Te-hody any mada fa matahotra sao ...
41. Fiffi
(
28/09/2006 21:37)
heu...tsy mety aloha le fahazarana miankina @-javatra saingy le tantaran'i fasaly kosa aloha tena tsy nety ny nataon'le olona an!
42. fasaly
(
29/09/2006 05:56)
fiffi: ka zay mantsy! we andrimanitra no mitantana ny fiainana sns....de tsy misaina kely de zao hummmm! manenina...."aide toi, et dieu t'aidera" hono, tsy misy afa tsy ianao ihany no afaka mampandroso ny fiainanao e!:wink: fa tena marina io ... hors sizé kely :-D:-D:-D:-D
43. tisera
(
29/09/2006 07:58)
tsy hoe hors sujet akory fasaly é! mety tsy haiko loatra angamba ny namelabelatrany hevitra fa raha manana fikasana tsara isika olombelona dia vao mainka mora ny hanatanterahana izany rehefa arahaina vavaka . Ny vavaka manampy na dia @ fanamafisana ny saina fotsiny aza hoe : vitako itsy na iroa ; inoana izay zavatra hatao é! Raha ohatra moa mahavita-tena tsy misy finoana dia vao mainka tsara be!
44. andry08
(
29/09/2006 13:04)
Fa na miasa aza anie ankinina fa tsy nisy mihintsy nilaza na dia tao @ baiboly hoe: aza miasa na ajanony io asa hataonao io e!:)
49. fijo
(
29/09/2006 20:42)
aza mianatra dia mivavah abe dia manantena fotsiny fa hoafaka fanadinana e
55. Fiffi
(
30/09/2006 10:11)
xxx: raha zany moa ny asako .....inona no hamenatra ahy @ zany ? "il n'y a pas de sot metier" zara mba misy an'io sa ahoana ozy enao ? ny olona ho faly hihinana ny mofoko sady hataoko milay be an! :miam::miam: te-hanandrana ? .....
56. raygasy
(
04/10/2006 17:15)
Zay tian ny Tanindrazany dia manompo azy @asany e!fa milay refa asa rehetra e!tsy misy asa maloto na ratsy zany eratany e!
59. fijo
(
05/10/2006 09:41)
zavapoana ny finoana tsy arahana asa,ary ny asa tsy arahana finoana?mba ahoana;