ireo olona mamono tena
41. pissoa
(
06/09/2006 12:27)
Niko - ie.
Fitiavana antsika olombelona rehetra mandalo eto no hitenenana fa ratsy ny famonoana tena. Ohatra amin'ny faharatsiana fotsiny ireo notenenin'ny namana ireo fa tsy misy fanaratsiana n'iza n'iza akory.
Ny mety ho tsy fitiavana kosa, amiko, dia ny miteny an-kolaka na mivantana hoe je comprendrai hoe be olana be ianao fa ndana raha hamono tena an :*:-D:-D:-D

42. pissoa
(
06/09/2006 12:31)
Ooops - nisy diso ny voasoratro ... :oops::oops::oops:
Ohatra amin'ny faharatsiana fotsiny ireo notenenin'ny namana ireo fa tsy misy fitsarana n'iza n'iza akory.

43. Vaika
(
06/09/2006 14:29)
Niko : =D
Zany leitsy no tena bandy e !^:^
Pissoa : Ny tsy hamonoany tena indrindra no hanomezana azy fitiavana f'aza havadika kosa le resaka e !
Raha ny olona iray no mamohifohy (moment de faiblesse fa tsy faiblesse akory)Underlined text dia tsarovy fa hita taratra foana ny manjo azy na tsy miteny aza izy, raha tsy hoe efa jamban'ny maka seul lava angamba ka tsy mahatsikaritra intsony ny fijalian'ny olon-tianao (na mifanerasera aminao). Na dia tsy takatry ny saina aza ny fijalian'ny olona mpifanerasera aminao dia tsarovy fa ny fonao mahita foana fa mety ny saina angamba no mikipy !!!!!
Aleo miteny hoe : "tsy ho vitako ny hanampy ity olona mila famonjena" (plus constructif et honnête) dia mangataka fanampiana amin'ny spécialistes ! Toy izay miteny hoe : "ny nataony (na ny fahalemeny) no nahatonga azy hivaro-lavo dia aleo ao ny tranony (aina anie no resahina e ! sady ciomplètement destructeur io toe-tsaina io!), dia amin'izay koa mbola ampiana hoe : "aza manakotaba ahy". Iza marina no tia tena ?

44. cutie
(
06/09/2006 14:48)
Mpandefa : barry [ Valio ] 04-09-2006 08:40:36
Lohateny : ireo olona mamono tena
misy ny olona raha vao misy problème dia lasa mamono tena;Dia ahona loatra;tsy hainy ve ny mamaha ny olona??;sa izy ireny mihitsy no efa malemy saina??Hita matetika eo @ vehivavy izy io raha hilaozan'ny olon-tiany izy ;sns;;;
bdb ny antony mahatonga ny oul mamono tena.
Mety we mila attention koa izy de manandrana mamono tena ( cas refa tsy maty )
Ny sasany indray matoa izy mamono tena ka maty de efa voaomany efa ela io plan io.
Matetika le oul ety ivelany no manao conclusions isan-karazany fa resaka pyscholojia io tsy hidirako lalina :lol:
vaika :wink::wink::wink::wink:
45. pissoa
(
06/09/2006 15:25)
Vaika:
Pissoa : Ny tsy hamonoany tena indrindra no hanomezana azy fitiavana f'aza havadika kosa le resaka e !
Asehoy anah hoe le resaka nivadika fa tsy hitako :-D:-D:-D
Ny fanontaniana anie dia hoe
misy ny olona raha vao misy problème dia lasa mamono tena;Dia ahona loatra;tsy hainy ve ny mamaha ny olona??;sa izy ireny mihitsy no efa malemy saina??Hita matetika eo @ vehivavy izy io raha hilaozan'ny olon-tiany izy ;sns;;;
Saingy ny maty tsy maheno antsika intsony ... Ka ahoana no mety handraisan'ny velona ny tenintsika eto ary araka ny hevitry i Vaika raha tsy io noteneniko io! Ny iray miteny hoe ratsy io, ny iray miteny hoe ca se comprends!
Vaika:
Raha ny olona iray no mamohifohy (moment de faiblesse fa tsy faiblesse akory) dia tsarovy fa hita taratra foana ny manjo azy na tsy miteny aza izy, raha tsy hoe efa jamban'ny maka seul lava angamba ka tsy mahatsikaritra intsony ny fijalian'ny olon-tianao (na mifanerasera aminao).
Efa teneniko io fa ianao KIVY na MAMOY FO no hitan'ny olona. Izany hoe tena mahatsikaritra ny fijalianao izy ... fa tsy izay projet-nao hamono tena rahalina akory na rahampitso maraina na amin'ny herinandro. Noho izany dia mampahery anao amin'ny fahakivianao no ataony - fa tsy afaka maka ny fanafody na ny tady efa nomaninao izay tsy fantany akory ny fisiana. Sa Vaika mahafantatra hoe mamoy fo izy izany ka hamono tena io rahampitso maraina? :-D:-D:-D
Vaika:
Na dia tsy takatry ny saina aza ny fijalian'ny olona mpifanerasera aminao dia tsarovy fa ny fonao mahita foana fa mety ny saina angamba no mikipy !!!!!
Io indray ilay resa-po :-w:-D:-D:-D
Jereo io ambony io koa ny valin'io ... mahita ny fijalianao izy (dia izay no hanampiany) fa tsy mahita ny fanafody na ny tady nomaninao ... ary tsy mahafantatra izay lac tianao hivarinana.
Vaika:
Aleo miteny hoe : "tsy ho vitako ny hanampy ity olona mila famonjena" (plus constructif et honnête) dia mangataka fanampiana amin'ny spécialistes ! Toy izay miteny hoe : "ny nataony (na ny fahalemeny) no nahatonga azy hivaro-lavo dia aleo ao ny tranony (aina anie no resahina e ! sady ciomplètement destructeur io toe-tsaina io!), dia amin'izay koa mbola ampiana hoe : "aza manakotaba ahy". Iza marina no tia tena ?
Tsy mifankahazo ny resaka an! :-D:-D:-D
Ny zavatra tenenina ry Vaika dia tsy hoe mahita olona mamono tena ianao dia hovonjenao ve sa tsia. Raha izay dia hafa mihitsy ny resaka. Na heveriko fa malemy sy tia tena aza izy dia ampiako sy hovonjeko tsara mihitsy, araka izay azoko atao.
Ny resaka dia ahoana no fahitanao ny famonoana tena. Noho ny antony betsaka efa noteneniko etsy ambony dia ireo ny zavatra hitako. Raha tsy hoe valiana ireto:
Fanontaniana: Mba nandalo tao an-tsaina ve izany tamin'ny hoe hamono tena sa hoe ny olako ihany no vahako fa izay olananareo sy ny alehelonareo refa avy eo (izay siora fa tsy kely koa) dia none of my business?
# Fa maninona no mahatsiaro voaheloka sy voahenjika rehefa milaza ny zava-misy fotsiny ny olona? Ny iantsoan'i Vaika azy aza hoe olon-dresy ... Mety midika ve izany fa mahery sy mafy be izy tamin'io situation io?
(Jereo tsara ny soratro eo hoe tamin'io situation io)
46. pissoa
(
06/09/2006 20:20)
bdb ny antony mahatonga ny oul mamono tena.
Fantan'ny olona rehetra io ka :lol:
Mety we mila attention koa izy de manandrana mamono tena ( cas refa tsy maty )
Tsy namono tena zany fa nanao cinema ka :lol:
Ny sasany indray matoa izy mamono tena ka maty de efa voaomany efa ela io plan io.
Tsia ka :lol:
Vaika hoe::lol:
Ilay mamono tena, na dia tampoka be aza indraindray
Matetika le oul ety ivelany no manao conclusions isan-karazany fa resaka pyscholojia io tsy hidirako lalina
Ny olona tsy mba manao analyse ihany no tsy manana conjecture na conclusion mihitsy amin'ny tranga iray; ny manao analyse indray manana conjecture na conclusion foana. :lol:
49. papala
(
07/09/2006 07:40)
Ny olona namono tena efa hitako foana indray rehefa nanao fandinihina dia olona tsy mba hafaka mihaino ny hevitry ny hafa ary tena tsy mba mandalina izay tenenin'ny olona hafa, fa tiany ny ao andohany ao ihany no ampanjakaina, olona tsy mba afaka mihaino teny mahery na henjana, ireny teny ireny anefa no tena manitsy @ lalan tsara zay tokony ho aleha !
50. vahatra22
(
07/09/2006 09:18)
diso hevitra enao ry barry a! efa b d b izao ny lhl mamono tena fa tsy ny vhv ihany ! aza d faly hitsikera anay vhv ianareo fa jereo lo ny tenanareo vo miteny ny hafa!:x:x:x
52. booboo
(
07/09/2006 11:27)
hum...zà samy efa hitako aby na lahy na vavy ary tsy dia misy intérêt loatra, amiko a, ny fitsikerana hoe iza no be mpamono tena indrindra @ lahy sy vavy. Samy aina saro-bidy aby no very na inona sexe-ny na inona :?
53. Vaika
(
07/09/2006 12:14)
vahatra22 : ekena mihintsy !
barry : pierre beregovoy (ohatra), premier ministre frantsay !!!!!
Ka fahalemena tokoa ve ilay mamono tena ? Ny olona nitondra firenena aza mamono tena nefa manan-tsaina be !

54. bozycate
(
07/09/2006 13:05)
raha hoe marary efa tsisy azo atao intsony sady mahare maharary physiquement ilay olona dia tsy mampaninona ahy izy raha hamono tena aza. ka hijaly fotsiny eo aza ve? sady mbola manahirana ny fiabakaviana koa en plus? marina fa ny fianakaviana tant que mbola eo ianao dia hikarakara foana sady tsy hiteny mintsy hoe sahirana fa dia mikarakara foana. izay no mahapiavana. fa anjaran\'ny tsirairay indray no manapakevitra amin\'izay hoe handeha sa tsy. mandanjalanja tsara ny zavatra atao.
fa raha hoe noho ny olana misy na noho ny zavatra nianjady tamin\'ny tena no andeha hamonoana tena? sarotra ny mandainga fa mampalaelo ihany ilay zavatra. za anefa tsy hiteny ho ny an\'iza no marina na ny an\'iza no marina. fa nyhevitro no avoakako. efa nieritreritra mafy momba an\'io zavatra io aho. tsy hoe hamono tena aho tsy akory an! fa hoe mba fahadisoam-panantenana sahala amin\'ny inona no mety hahatonga ahy hamonotena. fa rehefa ndidinika aho dia tena au-dessus de mes forces le izy. hatramin\'izao aloha. ka tena tonga saina aho amin\'izany zavatra izany. tahaka ny inona no mety mandalo ao an-tsain\'ireny olona ireny. tsy haiko hoe mbola tsy nandalovana marina ve ilay zavatra de eritreretina hoe inconsevable.
ny zavatra hafa tiako homarihana dia hoe raha fantatra marina ny nandalo tao an-tsain\'ilay olona tamin\'ny fotoana nanaovany an\'io acte io de arakarak\'izay angamba no mety ahafahana milaza hoe azo ekena ve sa tsia ilay zavatra. mety misy any hoe zavatra tena sans issu ka io ihany sisa vahaolana, asa, tsy fantako. fa tant que mbola misy azo atao dia tokony hiezaka daholo ny tsirairay avy. de plus, afaka mangataka fanampiana amin\'ny manodidina azy foana izy rehefa ilaina izany. na dia izay ray amandreny faran\'izay masiaka aza tsy maintsy misy fitiavan-janaka foana ao. efa an\'ny tena iny dia kolokoloina foana. tsy hoe indray hoe obligation ilay zavatra fa c\'est la vie.
misy fomba fiteny iray izay koa tsara tadidina: \"tant qu\'il y a de la vie, il y a de l\'espoir\" rehefa tena sanatria ka tsy hanampy anao ireo olona manodidina anao, manantona ireo olona tena vonona lalandava hanampy anao. efa tokony misy association mikarakara an\'izany, afaka manantona irony mpitarika fiangonana irony koa, na miala kely amin\'ny toerana nahitana olana mba hitady zavatra hafa constructif alohan\'ny hiatrehana ilay problème ohatra. miaraka amin\'ireo rehetra ireo dia afaka foana ny olona rehetra manantona an\'Andriamanitra. pas de façon directe hoe andeha aho hamonontena amin\'izay any akaikiny. de toute façon, selon la religion, ireny olona ireny indrindra no tena tsy mankany. fa manantona azy ampahanginana sy ampieritreretana lalina. manankina aminy ny olana mianjady amin\'ny tena rehetra. rehefa anananao ilay patience amin\'izay fotoana izay, tsy handao anao Andriamanitra. tonga eo foana izy. tsy afaka 2 secondra na 2 minitra, tsy voatery, mety mbola afaka 1 volana na 6 volana, tsy hay fa na dia ny firesahana aminy lalandava fotsiny aza dia efa tokony manampy ny tsirairay.
mety misy olona te hamono tena mamaky an\'ity dia hilaza hoe inconsevable izany hiandry 6 volana izany amin\'izao situation-ko izao. mety ho marina izay raha eo amin\'ny toerany. fa amin\'izay fotoana izay dia ny olona manodidina anao sy tia anao no tokony hojerenao tsara isan\'andro isan\'andro sy tokony hodinihinao ny mety hanjoa azy raha lasa ianao. aiza no tany halehany. aiza no azahoany ilay fitiavana efa natokanao ho azy?
ka dia izay fa ambava omana ampo mieritra. samia mahazo izay anjarany daholo.dia aza adino : TANT QH\'IL Y A DE LA VIE, IL Y A DE L\'ESPOIR

55. pissoa
(
07/09/2006 13:35)
fijo, io karazana suicide-n'ny japs io raha tsy diso aho dia atao rehefa sendra situation tsy misy fanantenana intsony na nanao zavatra mahamenatra be.
Vaika, tsy hoe olona malemy nandritra ny andro niainany no tenenina, fa hoe malemy nanoloana ilay antony namonoany tena. Ohatra io tenenina io hoe nilaozan'ny sipany. Jereo ny zava-nisy ara-politika tany Frantsa tamin'ny Fevrier 1993 (raha tsy diso aho) fa io (tsy haiko raha misy hafa) voalaza hoe antony nitifiran'i Pierre Beregovoy ny tenany. Tsy hoe olona malemy izy, fa nalemy nanoloana an'io tranga io.

56. nikopol
(
07/09/2006 13:38)
Misy olona mafy be tsy mety mamono tena nefa maha te hamono mintsy an !
59. pissoa
(
07/09/2006 20:07)
Fanintsiana kely:
Ooops, diso kay zah fa tamin'ny Mars 1993 le izy :-D:-D:-D
izaho teo oe:
Jereo ny zava-nisy ara-politika tany Frantsa tamin'ny Fevrier 1993 (raha tsy diso aho)
Ooops, diso kay zah fa tamin'ny Mars 1993 le izy :-D:-D:-D
60. barry
(
08/09/2006 06:02)
Nikopol! marina mitsy io teneninao io.misy tena mafiloha be fostiny zao ;fantany fa tsy mety ny ataony ;ary tena grave ;fa tsy raharahiny zany;fa ny ataony dia ataony ihany;ary ny mandd ndray no te hamono azy;fa izy manniry ny ho elavelona be