Resak'akoho !
54. kala
(
18/09/2006 07:27)
:oops::oops::oops: hay resakan'olon-droa no ato klé. Zà mba nanantena hoe misy mipitsika aty le glasy. :-D:-D:-D:-D
pissoa > mafana tsara izany ny andro any an! sady le famerim-bola efa nividianan'ny tompon'ny le akoho le glasy :wink:
wata > moramora ihany sao lasa ny tokony hisabo ndray no hanahirana eo :-$
fiffi > =D:-*:-*:-* toi ê!
mamzelkely > elaela an! mitady hanao tsidipahitra koa angah? :-* :D de ampy ê!

55. pissoa
(
18/09/2006 15:56)
aiza kou ze resak'olon-droa eo zao ry kala? :-D:-D:-D
watafon aaaa - reraka angah? :-*:-D:-D:-D:-D:-D

56. kala
(
19/09/2006 14:13)
hita eo!zà koa aloha tsy nahalala fomba nitsikilokilo teto ê! Ny ahy rahateo fantatrao fa "hatsikana sy lalao" no valamparihiko :-D:-D:-D
watafon, mbola tsy afaka miditra fa mitsonika miaraka @ le glasy :-$

57. watafon
(
19/09/2006 18:48)
tsy reraka zany k !
pissoa :an an an wa ! :-D:-D:-D
kala : ato ange afaka manala azy e! niresaka t@ le akoho nfa njy ? :-D:-D:-D

58. pissoa
(
19/09/2006 19:25)
reraka elah dia naka aina e :-D:-D:-D
wata: hita e :-D:-D:-D
kala, nataon'ny gilasy narary kiboo i wata io fa mody miteny hoe tsy narary :-D:-D:-D