Mitady Mpanampy ao an-trano
42. andry08
(
19/10/2006 12:20)
Izaho an! tena notezain'ireny mangamanga ireny fa ny RAD dia sahirana t@ asa foana.Efa 18 taona aho mbola hitako tao an-trano foana ilay ramatoa (Rasoamanolo no anarany ary paix à son âme, toy ny reny ilay izy ary na inona na inona no nangatahina taminy dia nataony). Nony taty aoriana dia anisan'ireo olona toa @ fianakaviako ilay izy. Efa maty izy ary izao.
43. belaza
(
19/10/2006 18:52)
marina izany e. raha ohatrani lolabe daholo ny olona de tsy mba ahita asa mihitsy ny tenanay. aza manao anizany ry lolabe fa mitovy daholo ny ao anatin'ny olona a.:@
46. mion
(
27/06/2011 13:40)
resaka fihodirana:
miala tsiny indrindra raha manome rariny an'i lolabe aho , sanatria tsy racisme le izy , fa ohatra fotsiny ny zanako tsy mety raisin'ol maintimainty mintsy, tsy tia mintsy ka na ny hiresaka aza tsy ataony... le zokiny moa de tafateny mintsy oe za tsy tia an'io fa maintimainty be io, menatra mintsy aho t@ zay fa dia ahitsy tsikelikely ny fisainan'ny ankizy, na ngita volo io na tso-bolo , refa mainty de tsy tiany. Sanatria anefa zahay mivady na ny manodidina anay no namboly izany toetra izany tao @ zanakay fa mandeha ho azy le izy: naturel.
Tsy raciste oa zahay mianakavy satria ny mpitaiza anay hatram fahakely dia olona maintimainty daholo ary nanànana souvenir tsara afa-tsy izay anakiray izay izay nampianjera ahy teo ambony seza.
Ka aza tohina ambony ihany na complexé d'emblée fa izay le zavatra nataon'A/tra. tiaNy ny fahasamihafana ary raha kristianina enao de mino toa ahy fa mitovy daholo ny fitiavan'A/tra ny olona na mainty izy na fotsy. Ka de aza manatsiny be loatra re fa izay le réalité.