Mitady Mpanampy ao an-trano
21. dailynews
(
10/09/2006 00:49)
afaka miteny daholo hoe izaho tsy amnavakavaka an, fa ilay olona menamena sy ilay olona maitsomaitso tena tsy tiako hiditra ny tranoko akory..tsy manavakavaka aho an...
iza no hinoana ??? anao ny mamaly.
iza no hinoana ??? anao ny mamaly.
22. Fanja1
(
10/09/2006 09:14)
enao ve mitady olona hanampy anao de we tsy mila mainty na fotsy za.. nefa mety io tsy tinao io indrindra no mety azo antoka (asakasakareo )
hoy lolabe:
fa aminao inn ny dikan'io? amiko io de raciste.. ilay olona miteny we za tsy raciste indrindra no tena raciste satria raha tsy raciste izy tsy mamoka io teny io akoury , tsy tokony tonga ao antsainy akory ny mot
hoy lolabe:
zarazara ny fiodirany farafaharatsiny( tsy raciste akory za an).

"raciste"
23. xxx
(
10/09/2006 10:10)
Nareo kosa e :( Efa niteny izy fa tsy raciste. Nisy fanadihadiana nataonareo ve talohan'ny hanizingizinanareo fa raciste izy, nefa izy efa niteny hoe tsy izy? Fantatrareo ve daholo ny zavatra rehetra nisy sy misy eo amin'ny fiainany ka nahatonga azy nanana préference amin'izay hanampy azy ao an-trano? Mety tsy avy aminy izao no mahatonga io fa olona hafa ao amin'ny fianankaviana, fa tsy maintsy miaro ny tokantranony izy.
Ny raciste amiko dia izay mahita racisme any amin'ny toerana tsy ahitan'ny hafa azy :) Izany hoe raha misy zavatra mitranga, ka misy tsy mahita racisme, misy mahita racisme; dia ireo mahita racisme no raciste kokoa noho ireo tsy mahita :-*

24. lanto
(
10/09/2006 10:26)
xxx> tsy misy mahalala azy sy izay antony nanoratany an'io tokoa :)
ny hitako ifidianan'ny sasany volon-koditra mpanampy aloha, ndrindra raha ho entina lavitra, d le hilazana am mpiara-monina hoe havana io, na cousine, indraindray asaina antsoin'ny zaza ao an-trano hoe zoky, de tiana mba hitovitovy am izy ireo !

25. Fanja1
(
10/09/2006 11:08)
xxx ka tokony otran'io lazain'i lanto io no nolazainy fa tsy mila miteny we "za tsy raciste":)
26. Fiffi
(
10/09/2006 13:24)
lolabe:Marina aloha fa tsy misy mahafantatra ny antony hoe nahoana no olona tahak'izao notadiaviny .
zarazara ny fiodirany farafaharatsiny( tsy raciste akory za an).
-Imaginéo kely fotsiny ohatra hoe ny mitady koa efa zarazara hoditra ...arak'io nazavain'i Lanto io !
-Imaginéo kely indray ary aloha raha ohatra ka tsy niteny an'io izy ! le hoe tsy raciste akory za an). fa tondé miteny fotsiny hoe zarazara hoditra no tadiaviny ! de asa fotsiny indray angamba zay niseho ? sa ahoana ozy nareo ?
Amiko aloha de tsara ny nilazainy an'io , au moins tena mba niteny izy fa tsy raciste .
-Sa ve le hoe mpanampy ao an-trano mihintsy no misy olana ?
27. booboo
(
10/09/2006 18:38)
iaho klou mitovy fijery @ Dailynews e !
Fiffi > ny olana dia any @ fametrahana ny lokon'ny hoditra ho critère voalohany indrindra handraisana oul iraika @ asany.
xxx > zà klou dia tena mpanavakavaka iringiriny mihitsy @ ireny mpanavakavam-bolokoditra reny e !
re-

xxx ka tokony otran'io lazain'i lanto io no nolazainy fa tsy mila miteny we "za tsy raciste"
Miverina ery ambony
28. xxx
(
10/09/2006 21:21)
Fiffi > ny olana dia any @ fametrahana ny lokon'ny hoditra ho critère voalohany indrindra handraisana oul iraika @ asany.
Nalahany ve ny critères napetrany? Raha nalahany dia volon-koditra ve no hitanao oe voalohany eo?
ankizy vavy eo @ 15 taona ka h@ 22 taona eo, avy any ambanivohitra fa tsy avy eto @ ville, 75 000 fmg ny karamany, zarazara ny fiodirany farafaharatsiny( tsy raciste akory za an).
xxx ka tokony otran'io lazain'i lanto io no nolazainy fa tsy mila miteny we "za tsy raciste"
Rehefa niteny izy oe tsy raciste dia ampio kely ny fanadihadiana vao miteny oe raciste tokoa izy na tsia.
Ahoana no tokony atao firesaka amintsika olombelona e? Rehefa miteny izy oe "tsy raciste akory za an" dia adika fa tena raciste izy. Ka raha niteny izy hoe "za tena raciste an" dia inona no nandraisana ny teniny? Mety niteny ve oe "tsy raciste mihitsy izy izany" sa mbola hanaratsy koa fa "raciste" izy. Sao oe na inona na inona teneniny dia raciste foana fa tsy mba vonona hanadihady mihitsy?
Ny raciste amiko dia izay mahita racisme any amin'ny toerana tsy ahitan'ny hafa azy Izany hoe raha misy zavatra mitranga, ka misy tsy mahita racisme, misy mahita racisme; dia ireo mahita racisme no raciste kokoa noho ireo tsy mahita
29. xxx
(
10/09/2006 21:48)
ny resaka volonkoditra sy ny saranga sns dia zavatra delicat be, koa mba tsy hampalahelo ny karazana olona samifaha dia tsy mila miteny izany akory...avelao ho tonga hitady asa daholo izay hitady asa dia anjaranao ihany fotsiny no maka izay criteres ilainao manokana..fa ny manao zavatra ampahibemaso tahaka izao dia hitako hoe fanaovana tsinotsinona olona no sady mandratra olona.
30. booboo
(
11/09/2006 06:14)
xxx 10-09-2006 23:21:08 > fanitsiana : ny olana dia any @ fametrahana ny volon-koditra ho isan'ny critères handraisana na tsia ny oul iraika @ asa. Nijery diccos maro zà fa dia tafiditra anaty oun racisme ny fanavakavaham-bolokoditra :roll:. Ka na hi-bla bla les racistes envers les racistes sont bli bli eo aza ianao dia tsy manova n'inona n'inona @ io famaritana ny racisme io mihitsy zany :roll:
31. xxx
(
11/09/2006 07:00)
booboo, izaho tsy miresaka dictionnaire fa miresaka humanité sy logique. Ny dictionnaire azo ovaina foana, manao recherche kely dia mamokatra édition vaovao dia vita ny amin'iny. Ka na inona na inona tenenin'ny dictionnaire, raha olona tsy manavakavaka no lazaina fa manavakavaka, dia aoka handinika fa sao ny tena no manavakavaka kokoa noho izy :)
32. lanto
(
11/09/2006 07:08)
Ary sao mba mitsapa ny hevitsika fotsiny ary ity lolabe, he ity izy nataony ato am fiaraha-monina ? Ary izy tsy namaly tsony an !
33. xxx
(
11/09/2006 07:09)
xxx:
ny resaka volonkoditra sy ny saranga sns dia zavatra delicat be, koa mba tsy hampalahelo ny karazana olona samifaha dia tsy mila miteny izany akory...avelao ho tonga hitady asa daholo izay hitady asa dia anjaranao ihany fotsiny no maka izay criteres ilainao manokana..fa ny manao zavatra ampahibemaso tahaka izao dia hitako hoe fanaovana tsinotsinona olona no sady mandratra olona.
Zavatra misy amin'ny fiainana an-davanandro loatra ilay izy ka mety normal be taminy ny nanoratra azy, fa ny olona any ampita no tafitohina
Misy mpampiasa sasany, ny volo no mahasarotiny azy : raha lava, matevina, ngita, angatahiny tapahina, na lazainy hoe mila randranina isan-kerinandro. Resaka fahadiovana no mety mahatonga izany, indrindra raha hitaiza zazakely ilay mpanampy. Na maka ny tso-bolo tsotra izao izy, raha manana safidy
Hanao xxx sao dia zaho indray no lasa raciste eto
34. booboo
(
11/09/2006 08:00)
xxx 11-09-2006 08:14:54 > dia aleo atao hoe maladroit izy zany @ fomba fiteniny :-w:-w...Fa tsy matiko lolo klou na zany aza lé " zarazara hoditra faraharatsiny " (atao hoe tsy fanahy iniana ilay nanisy farafaharatsiny ...matoa nosoratana/teninina dia misy antony zay sa dia sanatria manoratra fahatany lé oul ? :-w). :-w:-w:-w
35. xxx
(
11/09/2006 16:23)
ny aza mba tratrany fotsiny izany, tongava fotsiny aty ivelany indrindra fa lolabe dia ho hitanao eo hoe ahoana izany avahin ny olona e........
tiako ho hitanao izany hoe misy asa tokony ho azonao ary azonao atao tsara saingy satria fotsiny tsy blue eyes and blond hair ianao dia tsy manazo azy. satria ianao zarazara hoditra sy mainty volo dia tsy nahazo azy.
mazotoa e

36. Fiffi
(
11/09/2006 16:35)
xxx:nga kosa hono raha tsy manao xxx de lasa raciste ? :{:roll:
Hanao xxx sao dia zaho indray no lasa raciste eto
37. prime
(
15/09/2006 15:29)
rasoul> =D
Isika ho'aho d lany andro foana @ tendron-tsoratra... aty dago io efa mandeha ho'azy, raha mpanampy ao an-trano no resahina... tsy resaka racisme na inona fa samy manana ny expériences ny olona... izaho zao vao haingana d nahita olona mihitsy hoe raha mba misy mpiasa any lesy, ireny le mangamanga ireny mihitsy fa madio... ny raison'ny d lazainy fa ireny no matanjaka, hay hanampy azy hanao batlazy ao @ magazay ilay izy... d hibontsina orina ah v hoe f'ahoana rangahy no manavakavaka tsy maka fotsifotsy?
Mila mpiasa i lolabe d mba niangavy, izay afaka manampy (toa an'i rasoul) d manampy, izay tsy afaka d mba manoro izay azony atao... izay tsy mana-kambara (izaho anisany) d namaky d nangina satria tsy hahita vahaolana @ ilainy ny tena... :) d ampy...

38. Fiffi
(
17/09/2006 07:12)
prime:mihombon-kevitra @ nao aloha aho an! efa tena nahita an'ireny mihintsy manko aho!
Isika ho'aho d lany andro foana @ tendron-tsoratra... aty dago io efa mandeha ho'azy, raha mpanampy ao an-trano no resahina...
40. belaza
(
17/10/2006 12:06)
tsy raciste kosa i Lolabe fa tsy tia mpiasa ankoatranio voalazany io e. sao kosa de mba comandin-dramose izany e?...:@