fa tena "insupportable et lassant" le tary.
misy marina ihany ny an'i booboo, henoy izay lazainy dia tazomy ny tsara
fa raha handany fotoana aminy eo, aza miady hevitra akory:wink:
49. vale ( 18/09/2006 12:11)
:)k'efa hoe rehefa ten tsy laitra fa be dohika nefa disobe de andramo ange ataovy hoe, eny ary e, ekena fa sao mampifanditra:-D fa tondé mangina izy no tonga saina:-D:-D:°)
50. booboo ( 18/09/2006 13:07)
vale > hihihi zà efa niteny an'io t@ ilay namanay zay fa nomeny bla bla bla psychologique ndray zà hihihihihihi.
51. diamondra27 ( 18/09/2006 13:25)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 17-09-2006 12:39:03
Lohateny : Re : Olona ki-sé-tou
boubounezy: tsy izany mihintsy akia ny tiako lazaina an! fa misy hoa olona zay zavatra lazaina na miseho rehetra de hainy daholo hono ! ny olona miresaka aminy mba manomé ny heviny de aminy diso daholo ! tsy mba afaka manazava akory fa ny azy hiany no fantany !
Marina aloha fa misy marina ny zavatra lazainy saingy ny hafa koa ange ka mba misy marina eh! fa izy tsy mba mihaino zay lazain'ny hafa fa ny azy hiany !


ie, misy mihitsy io fa mahasosotra indraindray.
Ny ahy arakaraka ny humeur-ko ihany. Refa mahazaka aho de tsy miteny refa sendra le fotoana tsy metimety izay de refa hitako fa tsy mahay le olona de ambarako maso amaso eo hoe: tsss tsy marina zany lazainy zany.
Porofoiko aminy par A+B = Y (:oops:)

Asaina manao zavatra izy izao de lazainy hoe: hainy io nefa refa avy eo any aminao izy no maka sopapa.De oe: izy zany no nahavita azy.:-D
52. Samoana ( 18/09/2006 13:50)
booboo:

vale > hihihi zà efa niteny an'io t@ ilay namanay zay fa nomeny bla bla bla psychologique ndray zà hihihihihihi.


misy mahatsara ireny sé-tou bla-bla-psy ireny fa mandrotsirotsy mampatory ! hihi. Izy sé-tou fa zà resin-tory mi-ron-ron:lol:
53. xxx ( 18/09/2006 22:09)
Tandremo fa misy ny tena "sais tout" ary misy ny usurpateur de titra.
Ity farany ity dia tena maro dai maro tokoa eo amin'ny fiaraha-monina.

Hafa anefa ny "tena genie" ary hafa ny "faux-genie".

Tandremo fa efa misimisy ihany koa izao ny polyvalent, Injeniera X, Injeniera generalista, sns, izay pasy partou mihintsy.....:-*
54. vale ( 19/09/2006 12:42)
booboo:

vale > hihihi zà efa niteny an'io t@ ilay namanay zay fa nomeny bla bla bla psychologique ndray zà hihihihihihi.
booboo
:-D:-D:-D njenestooo:lol:tondé mampitsoaka avy hatrany:-D:-D:-D:°)



55. vale ( 19/09/2006 23:30)
samoina>:-D:-D
56. prime ( 20/09/2006 11:30)
Fiffi> zà tsy sé-tou fa mi-sento... :-D:-D
Samoana> :-D
Vale> :-D
57. naughtyboy ( 20/09/2006 16:41)
azo adika ve we oul mahay mampiesona ny oul takizany zvt sainina na atao matetika 90%(misy hadisoana)ka aleony ra-oulmbel aza mamorona fitaovana ara-teknolojia azo atokisana ialana @ fahadisoana ka mbo mahery fo ko ze sahy milaza we ze-se-tou zany
58. vale ( 22/09/2006 22:39)
prime>:-D:-D
59. KotoB ( 23/09/2006 21:51)
prime>:-D:-D:-D
60. Fiffi ( 30/09/2006 08:59)
prime: misento ve enao de hanao :-D:-D ? :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3942