Resak'akoho !
101. watafon
(
28/09/2006 15:23)
zay fa bedy le pisokely sy kala ! ataovy ihany !
za wa tsy tia kofafa zany ! :-D:-D:-D:-D
za wa tsy tia kofafa zany ! :-D:-D:-D:-D
103. pissoa
(
28/09/2006 20:16)
wata --- zah sady tsy matahotra kofafa no tsy matahotra bedin'i Fiffi :-D:-D:-D
106. watafon
(
29/09/2006 11:00)
d mila manao voeux kalongany za zany !
ataoko manjavona eto i pissoa sy kala !:-D:-D:-D
ataoko manjavona eto i pissoa sy kala !:-D:-D:-D
108. kala
(
29/09/2006 15:27)
wata > shhhhhhhh! tsy maninona raha foinao hanjavona aza zahay ê!
tandremo manao avis de recherche an! tsy hoela :-D:-D:-D
tandremo manao avis de recherche an! tsy hoela :-D:-D:-D
110. watafon
(
30/09/2006 15:59)
aoka ihany ndray tkou fa manjary tsy hisy hanohy intsony ty resak'akoho ty !:-D:-D:-D
112. pissoa
(
02/10/2006 18:43)
hamaly amizay zah fa hajanona ony le bagety mazika ozizy Fiffi :-*:-D:-D:-D
113. Fiffi
(
02/10/2006 20:24)
pissoa: ouffff ! efa mba tena nampalahelo ery akia i wata fa tsy namaly intsony nareo an! de nariako aloha le baguety akia an! :):-*:-*
114. kala
(
03/10/2006 12:14)
fiffi > wata aza ange tsy nanao emo nampanahelo akory ve dia lazainao an'izany. Izy aza faly ery hoe tsy nisy connexion angamba i kala sy pissoa dia "c'est la fête" :-D:-D:-D
périmée kosa angamba lay bagety mazika kou :twisted:
périmée kosa angamba lay bagety mazika kou :twisted:
115. pissoa
(
03/10/2006 15:58)
sady vao namaly njay zah sy kala dia tsy namaly tsony wata :twisted::-D:-D:-D