lakroa ????

41. pissoa ( 13/09/2006 21:54)
inn no rarahiko an'izay lakroa....
Ny tena kristiana tsy manana lakroa zany

zina ve zany no tena Kristianina :lol::lol::lol:
Oops - hors size rapiso kle :oops::oops::oops::-D

Izay manampy antsika hitodika amin'Andriamanitra dia ilaina daholo - ary i Jesoa Andriamanitra ihany angamba no afaka mahalala izay tena Kristianina. Raha mandendeha eny ianao ohatra, mety tsy hahatsiaro izany Jesoa maty izany, ka isan'ny hahatsiarovanao izany ohatra ny endrika lakroa, sns.
42. Fiffi ( 13/09/2006 21:56)
Zina:
inn no rarahiko an'izay lakroa....
Ny tena kristiana tsy manana lakroa zany:wink:
:roll::roll: ka inona no hamalianao an'ity dinika ity raha tsy misy rarahianao hoe inona izay Lakroa :?::roll::roll::roll:


43. Fiffi ( 13/09/2006 22:01)
Zina:
Ny tena kristiana tsy manana lakroa zany:wink:
Zina: Mba fantatrao ve ny dikan'ny hoe Kristiana ? raha fantatrao de tsy nilaza an'io velively ianao !


44. cutie ( 13/09/2006 22:52)
sendra mba nentim-po reto i Zina fa aza de araraotinareo e :lol::lol::lol:
45. lapino ( 14/09/2006 00:57)
Zina:
inn no rarahiko an'izay lakroa....
Ny tena kristiana tsy manana lakroa zany:wink:
Za miombon-kevitra amin'i Zina. Kanefa tsy izay olona manana lakroa rehetra koa akory dia kristiana sarintsariny fotsiny daholo.

Pissoa, ho an'ny olona sasany tsy ilana "support matériel" ny finoana. Ireny support matériel ireny dia mitovy laharana amin'ny karazana fombafombam-pivavahana rehetra ihany. Tsy i Jesosy no nampaniraka hampiasa azy.

Arakaraka ny finoan'ny olona tsirairay ihany io. Ohatra ny hoe, ny sasany mitondra ny sarin'ny vadiny any am-paosiny isan'andro, ny sasany misy tombo-kase ny anaran'ny vadiny eo amin'ny tanany, ny sasany tsy misy ankoatra ny fitiavana ao am-pony, kanefa dia samy tia ny vadiny daholo ihany.

Tsy marina 100% ny hoe:
"kristiana = lakroa" na "lakroa = kristiana"
46. lapino ( 14/09/2006 01:03)
Fa ahoana hoy i Jesoa:

- momba ny famantarana ny kristiana
"Ny ahafantarana fa mpianatro ianareo dia raha mifankatia"

- momba ny fahatsiarovana ny famonjena
"Ataovy izao ho fahatsiarovana Ahy" (mofo sy divay)

Izay no nolazainy fa tsy lakroa!
47. cutie ( 14/09/2006 02:07)
^:^lapino
48. Zina ( 14/09/2006 02:12)
oi i pissoa
zina ve zany no tena Kristianina

iza no mahita?

Izay manampy antsika hitodika amin'Andriamanitra dia ilaina daholo

Tsisy afa tsy ny baiboly ihany

ka inona no hamalianao an'ity dinika ity raha tsy misy rarahianao hoe inona izay Lakroa

odryyyyyyyy ahona aho no tsy hamaly an'ity...
vakio tsara ity lazain'i Majesty ity, manaporofo anareo ny marina ny atao oe lakroa.
@ taona 325-BC teo ho eo no nanjakan'i Amperora Romana Constantin le Grand(hita ao @ encyclop)izay namorona ny signe"la croix" voalohany,ny antony dia izao:ilay mijidina dia manambara ny fahefana ara-pôlitika sy ara-tafika,ilay marindrano kosa dia manambara ny fahefana ara-pivavahana izay nanan'ny fanjakana Romana t@ zany fotoana izany;noho izany dia famantarana manokana ho an'i Amperora Constatin le Grand ny croix fa tsy an'ny kristiana akory,fa tsy dia izay no important fa hoe Jesosy nijaly,maty nisolo antsika ho fanavotana antsika

hita fa tena ahodin'ny satana any @ hafa mihitsy ny sain-dra olombelona mba tsy hanaraka atsakany sy andavany an'i Jesosy, ampiny kely zavatra hafa foana ampidirina ao ny zavatra paienne (pagant)
49. Zina ( 14/09/2006 02:18)
Zina: Mba fantatrao ve ny dikan'ny hoe Kristiana ? raha fantatrao de tsy nilaza an'io velively ianao !

Fiffi a fantatro tsara ny atao hoe kristiana... tsy mila ampina zavatra hafa ny fanarahana an'i Kristy...

Pissoa, ho an'ny olona sasany tsy ilana "support matériel" ny finoana. Ireny support matériel ireny dia mitovy laharana amin'ny karazana fombafombam-pivavahana rehetra ihany. Tsy i Jesosy no nampaniraka hampiasa azy

Lapino marina ny anao....

Fa izao ry reto a anareo ny mijery izay hitanareo fa mety... izay mahafantatra manoro, hanaraka na hihaino tsara, tsy hanaraka anareo samy irery zany...

50. Zina ( 14/09/2006 02:49)
cutie [ Valio ] 14-09-2006 00:52:14
Lohateny : Re : lakroa ????
sendra mba nentim-po reto i Zina fa aza de araraotinareo e

tsy mazava amiko ny tian-ndry lazaina ny foko anie mitempo fona e :wink:
51. cutie ( 14/09/2006 02:52)
Mpandefa : Zina [ Valio ] 13-09-2006 23:37:34
Lohateny : Re : lakroa ????
Voalaza teo :
Mpandefa : hery [ Valio ] 13-09-2006 18:13:20
Lohateny : Re : lakroa ????
Ny lakroa famantarana ho an'ny kristianina no anontaniana eto fa tsy ny lakroan'ny jiosy

inn no rarahiko an'izay lakroa....
Ny tena kristiana tsy manana lakroa zany

t@ njy nanoratra an'io
tsy nisy fiovana ve teo @ fitempon'ny fon-jy hihihihi
52. Zina ( 14/09/2006 03:05)
oooooooooo nisy ka hihihihihih fantan-njy ihany
53. cutie ( 14/09/2006 03:07)
ka zay no nanaovako hoe
Mpandefa : cutie [ Valio ] 14-09-2006 00:52:14
Lohateny : Re : lakroa ????
sendra mba nentim-po reto i Zina fa aza de araraotinareo e
54. Zina ( 14/09/2006 03:13)
zay zany e hahahah
55. cutie ( 14/09/2006 03:14)
de aiza zao ny lakroa an-jy hihihihihi
56. majesty ( 14/09/2006 04:35)
Fiffi:tandremo ary sao d voadika ny didy faharoa an,le manao hoe"Aza manao sarin-javatra voasikotra (...)" sao d sanatria lasa sampy eo ndray.

hoy Lapino:Arakaraka ny finoan'ny olona tsirairay ihany io. Ohatra ny hoe, ny sasany mitondra ny sarin'ny vadiny any am-paosiny isan'andro, ny sasany misy tombo-kase ny anaran'ny vadiny eo amin'ny tanany, ny sasany tsy misy ankoatra ny fitiavana ao am-pony, kanefa dia samy tia ny vadiny daholo ihany.

Ny fitiavana an'Atra kosa tsy ôtran'zany e,isika ange efa manana ny soratra masina hanoro antsika izay tokony atao e!
57. ravatorano ( 14/09/2006 05:55)
:wink:eny wa e fa za aloha di amila manao ilay famatran ny hazo fijaliana e ka mety hisy hiklaza hoe izay indray ily resa botolo fa d zay ny ahy za manaja ilay lakroa izay nanombohana an i Jeso Kristy fa d misaotra anareo aloha e:wink:
58. pissoa ( 14/09/2006 08:23)
zina:
Voalaza teo :
Izay manampy antsika hitodika amin'Andriamanitra dia ilaina daholo


Tsisy afa tsy ny baiboly ihany

Izany ve? :roll: Ka no manota nefa efa manana baiboly ... sa tsy manana? :lol:

lapino:
Pissoa, ho an'ny olona sasany tsy ilana "support matériel" ny finoana. Ireny support matériel ireny dia mitovy laharana amin'ny karazana fombafombam-pivavahana rehetra ihany. Tsy i Jesosy no nampaniraka hampiasa azy

Izaho tsy miresaka finoana. Ny teniko dia hoe rehefa mahita ianao dia mahatsiaro ... Mety misy zavatra hafa hampatsiaro anao, fa mampahatsiaro koa io dia manampy izany.

Ilaina tenen'i Jesoa ara-bakiteny ve ny zava-drehetra? Toa niteny tokoa Izy hoe ataovy (????) pages ny baiboly ... firy moa fa tsy tadidiko :oops::oops::oops::-D
59. hery ( 14/09/2006 09:04)
Raiso terre à terre be fotsiny e.

Ny olombelona (mbola fo nofo)... raha maty ny sipany, ny vadiny, ny reniny, ny rainy (sy ireo tena tiany mbola mety maty)... dia misy mitahiry fahatsiarovana, sary sns.
Tsy hoe ilainy ilay ilay sary, na peratra, sns... matières ohatra ny matières rehetra iny. Fa mariky ny fitiavana fotsiny (ny fitiavana aloha dia efa tsy fotsiny)

Raha raisina tsy terre-à-terre...

Ny zava-misy no milaza fa famantarana ny kristianina ny lakroa. (na handà aza i Zina). Izany no tsy anaovan'ny Silamo ny azy ho Croix Rouge fa Croissant Rouge.

majesty: Indrisy... tsy manoro antsika ny tokony hatao rehetra ny Soratra Masina. (Nitady aho hoe ahoana ny fanaovana ny 1+1 :-) fa tsy nisy... ohatra fotsiny iny)
60. Fiffi ( 14/09/2006 09:04)

-Inona ny antony hanaovan'ny pretra ny signe Lakroa alohan'ny hanombohany ny fivavahana ?

-Inona ny anton'ny hitondran'ny Kristiana Lakroa eny am-boziny ?

-Amin'ny Anaran'ny Ray , sy ny Zanaka , ary ny Fanahy Masina : mbola ny Lakroa hiany no hatao nahoana ?

I Jesoa notoritoriana teo @ hazo fijaliana ary io no lasa Lakroa , maty ho antsika Izy mba ho fanavotgana antsika.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1176