baiboly.org nikatona ny baiboly

61. hery ( 13/09/2006 13:35)
Diamondra> Efa karazana diffamation ihany io kah.

Sokajin'olona roa no nolazaina teto. Ny FMBM sy ny baiboly.org dia nolazainao hoe misy nangalatra dia avy eo hoy ianao hoe

Tsy ny FMBM akory no nangalatra site fa...
Azonao(nareo)angamba ny tiako lazaina.

Dia tsy maintsy ny baiboly.org izany ilay izy.
62. diamondra27 ( 13/09/2006 14:10)
hery: izaho tsy niteny mihitsy hoe: iza na iza;
de tsy ny baiboly.org ihany koa fa izy aza mba victime.

Nilaza fotsiny aho hoe: nisy olona nampiasa @ anarany irery ilay site.

Dia izay ilay nahatonga ahy niteny taminao hoe: raha misy mampiasa ny site-nao hoe: maka ny serasera.org ny olona iray, nataony piratage na ohatran'izany
dia inona no ataonao?========>sécurité avy hatrany

Donc, raha misy izany dia tsy maintsy voasakana ny site ary tsy maintsy fantatra hoe: iza no tena tompon'ilay site: ilay voalohany nanao azy hatr@izay sa ilay faharoa nampiasa azy taty aoriana.
Fa mandrampa-hita ny valiny dia tsy maintsy voasakana ilay site.Dia mety ho izay ilay cas miseho ankehitriny.Samy tsy misy mahazo na ny nadaniny na ny ankilany. Moa eo koa le resaka copyright ny FMBM.

booboo:tsy voatery miteny raha eto @ internet fa raha any @ poste de police de azoko atao ny milaza izay fantako raha ilaina izany.

conclusion: baiboly.org na FMBM samy victime daholo.
63. booboo ( 13/09/2006 14:14)
diamondra27 > ilay antonony hitenenanao fa misy halatra( satria ataoko fa tsy noteniteninao fahatany io mot iraika io ) no tiako fantarina fa tsy ny antsipirihany ( tsy ny iza, oviana, taiza sns ) hoy aho :roll:
64. diamondra27 ( 13/09/2006 14:26)
booboo:Ho valin'ny fanontanianao dia toy izao no hamaliako azy:raha mampiasa zavatra tsy anao ianao, tsy anananao fahefana ny mampiasa azy, de inona ny dikan'izay? halatra sa tsy halatra.

Aty france raha manapaka voninkazo ianao ireny maniry @ lalàna ireny, raha tratra dia consideré hoe: nangalatra ianao, satria tsy anao ilay izy.

Ahitsio aho raha diso fa mihinambary aza hono misy latsaka.

dia averiko ihany: aleo samy miandry ny tohin'ny tantara
65. lapino ( 13/09/2006 14:27)
jentilisa:
Fa izao e! tsy atao ho olana ny fikatonana na tsia satria efa misy ihany ange izany ilay fitadiavana any an-kafa e!
Aiza kay no misy fitadiavana hafa?
66. cutie ( 13/09/2006 14:30)
fa nganareo tsy manana baiboly ao an-trano e :roll::roll::roll:
67. diamondra27 ( 13/09/2006 14:34)
cutie: mety any ampiasana ry zareo ka

tadidiko fahiny marozevo nangataka antoko sy andininy foana rehefa misy référence

lapino: za koa tsy mahita hafa aloha e!
68. cutie ( 13/09/2006 14:56)
DM,fa nga de any am-pesana foana no toerana iainana:roll:
69. xxx ( 13/09/2006 15:45)
diamondra27:

booboo:tsy voatery miteny raha eto @ internet fa raha any @ poste de police de azoko atao ny milaza izay fantako raha ilaina izany.

conclusion: baiboly.org na FMBM samy victime daholo.


aza asiana le resaka poste de police kalongany fa ratsy be ento mora ihany rahavako ^:^


70. diamondra27 ( 13/09/2006 15:55)
xxx: ié izay mihintsy ka!
aleo milamina fotsiny e!
mety hiravona koa nge io rehefa mahatsapa tena le olona fa diso ny nataony e!

cutie: mety koa hoe: eny @ gare na hotely enao no mi -connecté na ze toerana ahazoana manao connexion retra e!
efa mandeha lavitra zao ny teknolojia.
71. hery ( 13/09/2006 16:11)
Diamondra> Ny tompon'ny baiboly.org hatr@ 2002 nanombohana azy dia mbola tompon'ny baiboly.org amin'izao fotoana izao.
http://www.dnsstuff.com/tools/whois.ch?ip=baiboly.org fa ao no ahitanao azy.

Mangalatra ny azy izy izany? tena tsy azoko
72. cutie ( 13/09/2006 16:17)
cutie: mety koa hoe: eny @ gare na hotely enao no mi -connecté na ze toerana ahazoana manao connexion retra e!
efa mandeha lavitra zao ny teknolojia.

eny wa ,ka tsy maintsy hody any an-trano ange e :-D
73. hery ( 13/09/2006 16:20)
cutie> tsy famakiana baiboly ny tao @ baiboly.org fa fitadiavana teny indrindra indrindra. Ohatra fotsiny hoe mitady teny hoe fitiavana ianao dia tonga dia hitanao daholo io teny io tao. Raha amin'ny baiboly boky enao no hitady an'io dia afaka 9 volana vao vita (teraka ihany izay tsy ho teraka lolll)
74. cutie ( 13/09/2006 16:22)
zany moa izy io , mbola tsy tao manko za , sady tsy nahalala an'io mitsy , nefa kay le izy efa nikatona :lol:
75. xxx ( 13/09/2006 17:31)
diamondra27:

xxx: ié izay mihintsy ka!
aleo milamina fotsiny e!
mety hiravona koa nge io rehefa mahatsapa tena le olona fa diso ny nataony e!

cutie: mety koa hoe: eny @ gare na hotely enao no mi -connecté na ze toerana ahazoana manao connexion retra e!
efa mandeha lavitra zao ny teknolojia.


diamondra27> ianao no iantefana io resaka io ka, lanjalanjao ihany zavatra soratana, tsy misy idiran'ny polisy ny diffamation movoaka eto @ net fa tonga dia any @ tribonaly na dia mahay teknolojia aza tratra foana.


76. Fiffi ( 13/09/2006 18:18)
hery:
Mangalatra ny azy izy izany? tena tsy azoko
nga tsy hoe nisy nampiasa any @ site-ny tany io baiboly io ? fa tsy le tena tompony zany an !


77. hery ( 13/09/2006 18:27)
lapino> jereo hoe ity ambany ity.

Rehefa natao ny fikarohana dia nahita baiboly manontolo aho (Bible Malgache de 1865) sady misy concordance ihany koa.

http://bibliquest-international.org/MALAGASY/

Azo télécharger-na, misy concordances azo télécharger-na ihany koa sns...
78. lapino ( 14/09/2006 01:10)
Hery, misaotra betsaka :)
79. LazaDaddy ( 14/09/2006 03:58)
hery> misaotra fa mahasoa tokoa ilay rohy nomenao farany io.

Ny momba ny Baiboly.org dia aza hadino fa:
- Isaky ny misy fifanolanana dia TSIMAINTSY ao i Satana.
- Tsy misy mpitsidika ilay "site" iray hafa miadam-pandeha, kanefa efa akainy ny fotoana fanaovana "propagande".
80. LazaDaddy ( 14/09/2006 04:02)
hadino kely:

Angamba somary diso ilay anarana hoe "Mampiely Baiboly", fa tokony ho dinihina...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2322