Ho Filoha
41. Fiffi
(
09/09/2006 08:42)
rabaradaka:Raha tsy nisy ve Andriamanitra nanome hery ny vahoaka hisy vita ve ny asam-bahoaka ?
Mila hay tsara ny manavaka ny asan'andriamanitra sy ny asam-bahoaka
42. papala
(
11/09/2006 12:55)
soanja:
Raha mba afaka manonona anarana hoe i iann fidina fa izao no fahitako azy, dia mahavaly tsara ny fanontaniako satria raha ohatra ka hoe ny tiako de ol tahak'izao sy izao dia tsy ho fantatro mihitsy hoe iza ilay olna satria zah tsy any dia tsy maharaka hoe iza no antitra, na maditra na manota sns.. Misaotra betsaka o. De mba aza aodina moa ny size fa manjara twisted.
soanja>I Ravalo no manana an'ireo critère ireo raha oh ka mandinika nareo ?
Misy andininy 5 lay critères nosoratako nefa raha vavahana tsirairay ireo d mbola mahalaza zavatra maro?
oh : olona Kristianina : -zany atao hoe ol kristianina zany d tokony hanana vady 1 fa tsy maro.
-ol madio ara-pitondran-tena sy ara-batana, ol tsy baikona @ fahadiovana fa madio lalandava, mahay manetry tena,sns betsaka.......
43. papala
(
11/09/2006 13:07)
rabaradaka:
Mila hay tsara ny manavaka ny asan'andriamanitra sy ny asam-bahoaka
rabaradaka a! Isika d efa tao anaty famoizana aram-panahy sy ara-tsaina ary ara-batana, tsy averiko ento intsony fa efa samy nihaina t@ andron'ny gaboraraka.
Noho izany d ilaina ny vahoaka taritina ahafantatra hoe io tenanao io d tempolin'Andriamanitra ka tokony kajina : ilaina ny ol hivavaka mandrakariva fa tsy hiantehitra @ kisendrasendra ! Amin'izay d mahafantatra ny tsara sy ny ratsy, ny madio sy ny maloto, ny mazoto sy ny kamo sns...... bdb
Raha tsy nisy Andriamanitra d tsy nisy ny vahoaka ! f
44. felanawil
(
11/09/2006 16:12)
:(kaozy ve?:twisted:de zay zany aona le8O!!:cry:!!:idea:^:^alah akbarakba aaa
45. rakaroka
(
11/09/2006 20:21)
Tena jery vilana kosa ny fijerin'i papala raha milaza fa mahafeno ny fepetra dimy napetrakao akory Ra8 Tena masiaka BBbbe aho miteny hoe :
"à côté de la plaque 'nareo:
Ho raisiko par point ny hamaliana anao?
1) Tsy ireny amiko no antsoina hoe Kristiana!..
2) Ny vadiny iray fa hadinonao ny vadikeliny
3) Tsy honneur ny fampiasana vahoaka en forme d'exploitation dia ny bénéfice ajodina ho anao!
4) Raha "ouvert tamin'ny oul araka ny teninao tokoa izy tsy ho br tahaka izao ny "candidat nilatsaka!
5) Tsy manana potentialité amin'ny relation'ny tany matanjaka izany izy: Norvège ve no finance pour l'éléction? ataoko ny firenena voaliste ao anayin'ny tany matanjaka tsy manohana azy fa hafa no tohanan-drizareo!
Tsara ny miresaka fa tsara lavitra ny manana profondeur de vue!

46. rakaroka
(
13/09/2006 10:18)
I Norvège no hainy mifampiraharaha satria manana ny omby vavy be ronono!inter-entreprise tsy maharakotra ny intérêt Nationale ny business eto! Hafa raha ny Nation-Unis, na Etats-Unis, France,Angleterre no mifampiraharaha!
fa Norvège izany tsy réference mondiale mihitsy,
i Chine aza mbola "fantatra" lavitra noho izany, amin'ny sehatra maro mihitsy.
Ny éléction 3 décembre koa..., aleo ange mangiana tokoa satria izy aza mbola tsy nilatsaka ko!

48. papala
(
13/09/2006 13:45)
rakaroka>vilana nga no betsaka any? ha ha ha? ny fijeriko an'ireo izay milaza fa hirotsaka dia mbola RAVALO zao no hitako fa mba azo dinihina ny momba ny zavatra nataony !
Nilatsaka voalohany Ravalo androany !
fa inona no tsy revenareo @ omby vavy be ronono e? Tena tsy azoko mihintsy ! Zavatra tsara ireny ?
Sa d ny tsy fitiavana an-dR8 tsotra izao fotsiny ? Tenna mahagaga mihintsy eeeee?

50. fijo
(
15/09/2006 22:24)
rakaraoka;tandremo fa norvege dia firenena tsy be lazao,fa eran tany io firenena io dia malaza amin'ny fahamarinany.izay no mahatonga ny fifanaraha matetika amin'ny ady atao any.
raha resaka demokrasia sy ohatra sosialykoa,dia mbola ry zareo sy danemark no tena mampiantra azy io indrindra.
marina fa tsy G7 na 8 izy satria firenena kely.fa ny zavatra vitany tandremo.
raha resaka demokrasia sy ohatra sosialykoa,dia mbola ry zareo sy danemark no tena mampiantra azy io indrindra.
marina fa tsy G7 na 8 izy satria firenena kely.fa ny zavatra vitany tandremo.
51. felanawil
(
16/09/2006 13:50)
azafady oh! mba fanontaniana ny ahy, @ nareo ve nilay t@ dede ratsiraka ireny, ary raha tsy ra8, iza no everinareo ahavita tsara kokoa noho izao, toa otrany tsy dia misy firy ko, tsy misy mihintsy ary eh, aleoko ihany lesy ra8 na kristianina izy na silamo na manambady 2 na telo fa taibe ange ireny nanao risoriso t@ siramamy t@ ilay jamaba iry eh, tsy adala ny gasy mbola manohina azy @ akapobeny daholo satria ny mahay misaina dia misaina fa ny vendrana dia vovidy sy vofitaka
52. rakaroka
(
16/09/2006 22:02)
Tssss!
Tsy ho mora tohina tahakan'ny namana silamo angamba isika miresaka!fa hihevitra ara-drariny ny zava-misy:
Ianareo moa manamarina azy araka ny fijerinareo ..., mbola ampiako aza hoe vao nahazo fanampiana tany amin-dry Carter équipe Américain teo aloha izy!
Fa izaho eto amin'ny toerako kosa mahatsapa ny fisian'ny OLO-MANGA sady olo-marina gasy tsy heverina mihitsy noho ny ady seza! Ny mahatsikainy aza dia lazaina fa vendrana ireny olona ireny, ilay olona anie tsy hifampidera diploma aminao,alaharo ary hoe ny diploman'ireo candidature ireo ahitana izay vendrana indrindra?... mangina fotsiny izy dia tojoany ny hataony, fa ho avy ny andro hamantaranareo fa misy Gasy hafa manana ny maha-izy azy tokoa et connu dans le monde (major tany Etats-Unis izy, teto France, mifandray amin'ny firenena marobe hatrany Afrique du Sud, Inde, Chine,
Norvège, Allemagne, OUA, Nations-Unis, sns ary indrindra Mcar. Tsy rombahiny ny sezan'ny gasy satria be koa ny seza miandry azy aty ivelany rahateo ny gasy manao zinona ny olona avy aty ivelany!

53. rakaroka
(
16/09/2006 22:13)
Mikasika ny hoe Ratsiraka! Manana droit de réponse tokoa ianao!
Mahafinaritra tokoa ny fahadiovan'ny tanan'Antananarivo sy ny fanamboarana lalana vita tsara hatrany Tuléar, izany tsy mahasakana ny olona maro (tsy izaho loatra) hanina an-dRatsiraka: eo amin'ny "absence" amin'ny lafiny isan-karazany!
Rahateo du point de vue "diplomatie", relation, social, etc, tsapa hoe nanatombo LAVITRA BE ingahy Ratsiraka: tsapa tokoa hoe olona nianatra sy intellectuel izy. Maro anie ny firenena aty ivelany no mbola mihevitra azy ho filoha fa tsy ra8 e. Ny tsininy dia ny fahatokisany an-dra8 aza!

54. prime
(
20/09/2006 13:14)
rakaroka:tsy vao in-dray mandeha ianao no nilaza an'io fa lazao hoe iza ilay olona dia tonga dia fantatra, fa tsy olona marobe no manana io profil io... misy kandidà tianao ampahafantarina angamba, ka aza menatra...
...Tsy rombahiny ny sezan'ny gasy satria be koa ny seza miandry azy aty ivelany rahateo ny gasy manao zinona ny olona avy aty ivelany!
Ny @ hoe ny gasy manao zinona @ olona avy aty ivelany... aza manana complexe ohatr'izany fa maro ny gasy avy any ivelany no tonga d intégré avy hatrany mihitsy, raha tsy hiresaka ireo efa fantatra anarana ireo fotsiny... ka rehefa tonga aty ianareo avy any ivelany aza diso hevitra ho toy ny t@ 30 taona na 20 taona lasa ka hoe doma2 ny olona teto ka azo ampiesonina...
Tsaroako ery fony izaho mbola nianatra, d rehefa mandalo taty dago manao vacances ohatra d eny ambony raoplanina ny akama rehetra no misolo akanjo, d'efa misy valizy kely mihitsy ho @ izany... d lasa mikata b fa hoe ho aty dago... d vao midina eny Ivato d manindry mafy mihitsy, nefa zà nahalala fa mafy ady daholo t@ izany fa ny an'ny sasany aza eny @ sécu no mikaly... tena gravy rehefa simba le saina an...
55. felanawil
(
20/09/2006 16:23)
o^omiresaka an'izany ihany ty fa ny akabeazan'ireo miseo milay hoe lasa any andafy ange hono ka mafy ady mamafa tainjaza sy manao menazy kotsiny ny sasany aza mo mivarotena, giravy fa raha nampoizin dry Ravohangy sy ry Raseta izany dia angaba tsy niady ahazo ZO ho an'ny gasy toy irany izy, ny ray amandrenin'iero nefa aty miseo milay ery, ny sasany moa tsy mahafantatra ny ataon'ny zananay any akory, fa ilay hoe any andafy fotsiny de hoe sambatra hono, "inona no ataony any aky?" " injenera aky izy de mibaiko vazaha an"o^oo^oo^oo^oo^oo^oo^oo^o
56. fijo
(
20/09/2006 22:28)
felanawil an,marina tokoa fa misy ireo lazainao ireo.fa ity mba jereo kely.
ny smig aty frantsa dia 8,27€/h
raha miasa adiny 8 isananadro izany ilay olona manao menazy,dia mahazo 8x8,27=66,16€
ary raha 6j/week izy no miasa.dia 6x4=24j/mois.
izany hoe 24jx66,16=1587,84€ isambolana no azony.tsy mangalatra izy tsy mamono olona nefa mahazo an'io.ka mba lazao ahy hoe aiza no olana na ratsy amin'izay??????
ary firy no azonao mihoatra an'io?????
ny tiako lazaina dia aza mifanenjika toa io.fa tsy tsara,indrindra fa olona nianatra enao.

57. rakaroka
(
20/09/2006 22:56)
sanatria amiko raha ifanenjika loatra no ifampiresahana eto! Marina tokoa angamba fa maaafy ady ny ankamaroan'ny olona aty an-dafy fa hadinonareo
fa nisy maro tamin'ireo anie ny nandaniana na ny firenena na nifandrombon'ny fianankaviana namarotana
lova sy tanimbary sns... Ka matiantoka Bbbe isika raha akipily tsotra atao safobe mantsina toa izany ireny sady "harem-pirenena no zanaka no tokony ho avin'ny firenena". Io ary anie "erreur eto France hoe
lasa any ivelany ny "Cerveau"(fuite). Maro ihany ny te hiverina fa mangeza wa lé politika! Dia hoe raisina an-tanandroa hono ny tonga any anefa efa nisy
namanay izao niverina tany nanao "Entreprise" dia sady no-imposén-drizareo vola Bbbe, dia nitsoaka niverina ilay ranamana ko! aiza hono no hananany izany fa tombana fotsiny ny ataon'ny Etats!
Sarotra ny milaza anaran'olona indrindra ilay olona tsy tia mizahozaho fa miatrika ny fiainana amin'ny tokony atrehina fotsiny! Tsy hoelingelenin'ny tsireka , fanaratsiana sns ny "concentration-ny!

58. rakaroka
(
21/09/2006 06:11)
Aleo manara-dalana isika hoe tsy andron'ny propagande izao fa rehefa andron'izany dia omeko anareo ny initialn'ny anaran'ny olona tsara fidiana raha tena tiana handroso i Mcar!Fa maro tokoa aloha ireto milatsaka e, sahirana ny mpifidy noho ny habetsahan'ny choix, tsy ho sodoakan'ny apparence fotsiny. Fa yandremo koa amin'izy ny tsy hanenjika fahatany ilay olona, fotory tsara ny fahamatoran'ny
programmen'asa fampandrosoana arosony! Io tsy hoe
tahaka ny mpitari-bato vilam-bava rehetra teo fa ity olona ity du moins naha-démontré au monde ny atrik'asa nataony; efficace sy brillant Bbbe izy tamin'izay nataony!... Eny e mety misy lesoka amin'ny maha olona fa négligeable angamba izany mitaha amin'ny FINIAVANA hikatsaka ny tombon-tsoam-pirenena tokoa!

59. prime
(
21/09/2006 14:48)
:lol:... d iza ho'aho le olona???...
Fa izao aloha d 6 no tena kandidà nametraka dossie an...
Ravalomanana M., Lahiniriko J., Ratsirahonana N., Randrianjohany, Ratsiraka R., Razafimahaleo H...
Fa izao aloha d 6 no tena kandidà nametraka dossie an...
Ravalomanana M., Lahiniriko J., Ratsirahonana N., Randrianjohany, Ratsiraka R., Razafimahaleo H...
60. fijo
(
21/09/2006 22:32)
lazao tokoa le olona e?ary sao dia olona tsy sahy kosa ary izy izany matoa tsy hita milatsaka