Olona ki-sé-tou

21. Fiffi ( 14/09/2006 08:54)
raha mahay de tsara kah! @ zay tonga saina tsara le olona!
mamz: indraindray akia tena mandreraka be ny mihaino azy eh ? Ny tena mahagaga de hoe hainy daholo zay zavatra resahina rehetra ! sady hummmm! fierté re zany @ famaliana eh!
22. vale ( 14/09/2006 08:57)
:-D:-D
23. vale ( 14/09/2006 09:06)
dolby:

Tsy dia sarotra ny miresaka amin'ireny. Henoina tsara fotsiny dia somary dokafana kely indraindray. Ny mihaino no atao betsaka, miova ho azy ny firesany aminao amin'ny manaraka. Misy vazaha iray zay nataoko an'io fa tena niova mihitsy taty aoriana.

sady ny vazah indd2 tsy laitra raha hiady hevitra,mmmhhhh, malaza @ zany indrindra ny frantsay,hummmmmmmm

24. cutie ( 14/09/2006 13:22)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 14-09-2006 08:41:49
Lohateny : Re : Olona ki-sé-tou
zah jé-né-sé rien! fa mba hampianaro akia zah ry cutie an!

za ary vo saika hiteny an-jy we ndao hitady koa, za koa manko tsy mahay n'in n'in mitsy :-D:-D:-D:-D
25. Fiffi ( 14/09/2006 14:46)
vale: ka tena mahafantatra olona toy zany akia zah an! mahasorena!
26. xxx ( 14/09/2006 14:51)
hery:

Nareo ve mba sendra an'ireny olona qui-sait-tout ireny? De inona no tokony hatao rehefa miresaka amin'izy ireny? Indraindray aloha tena misy zavatra hainy be mihitsy... ary tena mpiasa be izy amin'iny... azo araraotina. Fa misy zavatra tsy hainy dia mbola lazainy fa hainy ihany... satria mba haiko ohatra.
De manjary tsy matoky azy intsony ny tena na amin'ny zavatra tena hainy aza satria hoe sao dia tsy hainy akory ilay izy.



otran'izah namaky ilay nosoratanao io ambony io indray no hafahafa sy sanganehana ry Hery maninona raha teneninao mivantana ary ilay olona :-*
otran'ny hoe miresak'olona ambadika izany mantsy ianao ilay olona zao tsy mahalala akory hoe resahinao eto :^) tsy mba afaka mamaly akory :cry: asa kaloha fa mba torohevitra ny ahy io aleo resahina mivantana satria na izy aza ange mety tsy mahatsapa tena fa manirikiry olona ny toetrany asa kaloha :!: f'aza tezitra an :*
:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*


27. nikopol ( 14/09/2006 15:01)
mahatsiaro voa indray xxx :-D:-D:-D
28. Fiffi ( 14/09/2006 15:26)
:-D
29. cutie ( 14/09/2006 15:29)
de i nikopol misolelaka :-D
30. xxx ( 14/09/2006 15:48)
nikopol:

mahatsiaro voa indray xxx :-D:-D:-D


nahatsiaro voa ahona moa ry nikopol ? ampiasao koa le saina fa to donto be nareo zany an o^o tsy zah akory io resahan'i Hery io :!:

31. Fiffi ( 14/09/2006 16:51)
xxx:
otran'izah namaky ilay nosoratanao io ambony io indray no hafahafa sy sanganehana ry Hery maninona raha teneninao mivantana ary ilay olona :-*
otran'ny hoe miresak'olona ambadika izany mantsy ianao ilay olona zao tsy mahalala akory hoe resahinao eto :
xxx: fa ahoana aza no hilazanao fa ao am-badika ao le olona lazain'i Hery io ? dia ohatran'ny hoe tsy mahagaga raha toa ka novalian'ny sasany ianao hoe nanatsiaro voadona nga ?


32. andry08 ( 14/09/2006 17:59)
:P:Ptena maha-mamo hoy ny vazaha:P
33. xxx ( 14/09/2006 21:32)
:-@:-@:-@,matetika ny gasy samy gasy no tsy mifampatanty an'io toetra io nefa:-D:-D
34. vale ( 14/09/2006 21:36)
Fiffi:

vale: ka tena mahafantatra olona toy zany akia zah an! mahasorena!
Fiffi: dia vao may mahazo aina izy raha vao hitany fa sorena , rehefa miteny bla,bla,bla, dia iomehezo fotsiny:)


35. Samoana ( 15/09/2006 13:37)
vale:

dolby:

Tsy dia sarotra ny miresaka amin'ireny. Henoina tsara fotsiny dia somary dokafana kely indraindray. Ny mihaino no atao betsaka, miova ho azy ny firesany aminao amin'ny manaraka. Misy vazaha iray zay nataoko an'io fa tena niova mihitsy taty aoriana.

sady ny vazah indd2 tsy laitra raha hiady hevitra,mmmhhhh, malaza @ zany indrindra ny frantsay,hummmmmmmm





Vazà ki-sé-peu-sé-tou izany be resaka izany:lol:. Ny vizongo mahay mantsy dia ki-sé-tou-se-té
36. Fiffi ( 15/09/2006 13:56)
vale: hanaovana pi-maso ve ?
37. prime ( 15/09/2006 15:01)
:-D:-D:-D
38. Fiffi ( 16/09/2006 07:04)
nga prime sé-tou ? :-D
39. diamondra27 ( 16/09/2006 07:15)
tsy olona be zeste ve zany olona ze se tou zany e
40. Fiffi ( 16/09/2006 09:16)
be zeste sady hummmm! fier be !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5524