Te-hody any mada fa matahotra sao ...

81. fijo ( 20/10/2006 22:11)
ataovy izay tiandry ao fa izahay mpitazana ka
82. kitjo ( 22/10/2006 17:08)
marina dol reo lazainareo fa ny hitako tena olana koa dia ny miaramanao zavatra @fianakaviana ao dago, aleo aza miaraka @namana

conseil faha2: aza manao zavatra mety hanelingelina ny mpitondra fanjakana fts dia aleo manana relation tsara @zareo foana fa tena mbol amisy influence be ny resaka politika ao dago ary vidiana ny fitsarana na manana ny rariny aza
83. mandrindra ( 23/10/2006 13:42)
kitjo, ie, tena sarotra be ary miteraka olana ny matetika ny miaramiasa amin'ny fianakams
84. Fiffi ( 24/10/2006 09:30)
mampalahelo ny toe-javatra tahak'zany an!
85. niryna ( 19/12/2006 06:08)
Isika malagasy dia matetika konjokonjo,samy maka ny ho azy, ny sasany indray rehefa mba hampiana sady tsy misaotra no tsy miverina miantso.Aza manao zavatra miaraka amin\'ny fianakaviana mihitsy fa tena reraka be eo ianareo.Tsy mitovy ny sinoa na ny karana mihitsy isika,ry zareo tonga dia mahay mifandray na tsy mpihavana aza fa afaka mifanavotra, manao zavatra miaraka, mody hoe sinoa vao mivelona fa tsy misy fotoana fohy akory dia tafita izy.Hatraiza hatraiza ohatr\'izany foana,ny antsika aleo lo toa izay ho an-kavana.Ary izay tafita dia sitominy hidina hiara-rendrika aminy.Ny tena mahamenatra dia rehefa mody any ianao dia donginy daholo ny eny am-pelantananao sy ny any an-koditrao,tsy fahantrana ilay izy fa fitiavan-tena.Raha tena samy manana toe-tsaina madio anie tafita ihany raha manao zavatra miaraka e saingy indrisy mantsy ra malagasy mbola ho ela vao hifampitsinjo.
86. bazylou ( 29/12/2006 21:59)
Nijery gazety l'hebdo aho teo ary mahita fa feno ny assoc manao izaty sy zaroa ao Madagasikara ar misy an'izany assoc gasy mifanampy izany ,mifanampy hono fa samy tia ho tafita!! izay no devisen'dryzareo!! Fa tena marina mihitsy io lazain'i niryna io , nefa na dia zany aza misy ihany ny havana mamely tsara ka!Efa nilaza io projet io koa aho tatsy amin'ny sujet hafa kanefa tsy dia tiann'y olona loatar fa i soanja ihany no mba namako sy olonatonga saina, ny ambiny olona madreraka daholo fa sady katahoatra no hipokrity!!!!
Atao ohatran'ny telethon ho aho dia omena ny any amanivohitra sy anampiana olona manangana projet ilay vola avy eo!! ny olana anefa dia eo ny lalàna tsizarizary ao Madagasikara sy ireo olona tsy dia lasa lavitra loatra eo amin'ny fahatokisana sy ny fisainana e!! ny tia kely manginy fotsiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4644