lakroa ????

61. booboo ( 14/09/2006 09:11)
Raha tsapan'ny sasany fa mampitombo sy mampiorina kokoa ny finoany, mampahatsiahy na manaja na tsy haiko aby = misy ifandrasainy @ finoany an'i Jesosy ny raha tahaka ny lakroa, bien bien zay.

Ho an'ny sasany zay mahatsapa ndray fa tsy dia hitan'ny loatra na tsy hitany mihitsy zay ilaina ny raha tahaka ireny satria tsapany ho tsara orina koa ny finoany dia mbola re-bien bien koa zay.
62. lapino ( 14/09/2006 09:51)
Tsy ny lakroa aloha no maha-kristiana ny kristiana, fa i Kristy izay arahin-dia.

Ny famantarana ny kristiana dia tsy ny lakroa (araka ny resak'i majesty) fa ny fifankatiavan'ny kristiana (araka ny resak'i Jesoa). Ary tsy manova n'inon'inona amin'izany na pôtô ilay hazofijaliana na lakroa. Lasa raisin'ny olona ho ny lakroa ilay izy aty aoriana satria betsaka ny kristiana no nampiasa an'io lakroa io hatramin'izay ela izay.

Ny fahatsiarovana ny famonjena indray, ny famonjena ange ho an'ny tena kristiana (amin'ny antsoin'i Zina), dia zavatra efa noraisiny ary iainany mandavanandro e! Miraiki-tampisaka aminy toy ny tongotra aman-tanany! Hoy aza i Paoly sa Piera izy izay hoe: "i Kristy no velona ato anatiko". Eritrereto ange ohatra ny hoe miambozona sarin-tanana ianao, ka rehefa mahita an'iny dia mba mahatsiaro hoe "misy tanana kay moa za". Dia ohatra an'izay ihany ilay lakroa.

pissoa:
Ilaina tenen'i Jesoa ara-bakiteny ve ny zava-drehetra? Toa niteny tokoa Izy hoe ataovy (????) pages ny baiboly ... firy moa fa tsy tadidiko
Raisin-dry an-tendrony kosa e! Misy zavatra notenenin'i Jesoa ara-bakiteny, ary misy mifandray amin'izay ilay resaka eto, dia notsiahiviko teo izay. Narahiko fanamarihana fotsiny fa tsy lakroa no noteneniny tamin'ireo.
Raha misy zavatra kosa anefa, ka tsy i Jesoa no nampaniraka hanao azy, fa mety hoe i Pasitera na i Mompera na ny fombam-piangonana sns ..., dia tsy voatery hanaraka an'izay. Noho izany, cf booboo :)

Fa hono hoà, iza no "manota nefa efa manana baiboly ... sa tsy manana?"
63. lapino ( 14/09/2006 09:53)
Fiffi:
-Inona ny antony hanaovan'ny pretra ny signe Lakroa alohan'ny hanombohany ny fivavahana ?

-Inona ny anton'ny hitondran'ny Kristiana Lakroa eny am-boziny ?

-Amin'ny Anaran'ny Ray , sy ny Zanaka , ary ny Fanahy Masina : mbola ny Lakroa hiany no hatao nahoana ?
Fombafomba sy endrika ivelany ireo


64. hery ( 14/09/2006 10:09)
Ireto ny fanontaniana sy ny valiny.

1. Inona ny lakroa?
- Famantarana ho an'ny kristianina (hatr@ medieval io)

2. Inona ny famantarana ho an'ny kristianina
- Tsy ny lakroa

Manjary misy mamadika an'ilay fanontaniana mantsy. Ny miteny hoe ny lakroa dia famantarana ho an'ny kristianina dia tsy midika hoe ny kristianina rehetra dia mampiasa lakroa.
65. Fiffi ( 14/09/2006 10:35)
hery:
Manjary misy mamadika an'ilay fanontaniana mantsy. Ny miteny hoe ny lakroa dia famantarana ho an'ny kristianina dia tsy midika hoe ny kristianina rehetra dia mampiasa lakroa.
Tsy ny Kristianina rehetra koa ve no manao hoe amin'ny Anaran'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina raha izany ?


66. hery ( 14/09/2006 10:41)
Fiffi> Manao hoe Amin'ny anaran'ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina ny ankamaroan'ny Kristianina kah. Fa tsy miaraka amin'ny famantaran'ny Hazofijaliana (Signe de Croix).
67. Zina ( 14/09/2006 13:57)
pissoa [ Valio ] 14-09-2006 10:23:09
Lohateny : Re : lakroa ????
Hoy i zina:
Voalaza teo :
Izay manampy antsika hitodika amin'Andriamanitra dia ilaina daholo


Tsisy afa tsy ny baiboly ihany

Izany ve? Ka no manota nefa efa manana baiboly ... sa tsy manana?

o ry pissoa matoa aho eto an-tany mbola mpanota be, mihezaka ny hanaraka ny dian'ny Kristy. odryyyyyyy soa ihany aho fa mbola manana baiboly
:-D:-D:-D:-D
68. Zina ( 14/09/2006 13:58)
cutie [ Valio ] 14-09-2006 05:14:07
Lohateny : Re : lakroa ????
de aiza zao ny lakroa an-jy hihihihihi

cutie a za tsy manana ka , njy nga manana??? hahahha
69. cutie ( 14/09/2006 14:06)
zina no way :-D:-D:-D
70. Zina ( 14/09/2006 14:12)
cutie a neither do I :-D
71. cutie ( 14/09/2006 14:14)
:-D:-D:-D:-D:-D
72. prime ( 14/09/2006 16:16)
prime:
fitsaràna farany ho an'ny olo-meloka t@ fanjakàna rômana no antony hanomboana olona iray eo @ hazo fijaliana... Ka tsy Jesosy no voalohany nohomboana teo ary tsy izy rahateo koa no farany...
73. Fiffi ( 14/09/2006 17:57)
Hery: nefa raha jerena koa rehefa misy olona nodimandry ka hanaovana veloma farany any am-piangonana iny de mandray ny ...(tsy tadidiko ny anarany) misy rano dia manao io signe io .
74. cutie ( 14/09/2006 17:58)
rano vohasina:lol:
75. Fiffi ( 14/09/2006 18:04)
:-*goupillon le izy akia an! de misy rano vohasina ao anatiny . :):-*
76. cutie ( 14/09/2006 18:15)
:oops::oops::oops::oops::oops:
77. pissoa ( 14/09/2006 18:34)
oi i pissoa

Voalaza teo :
zina ve zany no tena Kristianina

iza no mahita?

Njy kay tsy nahita akory d'efa nitono tena :-D:-D:-D

o ry pissoa matoa aho eto an-tany mbola mpanota be, mihezaka ny hanaraka ny dian'ny Kristy. odryyyyyyy soa ihany aho fa mbola manana baiboly

Haiko ka, dia maninona no mihidy amin'ny baiboly fa tsy hisokatra amin'ny fanampiana hafa? Io no tiako hahatongavana. :-D:-D:-D

Mety manampy manao ny tsara kokoa ny fahitana lakroa ... raha ilay tonga ao an-tsain'ny Kristianina hafa no tonga ao an-tsainao mahita ilay izy fa tsy ... ;)

lapino: cf booboo izany fa tsy hoe ... ny tena Kristianina tsy mila lakroa zany. :wink: (io no niaingan'ny hevitro teo).
78. chipie1 ( 14/09/2006 18:55)
tsy ny katolika ve no manao an'io rano voahasina hatao am lakroa io e ! sa ?
79. cutie ( 14/09/2006 19:26)
ie ny katolika no haiko
80. Fiffi ( 14/09/2006 19:29)
cutie: ka zah koa aza akia tsy nahatadidy an! :):-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1184