Te-hody any mada fa matahotra sao ...

61. fijo ( 06/10/2006 21:44)
dia ,ny asa izany no tokony hoatao mafy ,fa tsy handany andro hikipy eo
62. Fiffi ( 07/10/2006 08:58)
ka hahavita inona eo akia ry fijo raha hakipy ny maso ?
63. fasaly ( 07/10/2006 10:57)
mikopy mivavaka kou!:wink::^):^):^)
64. fasaly ( 07/10/2006 10:59)
fijo:

zavapoana ny finoana tsy arahana asa,ary ny asa tsy arahana finoana?mba ahoana;


minoa fotsiny iany:wink::°)
65. bilakarenjy ( 07/10/2006 16:13)
fantaro tsara aloha ilay tanjona tanterahina any ary izay foana ataovy ao an-tsaina dia ho hitanao ny tokony hatao rehetra .Hanome ohatra iray aho :
Te-hanokatra ferme iray lehibe izao za ,donc mila ny zavatra rehetra momba izay dia ny mikasika ny biby sy ny varotra .Efa izay no masaka ao an-tsaiko vao nankany an-dafy za ary efa nomaniko 5 taona mialoha ireo zavatra ilaiko ka ampiasaiko any Dago .
Ankoatran'ny 5 taona dia nivezivezy nanomana ny tany an-tanana sy nanome toro-marika ny amin'ilay zavatra atao any (taratasy sy fanorenana trano).Ny entana ho entina any efa misy amin-na conteneur lehibe maromaro nandritra ny 5 taona .
Tsy sarotra aminao na dia hoe:tsy mandeha aza ny zavatra ataonao fa efa tanterakao ilay tanjona dia lasa amin'izay izao .Mandeha tsikelikely eo fa tsy maintsy tanterakao ny zavatra nokendrenao .Dia izay .OK!
Bonne courage mec .
66. jefra ( 07/10/2006 17:10)
Manaiky ny voalaza rehetra etsy ambony aho. Ny tiako hanampy raha tena te hanao zavatra d:
-Ny zavatra efa ataon'ny olona mitondra aza ilatsahana mihintsy. Mbola tsy misy ny fifaninanana any amintsika.Ny hanao yaourt ohatra hadinoy, d mivavaha tsy hanintona ny mamba voky ny bizna tianao hanao. Efa nisy hatram andron'i Deba io, ary d mbola misy foana na d misy bianco aza.
-Ny fananam-bola tsy ampy. Ilaina koa ny fahaiza-mitantana sy mitady lalam-barotra. Tsy hoe rehefa manana baoritra d mahavita an'io daholo. Sady betsaka amintsika ny be fiantrana izay.
67. adidy ( 08/10/2006 13:52)
marina mihintsy ny volalazan'i Jefra ireo! Any an_tanàna dia aleo antonintonina fa raha mitady hisalovana ny intérêt ny olona sasany dia voadoana!!
68. Fiffi ( 09/10/2006 21:41)
fasaly: mikopy ?
69. fijo ( 12/10/2006 20:15)
an an zinga ka
70. mandrindra ( 13/10/2006 09:12)
lasa bao mijijy izany le
71. mandrindra ( 13/10/2006 09:13)
lasa bao mijijy izany le
72. Fiffi ( 13/10/2006 16:31)
:wink::-D
73. fijo ( 13/10/2006 20:04)
iza no atao tsengory?
74. Fiffi ( 14/10/2006 08:29)
tsy zah aloha an! :-D:-D:-D
75. fijo ( 17/10/2006 21:15)
fa ndry hanao inona amin'ilay zinga kely?
76. Fiffi ( 19/10/2006 08:28)
tsy zah hoa an! fijo kooooo ! :-D:-D:-D
77. mandrindra ( 19/10/2006 10:59)
tsy fiffi no inn e? toa izay fanontaniana rehetra mipetraka dia hoe tsyzah daholo
78. Fiffi ( 20/10/2006 05:57)
zany ve ? zah kosa ve akia de handeha hilalao hatao tsengory ? :roll:
79. mandrindra ( 20/10/2006 09:09)
ao fa tsy atao antsiangory aza fa mandehana ao ambadiky ny trano miaraka amin'ny zinga kely e:-D:-D:-D
80. Fiffi ( 20/10/2006 14:58)
de hatao inona le zinga kely ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2706