Resak'akoho !

61. booboo ( 19/09/2006 19:40)
pissoa, watafon > hihihihi ndana @ zay klou matory kounkou f'efa miesona aby ny akoho hihihihihihi
62. pissoa ( 19/09/2006 20:03)
nampatorian'i booboo njay ngah le akoho teo e? tssss :-D:-D:-D
63. watafon ( 20/09/2006 10:21)
hita wa e! ngah moa ny akoha any aminareo ry booboo miesona ? :-D:-D:-D
64. mamafara ( 20/09/2006 13:31)
nifoha ny akoho iray dia nanontany raha matory ny akoho any amin'i boobo nefa i booboo koa aza toa lasa akoho saingy tsy mahay maneno :-D
65. booboo ( 20/09/2006 13:48)
mamafara > hihihihihi iny ara zà no lasa...iaho hamonjy ny ganagana ndray hihihihihihihi

pissoa > efa nifoha ny anankiroa eeeeee hihihihi

watafon > hay moa ny ganagana no miesona kouh ...niditra t@ resak'ahoko nefa tokony ho any @ resa-gana hihihihihi
66. kala ( 20/09/2006 13:51)
watafon > sali :-* efa niresaka tamin'ilay akoho mihitsy zà saingy ny azy emoticônes no ifampiresahana dia lany bala ê! :roll::roll::roll:

pissoa > inona amin'ny akoho no ahazoana toy ny "steak" amin'ny omby :-D:-D:-D
67. pissoa ( 20/09/2006 13:54)
iza avy le nifoha? :-D:-D:-D:-D:-D
68. kala ( 20/09/2006 14:29)
booboo > hadinoko teo fa =D=D=D=D

pissoa > ndehana matory maka aina sao vizana eo :-D:-D:-D lengako moa zany ê!
69. watafon ( 20/09/2006 17:33)
kala : :-* sali !
pissoa: reraka angaha ? :-D:-D:-D
70. pissoa ( 20/09/2006 17:39)
elah no reraka taloha teo e :-D:-D:-D

mitady hanao resak'olon-droa amin'i wata njay kala dia roahiny zah ... tsssss :twisted: zah ngah handeha :P:-D:-D:-D

:-*:-*:-* njy.
71. watafon ( 21/09/2006 06:49)
hahaha! tsy reraka zany za k !
mifanaraha tsara aloha nareo roa e! :-D:-D:-D
72. pissoa ( 21/09/2006 07:29)
reraka e :-D:-D:-D
miankina amin'i kala ihany ny hisian'ny fifanarahana :-D:-D:-D
73. watafon ( 21/09/2006 10:11)
tsy reraka e! :-D
kala : ahoana akia zany ? :-D:-D:-D
74. pissoa ( 21/09/2006 11:29)
reraka e ! :-D:-D:-D
75. watafon ( 21/09/2006 19:43)
tsy reraka wa ! :-D:-D
tsy rarahan'i kala mitsy isika e ? :-D:-D
76. pissoa ( 22/09/2006 07:09)
efa we reraka e ! :-D:-D:-D
hita wa ... kapohiko iny raha tonga eo :-D:-D:-D
77. kala ( 22/09/2006 08:25)
wata > sali an!:-* ny akoho leitsy amin'ny alina vao miserasera fa zà ndray o^o dia midodo :wink:

pissoa > zà ndray tsy sarotiny @ resak'olon-droa na resaky ny akoho sy ny pisso(a) zany ê! :-D:-D:-D

kapohina amin'ny kifafa ve? sady kifafa importé =))=))=))

78. watafon ( 22/09/2006 10:17)
pissoa: tsy reraka e !:-D:-D
kala: iza njay ary no lasa akoho amzany eo ? :-D:-D:-D
79. pissoa ( 22/09/2006 17:06)
reraka e ! :-D:-D:-D

kala, ie - kifafa importe =))=))=))=))=))
80. watafon ( 23/09/2006 15:25)
tsy reraka wa !
inn kou zao mapme amzany kifafa zany =))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3059