Resak'akoho !
1. watafon
(
07/09/2006 19:01)
Nisy nandondona tao @ ingahy Babedaoro:
- Rabedaoro (R): mandrosoa tompoko ô!
- Inspekteran'ny Fiompiana (IF): salama enao r'Ingahy rabedaoro, miompy akoho moa enao
- R : eny tompoko
- IF : d inona no omenao ny akohonao ?
- R : vary ihany k !
- IF : draidraidray ! mandoa lamandy enao rangahy ty an! ny vary aza efa tsy ampy ho hanin'ny olona ka mbola omenao ny akoho ihany : 30.000 ariary!
- R : ity ary tompoko
Roa andro taty aoriana d mbola niverina ihany ingahy IF ka nanontany hoe : mbola mimopy akoho moa enao ? da namaly rabedaoro hoe eny tompoko !
- IF ; d inona no omenao ny akohnoao zao ?
- R : katsaka tompoko !
- IF : draidraidray! mandoa lamandy enao! ny katsaka aza tsy ampy ho ann'ny olona kou! 30.000 ariary!
- R : ity ary tompoko
Roa andro taty aorianad mbola niverina ihany ingahy IF k nanontany andR d tonga d nizesta b izy k anano hoe efa tsy manome katsaka sy vary intsony za zao k ! vonjo indray zao d mbola nadoa lamandy 30.000 ar ihany! ary mbola nilaza ny hiverina ingahy IF afaka herinandro! d indro izy fa tonga tokoa ;
- IF : mbola miompy akoho ihany enao zao sa ?
- R : eny tompoko !
- IF : d inona no omenao azy ireo
- R : tsy misy tompoko !
- IF : tsy misy ahoana rangahy ty an ! tsy ho faty v izy ireo raha tsy mihinana
- R : an an an k ! omeko vola izy ireo d izy ihany no mividy ze tiany any !

novalian'i Fiffi ny 16/10/2006 17:31
6. Fiffi
(
07/09/2006 19:40)
wata: hummmm ! :-D:-D:-D mba tiako fantatra hoe inona n o novidian'le akoho ? :-D:-D:-D
9. watafon
(
08/09/2006 04:48)
booboo: :-* zany v ? za nefa mbola tsy nanao skoto ! hihihi!
pissoa: :-D:-D:-D
Fiffi: anontanio an'i pissoa fa izy nahay ny anaran'ilay akoho

10. mamzelkely
(
08/09/2006 08:44)
=))=)) ts vô maika ve enjana ny lamandy satri ny gasy aza bokan troussa :°):-D:-D
15. kala
(
08/09/2006 13:04)
watafon > =D=D=D=D
=))=))=))
fiffi > mahafatifaty ery le akoho kely fa avy nividy katsaka sy koba katsaka dia mbola manana famerim-bola hataony goûter avy eo :-D:-D:-D:-* toi

16. pissoa
(
08/09/2006 13:10)
zelkely, hita marina wa akia :-D:-D:-D:-D:-D
Kala & Fiffi> mety latsaka ao anaty rano ao angamba le fameriny fa toa sahirana ery izy :-D:-D:-D

17. watafon
(
08/09/2006 17:36)
mamz: hay azo tohizana tkou kay kou !:-D:-D:-D
fiffi: ntsônale e !:-*
fiffi: ntsônale e !:-*
18. Fiffi
(
08/09/2006 20:08)
wata: :*
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Animaux/minioiseau.gif[/IMG]

19. pissoa
(
08/09/2006 20:12)
Wata, tokony mbola misy hoe ...
Omena ny akoho ny vola nefa ny hividianan'ny olona gilasy azany tsy ampy :roll::-D:-D:-D