Ny trano tsirairay dia saika misy fampangatsiahina na air conditionnaire mampangatsiaka ny trano fa tena mihempo ny zavatra elektonika raha tsy mitandrina.
Mangatsiaka indray ny andro dia efa misy chauffage ny ambaninin'ny varavaran-kely.Sady chauffage io no fampangatsiahana ny trano.
Miantso fanjakana ny mpanofa trano raha tsy mandefa io chauffage io ny tompon-trano fa tena misy matin'ny hatsiaka mihitsy ny olona.
Manao pantaloha double sy bakiraro mafana be rehefa tena mangatsiaka, henonao toy ny tsy mipantaloha mihitsy ianao.hi,hi,hi8-)8-)8-)
mahametra anie 'zany cmu zany e fa cas soc no ilazana azy
dolby:
- Ny resaka fitsaboana dia anisan'ny tena tonga lafatra ary ny fanjakana dia manampy betsaka amin'izany (SECU). Raha kely ny vola miditra dia mahazo ny antsoina hoe CMU dia tsy mandoa mihitsy ny ankabeazany rehefa makany amin'ny dokotera. Raha ho an'ireo olona efa miasa kosa dia ampiana mutuelle ilay SECU teo amboany mba tsy handoavana intsony rehefa makany amin'ny doko.