Mitady Mpanampy ao an-trano

1. lolabe ( 05/09/2006 09:45)
Mba ampio za ry zareo a, mitady mpanampy ao antrano tena maika be mihintsy za, ankizy vavy eo @ 15 taona ka h@ 22 taona eo, avy any ambanivohitra fa tsy avy eto @ ville, 75 000 fmg ny karamany, zarazara ny fiodirany farafaharatsiny( tsy raciste akory za an). Mba antsoy amin'ity tél ity za: 0320257824. Misaotra mialoha e
novalian'i mion ny 27/06/2011 13:40
2. zanako ( 05/09/2006 11:15)
Sarotra be ange izao ny mitady mpanampy an-trano e! Sady raha latsaky ny 100 000 fmg dia tena sarotra fa tsy mety mahita mihitsy ianao, Ohatra ny ahy izao an! 125 000mg nefa izany kilasy mody an! sady tsy miasa alahady.
3. hery ( 05/09/2006 11:18)
Mbola ara-dalàna ve ry reto izany karama 125.000 fmg ho an'ny mpanampy antrano izany?
4. dolby ( 05/09/2006 11:32)
Ny tena mampalahelo kanefa izay no zava-misy dia matetika amin'itony mpanampy itony dia aleo maka ireo olona tsy dia mbola fetsy loatra , ireo avy any ambanivohitra be mba tsy hanitarany saina rehefa tonga any @ ville.
5. Fiffi ( 05/09/2006 12:01)
hanitarany saina ahoana kay zany ?:roll:
6. ainaheri ( 05/09/2006 12:56)
Fiffi>> mangalatra sy ny karazany re eee
7. ninih ( 05/09/2006 13:07)
ary ngaha tsy mety raha olona matotra kokoa e! raha kely lotra mbola ho be ny ambaratongan' ny toetran' olombelona avy eo.
8. prime ( 05/09/2006 13:34)
hery> "cours" io, fa manodidina ny 50 mille hatr@ 150 mille eo izao no izy... na kilasy mandry na kilasy mody...
9. rasoul ( 05/09/2006 14:13)

Ra eto tana ianao no monina de mankanesa eny 67 ha eo @ FLM na anontanio eo @ AKAMA 67 ha fa tsisy tsy mahay an'io ny eny ,misy azo isafidiananao ao na fotsy na mainty ary avy any ambanivohitra daholo, misy garantie 3 mois le izy, de misy cotion koa;
manatona eny ra mila fanazavana e
10. lolabe ( 05/09/2006 14:46)
rasoul:


Ra eto tana ianao no monina de mankanesa eny 67 ha eo @ FLM na anontanio eo @ AKAMA 67 ha fa tsisy tsy mahay an'io ny eny ,misy azo isafidiananao ao na fotsy na mainty ary avy any ambanivohitra daholo, misy garantie 3 mois le izy, de misy cotion koa;
manatona eny ra mila fanazavana e


Misaotra e, andraso fa hojereko zany


11. Rafotsy ( 05/09/2006 15:52)
rasoul:


Ra eto tana ianao no monina de mankanesa eny 67 ha eo @ FLM na anontanio eo @ AKAMA 67 ha fa tsisy tsy mahay an'io ny eny ,misy azo isafidiananao ao na fotsy na mainty ary avy any ambanivohitra daholo, misy garantie 3 mois le izy, de misy cotion koa;
manatona eny ra mila fanazavana e


Andray kosa ny filazanao ilay izy , sahala ny tsy olombelona no resahina fa sahala ny hijery aspirateur !
Tena tahaka io mihintsy ve no fandehany sa ianao te hi choquer fotsiny ?
12. yumi ( 06/09/2006 04:52)
mitovy aminay mihitsy,zay ko zao mitady nefa rehefa dinihina dia aleo tsy misy str manairana be ny mitaiza olona idray2 sady masosotra rehefa tia kitikitika sy magalatra ry zareo sady ny piasa trno zao otrany tsy madray 75000 zany tsony fa 200000 no tadiaviny nefa enao @zany bola manao ny atsasany @raharaha,tena madinila aho fa raha bola mety dia aleo ataon'ny tena iany
13. rasoul ( 07/09/2006 14:43)
tsy mamorona za na te hi choquer araka ny filazan'i Rafotsy fa makanesa eny de ho itanareo zany,
marina nge zany e! ny karama aloha tsy haiko fa ny fantatro fotsiny dia betsaka eny e!
de mba ilazao ny eto refa avy any nareo e
14. booboo ( 07/09/2006 14:47)
15. dailynews ( 08/09/2006 16:49)
andray kosa lolabe, mitady mpanampy ve dia hahitana izany hoe zarazara ny fihodirany ? e e e dia tsy lany zany zay koh...:-o
16. booboo ( 08/09/2006 16:49)
:? ô ?
17. dailynews ( 08/09/2006 16:54)
ie,:? io mihitsy no saika hataoko ry booboo fa nifandiso kely aho dia lasa :wink:indray.
18. dailynews ( 08/09/2006 17:03)
lolabe a, tsy matiko lolo ny zavatra lazainao ka hiverenako eto indray fa efa ela aho tsy nahita zavatra tahaka io nosoratanao io ka kenda ihany mamaky azy ka dia hiverenako. aza mba ny fihodiran ny olona mihitsy no resahina fa ny toetrany. raha mitady olona tsotra ianao sy tsara fanahy dia izay lazaina fa aza manao izany fa rehefa mba tratra ny fanavakavahana tahak' izany ianao dia halahelo tokoa. hoe izahay tsy mila olona hafa tsy vazaha fotsy hoditra miasa eto dia ho tsapanao eo hoe ahoana izany havahin ny olona. na malagasy zarazara hoditra ianao na somary mazavazava na somary tahaka anay izao.
19. Fiffi ( 09/09/2006 07:08)
lolabe:
zarazara ny fiodirany farafaharatsiny( tsy raciste akory za an).
ka efa nolazainy io hoe tsy raciste izy .


20. booboo ( 09/09/2006 20:50)
hum...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3311