Ho Filoha

61. prime ( 22/09/2006 12:24)
Toa mampiresaka sahady rakaroka an... inona anefa ny olana e... lazao le olona fa rehefa tsara d tsara fa tsy misy hoe inona e... fa rehefa fôpla koa d fôpla fa tsy misy azo ambara...
62. rakaroka ( 22/09/2006 17:03)
Vao 6 ve no nametraka dossier? koa toa reko hoe efa am-polony ny"candidatures"?... Izay no mahatonga ny "silence"-ko satria mbola mila manaraka "TSARA"
ny fijotran'ity raharaham-pifidianana isika...
Efa vonona 'lé olona ka fa lé raharaha no...
mahandrasa wa... , aza atao blem ny tsy fitenenako. Ho fantatrareo ihany izany amin'ny foatoany!...
Io tsy lainga! Tsy hitako loatra ny "intérêt" hoe hanonona anarana olona aho pour l'instant surtout
manana tendance mifamingana izay ny gasy! Tsy izaho no hanome bala hitifiran-kavana!...(tsy havako aloha izy fa namana fotsiny mi-confirme fotsiny no azoko atao hoe misy tokoa ny [/b] "présidentiable" !
63. fijo ( 22/09/2006 22:08)
ary sao dia hanonotena ary ny akamako kle???????
64. soanja ( 23/09/2006 10:46)
8)8)8):-*:-*:-* Zah miandry izay avy any aminareo. Mba lazao aho azafady raha ohatra ka efa nametraka ny candidature-ny ilay ramatoa iray iry.
65. rakaroka ( 24/09/2006 19:57)
Koa io lazain'i Prime fa vao 6 io no tena vao nametraka dossier ko! Fa tena "cause" anie fa tsy hihazakazahana loatra ny fametrahana "candidature" amin'ny resaka toa itony ce n'est pas vraiment une bonne stratégie indrindra be toa izao ny candidature!...Atao hoe "kanosa" aho tsy maninona...
Mbola ho avy e!...Hi!hi!hi:P:P:P:lol::lol::lol::D:D:D
66. prime ( 26/09/2006 11:45)
i pety no fahafito zao...
67. fijo ( 27/09/2006 22:22)
ary i jeneraly letsy nanao ahoana?
68. papala ( 06/10/2006 11:39)
oh:ny mampiresaka be fotsiny koa i rakaroka zany, rehefa mba franche d franche fa aza b resaka b fotsiny !
zay manonona anarana koa ve d maninona e ?

ny Mgasy ndray tsy ho azonao intsony amin'izany fomba firesaka oh zany?

mba valio mahintsy fa aza b fiolanana mandreraka b ?
69. faralisy ( 17/10/2006 12:38)
Amiko aloha de olona samy mba matahotra an'Andriamanitra daholo ireo olona milatsaka ho filoha ireo saingy rehefa tonga eo amin'ny fitondrana de toa mameno ny paosiny aloha vao manasoa nefa koa tsy azo odiana tsy hita ny soa vitan'ireo mpitondra sasany e, izany hoe tsy voatery hameno paosy izy fa mba mijery ny mahasoa antsika vahoaka e. Ka anjaranao ny mandrotsaka izay heverinaéo fa hihevitra izay hahasoa ity firenentsika ity e. Anao ny safidy e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0095