Te-hody any mada fa matahotra sao ...
21. xxx
(
14/09/2006 23:47)
Misy dingana iray goavana be dia goavana tokoa eo anelanelan'ny VOULOIR sy ny POUVOIR hanao zavatra any Madagasikara.
Goavana io dingana io noho ny tsy fahampian'ny information sy ny tsy fahaizana ny realité malagasy. Baoriken'ny be resaka any amin'ny resaka politika sy tsolotra ny zavatra tsy fantany.
Ny tena marina anefa hafa ny an-taratasy, ireo zava-kinendry maro vao miala aty andafy, ka irina ho tanterahina any Dago sy ny zava-misy, ireo parametres isankarazany aman'arivony sy amanjatony izay tsy hay talohan'ny hiaingana ka mianjera eny amin'ny vatan'orona rehefa any antoerana.
Eo vao manontany tena daholo hoe fa nahona no tsy nahomby? Ary miafara foana amin'ilay hoe: tena gravy fa tsy afaka manao n'inon'inona any Dago fa misy an'izao sy izao....sns....
Ny vaha-olana raha toa ka tsy te hieritreritra sy hi-prendre en compte ireo parametre be dia be ireo dai ny manaraka ny ataon'ny olona ihany, satria matoa iny amndeha dia siora fa mandeha, ary eo vao miheritreritra ny hanitatra satria efa bebe ny vola.
Raha ny aferana portable no mandeha dia petaho, manangona saosy. bakeo miheritreritra zavatra hafa indray.
Ny IMPREVUS mantsy dia mi-couter de l'argent betsaka kokoa noho ny projet, ka raha niheritreritra ny hanangana projet-na 100millions de Fmg ianao dia tadidio fa ny projet ho voahanganao raha tsy mahy mi-maitriser ny parametre rehetra dia 20million fotsiny no tena valerany fa ny 80 ambiny lany namahana ny IMPREVUS, izay vao mety handeha ny aferanao.
Ka noho iznay, izay ataon'ny olona any ihany atao , theorie micro-ekonomika io ary tsy ny theorie no mety tsy mifanaraka amin'ny realité fa ny olona no tsy mahay mampifanaraka azy! :^)

22. Fiffi
(
15/09/2006 19:45)
xxx:baoriken'ny be resaka ny zavatra fantany ahoana koa zany ?
Baoriken'ny be resaka any amin'ny resaka politika sy tsolotra ny zavatra tsy fantany.
dai ny manaraka ny ataon'ny olona ihany,
Ka mba soahiany kosa aza fa mba dai misy harahana!
23. adidy
(
16/09/2006 21:31)
Marina fa ny imprévu tsy maintsy misy foana fa izay koa ange no ilana ilay toetra tsy maintsy manaraka ny zava-misy e!
Fa raha kosa hiandry ny soso-kevitr'i XXX hoe haka tsirairay ireo paramètres arivo vao hietsika dia tsy ho tafahetsika!
Izay koa no ilana hoe omanina aloha ilay fodiana dia farafharatsiny ianao manana ny tanjona ho anao manokana!
adaptabilité ve nisy ohatra ny niaina taty nila ravinahitra.

24. Fiffi
(
17/09/2006 06:19)
adidy:zay indrindra manko ! ny mifampiandry io hiany no tsy havitan-javatra ! ny fotona lany , ny zavatra tsy mandroso.
Fa raha kosa hiandry ny soso-kevitr'i XXX hoe haka tsirairay ireo paramètres arivo vao hietsika dia tsy ho tafahetsika!
25. booboo
(
18/09/2006 09:14)
Ny IMPREVUS mantsy dia mi-couter de l'argent betsaka kokoa noho ny projet, ka raha niheritreritra ny hanangana projet-na 100millions de Fmg ianao dia tadidio fa ny projet ho voahanganao raha tsy mahy mi-maitriser ny parametre rehetra dia 20million fotsiny no tena valerany fa ny 80 ambiny lany namahana ny IMPREVUS, izay vao mety handeha ny aferanao.
Ekena tanteraka.
26. fijo
(
19/09/2006 21:37)
tsara sy ilaina nefa manahirana ity resaka mody ity.ka aleo mandinika tsara mba tsy ho voazeran'ny tsy ampoizina.
27. maintsokely
(
20/09/2006 14:18)
adidy:
adaptabilité ve nisy ohatra ny niaina taty nila ravinahitra.
Moramora kokoa ny adaptation raha avy amin'ny fiainana antononitoniny makany amin'ny fiainana tsara. (avy any Dago mankaty frantsa) noho avy aty frantsa makany madagasikara izany hoe fiainana confortable mankany amin'ny fiainana gidragidra.
Rehefa tena nandinika aho dia io no sakana ary tsy maintsy manaiky an'io psychologiquement anefa
28. mandrindra
(
21/09/2006 08:42)
maintsokely, tsy voatery hoe tsara kokoa ny fiainana aty frantsa noho ny madagasikara.
29. fijo
(
21/09/2006 20:58)
za koa vao naika hiteny.any mada diamisy olona tena miaina tsara lavitra be noho ny aty mihintsy.ka aza atao ankapobeany toa izay
30. maintsokely
(
22/09/2006 10:13)
Marina ny anareo fa misy miaina tsara lavitra any Dago.
Saingy izao : Raha efa miaina tsara any dia INONA INTSONY NO HATAHORANA MODY ANY ? Ny tena sujet mantsy dia hoe "Te-hody any mada fa matahotra sao..."
Saingy izao : Raha efa miaina tsara any dia INONA INTSONY NO HATAHORANA MODY ANY ? Ny tena sujet mantsy dia hoe "Te-hody any mada fa matahotra sao..."
31. mandrindra
(
22/09/2006 10:36)
maintsokely, mbola tsy miaina any izy fa maminavina, izay no mahatonga ilay fanontaniana.
32. fijo
(
22/09/2006 21:07)
ny efa miaina tsara any naie tsy te hiala any e.fa isika leo avy aty no mila mitady fika hodiana
33. fasaly
(
23/09/2006 19:53)
maintsokely:
manao ahoana daholo o!
Mikasika ny hoe fiarahana miasa amin'ny namana dia tena tsara dia tsara ary izay miaraka ihany no mety ho tafita. Izao anefa ny experience hitako (tsy niatra tamiko akory fa tamin'ny manodidina ahy akaiky. Amin'ny voalohany dia mandeha tsara iilay izy fa rehefa avy eo dia misy ny tia kely, ny sasany mieritreritra ny voambaka,....nefa ny kaonty amin'izany mandeha tsara
Mila fifampatokisana tsara aloha amin'ny voalohany ary samy mieritreritra ny hampandeha ny fiaraha miasa.
Mila mametraka reglement interne koa angamba.
Ny zavatra sur aloha maromaro ihany ireo mpinamana niara niasa tafita tany Dago satria mpifanampy eo amin'ny specialite
ka izany rehetra izany no tiko lazaina hoe sarotra be io....:wink::°)
34. fasaly
(
23/09/2006 20:07)
fijo:
tsara sy ilaina nefa manahirana ity resaka mody ity.ka aleo mandinika tsara mba tsy ho voazeran'ny tsy ampoizina.
tena iray hevitra amin'ny fijo zà an!
misy olona mpivady fatako lay sipa moa zany gasy fa ny vadiny vazà, namidy aby ny fananana rehetra taty andafy ny trano ny voiture ny fanaka sns....foana goana tanteraka ny fiainana eto europe fa hoe hipetraka ary hangana zavatra any madà, fa tena nanenina ireo fa tsy nandeha ilay izy, voatery niverina ny vola tsy nisy firy ny tokony nanombohana ny fiainana vaovao teto europe indray, depart zéro izany, nenina tongotra amantanana ny azy ireo, tsy ireo iany no tratranzay fa maromaro ihany hoy ny tsy mahay manisa:°) ka raha mety ny fiainanao aty ivelany de tano ny azo fa sarotra ny mila hono, fa raha te hanao zvatra any de manaova de manao fiainana madà sy fiainana europe no tsara raha mety indrindra:wink: mazoto de bonne chance dool ho anzay manapikasàna hody sy hanao zavatra any:-*
35. fijo
(
26/09/2006 21:19)
izay indrindra;le any foana koa mafy be,le aty foana mankaleo.fa raha mety dia mivezivezy eo no tsara
36. tisera
(
28/09/2006 07:21)
Mafy foana ny fiainana na aiza ny toerana misy ny tena na aiza : fa dia ny mahay manankina izany @ Andriamanitra no tena zava-dehibe. Izaho taloha nandalo taty Eoropa nahita ny fiainan'ny olona taty (t@ izany mbola mpisipa izaho sy ny vadiko) dia be vava ery hoe :" izaho indray dia tsy hipetraka aty mihitsy" fa dia hoe izay mahasoa ataon'Andriamanitra é! Dia izao mahazaka sy mahay miaina tsara aty izao ihany na dia misy aza ny embonembona tsindraindray. Tsara be ny projet hoe hanao izao na izao fa vao mainka mora kokoa ny fiatrehana izany raha apetraka @ Ilay Tompo Mpahary.
37. mandrindra
(
28/09/2006 09:12)
tisera, io indray aloha dia samy manana ny safidiny io. ny ahy ny zavatra rehetra ataoko dia ankiniko amiko sy amin'izay miaramiasa direkta amiko irery ihany. fa tsy hoe rehefa manao zavatra dia izay mahasoa ataon'andriamanitra,an3.
38. Fiffi
(
28/09/2006 19:11)
mandrindra: ny finoany no nahatonga azy hiteny an'io satria bdb ny olona milaza fa raha mahavita zavatra tsara dia nohon'ny sitrapon'Andriamanitra hiany.
39. fasaly
(
28/09/2006 20:12)
hummm! mampahatsiaro ahy tantara izany resakareo izany hors sizé kely klou zà, nahalala oul zà tena mpivavaka be ary miseho ho mpivavaka ihany ko ay tsy azo atao inona ireny mitsy fa borné tanterak, de nanana asa tsara izy de nadabony nyasa fa hanompo an'andriamanitra hono izy fa andriamanatra no izao sy zao, tsy mila asa sns, mafy ny fiainana manjary miandry ny fanampiana omen'ny sasany, ary dia ny tena mampalahelo dia izao mitady asa fa tsy mahita...
ka fehiny tsy misy afa tsy ianao ihany ny manampy ny tenanao, manohana an'i mandrindra aho....:wink:
ka fehiny tsy misy afa tsy ianao ihany ny manampy ny tenanao, manohana an'i mandrindra aho....:wink: