Ny any an-dafy any hono ...........

41. kally ( 01/10/2006 18:05)
Ny aty aminay mazoto manao zaridaina be sy mandio trano be ny olona, raha vao tsy misy atao zareo dia mandio trano sy fitaratra foana, sady be voninkazo daholo ny ankamaroan'ny tokotany.
Ny andro moa dia efa fantatra fa ratsy foana, mahalana izany orana tsy avy izany fa raha hitanareo ilay andro cyclone be ireny dia ohatr'ireny foana aty, vao mifoha ianao ny maraina dia avy be ny orana:cry: dia tsy fantatra hoe rahoviana no hitsahatra amin'ny herinandro sa rahafak'ampitso, fa zatra ihany rehefa ela ny ela. Dia mbola be dia be fa kamo aho fa lava be.:wink:
42. fasaly ( 01/10/2006 19:52)
ary tena mitovitovy ny zavatra hiainatsika zany ry kaly sa viyyy we samy avy aany antanàna ihany:wink::-D:-w
43. dailynews ( 01/10/2006 20:14)
I kally angaha any belgique no mipetraka? any mantsy no toa hitako tena mahakarakara zaridaina be mihitsy ny olona sady tsara tarehy be mihitsy ny ivelan'ny tranondrizareo indrindra fa ny voninkazo.
44. fasaly ( 01/10/2006 21:19)
dailynews:-$:-$:-$
45. dailynews ( 02/10/2006 13:21)
fasaly:

dailynews:-$:-$:-$

fasaly> hay tsy azo tenenina?


46. fasaly ( 02/10/2006 15:31)
:-D:-D
47. kally ( 03/10/2006 12:23)
fasaly:

ary tena mitovitovy ny zavatra hiainatsika zany ry kaly sa viyyy we samy avy aany antanàna ihany:wink::-D:-w



Mifanao atsimo sy avaratra eo vy tsy hitovitoviiyy?
48. fasaly ( 03/10/2006 21:03)
eny any iii! taoko mitovitovy ihany ro misy atsika hihih:-D
49. Samoana ( 04/10/2006 17:19)
Ny aty aminay tsara andro lava na mandrivotra ihany aza. Mazotozoto mitangorona ny ankizy rehefa barbecue saingy malaina ny hamoaka am-pôsy refa asiana resaka plisiplisy fandraisan'anjara:cry:

Tsy dia mifampiditra an-trano loatra fa any ivelany matsiro kokoa ny fihaonana:D
50. dailynews ( 10/10/2006 02:37)
soanja:

Aty koa dia hoe rehefa manao t-shirt na akanjo n'inn n'inn misy soratra resaka tanana , ohatra hoe "Las Vegas" Die efa tany izay ianao fa tsy hoe hanao akanjo hoe "izao sy izao" nefa mbola tsy tany akory dia imehezan'ny olona fotsiny. Efa tratra matsy aho indray mandeha dia izay e.
Ary raha soratra hafa dia hoe manohana an'ilay izy izay ianao fa tsy hoe miakanjokanjo misy soratra amin'ny tsy antony fotsiny fa mangatsika na hoe mafana sns. Rha fintinina dia ny eny ankoditrao no ahafantaran'ny olona ny hevitrao. Ny ahy moa izany dia Madagasikara ihany sy hatrany.:-*:-*:-*


tratra i ramose androany ry soanja fa nisy t shirt izay nisy soratra hoe lake tahoe, nevada..nanaovany nefa tsy tany izy dia nanontany ilay madama izay hoe: "hay ianao tany??" tonga dia ndry no tao antsaiko hoe izay ary ilay nolazain i soanja...hahaha, tsy niteny aho fa novidiako ilay tshirt fotsiny satria tsara tarehy no sady mora be dia izao owain be....ahan...


51. xxx ( 22/10/2006 20:02)
ny tsapako am ny any andafy any hono
solafa daol ny ankamaron ol,saingy de menatra daol anefa milaza an zany, direktera daol no kozina,de ny itako ko d we manambady lahy antitra daol ko, marina v zany klo e
52. Ruby ( 23/10/2006 04:14)
xxx:

ny tsapako am ny any andafy any hono
solafa daol ny ankamaron ol,saingy de menatra daol anefa milaza an zany, direktera daol no kozina,de ny itako ko d we manambady lahy antitra daol ko, marina v zany klo e

ndry...izany ihany ve no mba fantatrao? sa izany no nataonao no toa hainao tsara?
ary toa tsy mitonona anarana

53. soanja ( 23/10/2006 04:28)
dailynews:

soanja:

Aty koa dia hoe rehefa manao t-shirt na akanjo n'inn n'inn misy soratra resaka tanana , ohatra hoe "Las Vegas" Die efa tany izay ianao fa tsy hoe hanao akanjo hoe "izao sy izao" nefa mbola tsy tany akory dia imehezan'ny olona fotsiny. Efa tratra matsy aho indray mandeha dia izay e.
Ary raha soratra hafa dia hoe manohana an'ilay izy izay ianao fa tsy hoe miakanjokanjo misy soratra amin'ny tsy antony fotsiny fa mangatsika na hoe mafana sns. Rha fintinina dia ny eny ankoditrao no ahafantaran'ny olona ny hevitrao. Ny ahy moa izany dia Madagasikara ihany sy hatrany.:-*:-*:-*


tratra i ramose androany ry soanja fa nisy t shirt izay nisy soratra hoe lake tahoe, nevada..nanaovany nefa tsy tany izy dia nanontany ilay madama izay hoe: "hay ianao tany??" tonga dia ndry no tao antsaiko hoe izay ary ilay nolazain i soanja...hahaha, tsy niteny aho fa novidiako ilay tshirt fotsiny satria tsara tarehy no sady mora be dia izao owain be....ahan...





:lol::lol::lol: Tena mampime toko zany ry Dailynews satria ny nahfantarako azy 1st de Tamza vao tonga zany de nisy an'izay sweatshirt izay koa nilaza hoe "ASPEN" nanaovako. Tsy tadidiko hoe ahoana no nahazahoako anio fa mino aho fa an'i ankizy tany ampiasana de nosalorako fa nangatsiaka aho na tahak'izay. De nisy an'izay ramatoa izay niteny hoe ahoana zany ny fahitan'i Soanja ireny acteurs sy actrices be de be any ireny rehefa mankany ianao? Tsy mahafinaritra ve? De zah zany gaga hoe ahoana ary fa tsy azoko ny tianao resahina. Dia hoy izy nihomehy hoe ianao nga mbola tsy tany Aspen sady notondroiny ny soratra teo amle sweat. De wainn be zah sady niteny hoe an an an'ny ankizy any ampiasainay ity nindramiko fa nangatsiaka be zah fa tsy nampoiziko hoe hiova ny toetrandro androany. Toranme be izy. De arako amzay hatrazay hoe zay zany le izy na misy havanao any na namanao fa tsy maintsy misy nifandraisanao tamle toerana fa tsy anaovanaovana foana. :-D:-D:-D


54. LazaDaddy ( 23/10/2006 04:56)
xxx:
ny tsapako am ny any andafy any hono solafa daol ny ankamaron ol,saingy de menatra daol anefa milaza an zany,
Izaho kosa tsy menatra e! hahaha!

xxx:
de ny itako ko d we manambady lahy antitra daol ko, marina v zany klo e
Tsy lahy kosa fa diso izany e. Mety azo lazaina ho antitra tokoa ny olona tonga 25 taona @ 8 Vaonambra. :lol:


55. cutie ( 23/10/2006 13:54)
soanja, dailynews, de mga gaga njay za @ ty tshirt lazainareo.Za manko manan tshirt bdb nefa mbola tsy nisy nanontany alou e :lol::lol::lol:
56. soanja ( 23/10/2006 14:01)
cutie:

soanja, dailynews, de mga gaga njay za @ ty tshirt lazainareo.Za manko manan tshirt bdb nefa mbola tsy nisy nanontany alou e :lol::lol::lol:


De lazaiko zany hoe tsy culture any amin'i East zany fa aty amin'i West zany raha ilay resaka io. Ny olna eto US anefa mivezivezy de mba tojo azireo zany Dailynews.


57. cutie ( 23/10/2006 14:17)
ngamba :lol::lol::lol:
ny ahy koa matetika le oul mandehandeha tany @le toerana no manome an'le tshirt ka.
58. soanja ( 23/10/2006 15:06)
De mety izay kah satria misy ifandraisandry amle toerana zany, Le olona. Tena be de be mihitsy manao an'izany kah, rehefa mamangy toerana iray i dadabe sy bebe de mividy tshirt ho ahy. :D:D:D Matetiak tokoa mantsy de manontany mihitsy ry zareo hoe efa tany ianao? na hoe nianatra tay ianao raha toa ka resaka fianarana le ao? sns
59. cutie ( 23/10/2006 15:40)
zay mitsy ka, de avy eo enao lasa te handeha any @ le toerana :lol:
60. iriko ( 29/10/2006 17:26)
raha handeha hody aho dia tsy maintsy mijanona kely ao paris de mba madehadeha kely 2 na 3 andro raha mahita Gasy de faly be de tonga de miarahaba no mitsikitsiky ery, fa hay lafo be ireny ao.Nisy resaka an\'izany mantsy tetsy ambony tetsy, fa hono hoa tsy tokony ho faly be ve raha mahita olona mitovy @ tena .
Samy hafa be tsy mitovy @ny anay aty mihitsy kah, sa rehefa andafy ( frantsa de vazaha daholo) zareo az angaha mbola mitsikitsiky kah.

Asa aloha eh, mbola tsy nifanena T@nareo miteny ireo aho, fa mba efa ela ihany izay nivezivezeko izay.:roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2243