Ho Filoha

21. ferrari ( 05/09/2006 16:26)
papala:

Amiko ny olona tokony hofidiana ho filoam-pirenentsika dia manana an'izao fomba fiasa toy izao :

-Olona mino an'Andriamanitra izany hoe Kristianina satria ny 80% n'ny Malagasy dia Kristianina avokoa.

-Olona matanjaka ara-batana tsy misy aretina, tsy mila an'ireny olona mora sempotra ireny fa maha be raharaha @ tenany fotsiny.

-Mahay mifanerasera a @ karazan'olona rehetra eto Mscar : *ireo tantsaha, *ireo mpandraraha,*ireo mpiasam-bahoaka,*ireo antitra, *ny tanora sns.....

-Mahay mamporisika ni vahoaka hiasa fa tsy hitomemem-poana.

-Mahay mifanerasera amin'ireo firenen-dehibe efa matanjaka, satria ilaina ny mijery an'ireo mba ho fitaratra sy hianarana. fa tsy ny firenena mahantra foana no iharahana


Je suis d'accord sauf concernant la 1ere proposition : un chretien.
Le peuple malgache doit choisir un homme non pour ses convictions religieuses mais pour ce qu'il peut apporter aux malgaches, qu'il ait une bonne connaissance des problemes eco, financieres : un homme de terrain. Une personne qui a du charisme que se soit dans son pays ou au niveau international ( ATTENTION je ne parle pas de culte de la personnalité ) : qui veut que Madagascar et son peuple aillent de l'avant. Que par son désir de sortir les malgaches de leur misérable situation, il insuffle un vent d'espoirs, de combats. Que chaque malgache ait envie 'de mettre la main à la pâte'. Ce n'est pas seul que l'on construit un avenir serein mais ensemble. Il ne faut pas parler d'un candidat chrétien mais tout simplement d'un homme compétent et humain pas caractériel. Un homme qui sache faire de ces différences de cultures : un et un seul peuple .
22. fijo ( 05/09/2006 22:06)
ny finoana sy ny fianarana ambony amiko dia tsy antoka ahafahana mampadroso firenena iray.
fa ny fahalalana tsara ny firenena(ny olana,ny toetran'nyvahoaka,ny tena ilaina)izay no hinoako fa ilaina voalohany,ary avy eo dia ny finiavana sy fitavana ny firenena.
23. soanja ( 06/09/2006 03:49)
Very mihitsy aho e. ka iza le ol misy ve io sa mba revirevy fotsiny?
Lapino a, raha ny fahitako azy dia roa andro aho manala jet lag dia avy eo vao hoe hitady karam-pifiadianana, mandrapahatongan'ilay andro lehibe tsy manampaharoa dia efa tara loatra vao raha izay vao hoe hihaino sy hisafidy hoe iza no iza. Ny faniriako dia hoe tokony hanao propangandy eto izay sahy dia henoana eto izay heviny. Rehafa tsy misy moa io dia izay tianareo fidiko fa zah mantsy matoky anareo eto e.
Rah tsy izany par default "Ravalomanana" ihany fa zah indray tsy mandatsaka vato fotsy izany.:wink::wink:
24. tangalamaitso ( 06/09/2006 11:11)
Mbola tsy fotoanan'ny Propangandy izao ry Soanja ka tsy hilaza aminao eto ny olona hoe i anona fidiana. Ny azonao anontaniana ny olona angamba hoy aho, dia ny hoe: inona no lafy tsara na lafy ratsin'ny mpifaninana tsirairay?. Iza no manana ny hevitra manakaiky ny mety entina hampandroso an'i Madagasika. Dia avy eo ianao mampitaha dia misafidy fotsiny. Sady ianao irery ange no ho any anatin'ny isoloire rehefa tonga ny fotoana handatsaham-bato e!
25. soanja ( 06/09/2006 16:01)
Hay zay vao azoko! Misaotra betsaka ary namaly hevitra o.
26. fijo ( 06/09/2006 20:48)
izao e,oviana ndry no tany farany,dia nahita fiovana ve?raha nahita,dia fidio io filoha nanova zavatra io,raha tsy nahita fiovana,dia hafa fidiana
27. andraina7 ( 07/09/2006 07:54)
lapino:

andraina7, za zao mety tsy afaka mifidy fa mba fidio ho ahy ary ny kandida iray e! ;)
soanja, raha mahazo roa na telo andro izany ve tsy mbola hisy fotoana hihainoana ny faradoboky ny propagandy? na rehefa tonga any ianao, ny olona any mety mahalala kokoa ny zava-misy, ka sao dia izy no tsara henoina?
Za manko izao raha anontanianao dia manana anarana iray, mety ho be no toy izany koa, kanefa safidinao ny vatonao.

Tena ts poince zany ry lapino a! fa iza lo le eritreretinao hofidiana; sô de razanamasy?;-)

28. prime ( 07/09/2006 12:56)
fijo> raha ny hevitro aloha hafa ihany ny olona mino an'Andriamanitra e... ary mbola hafa lavitra koa ankoatr'ireo voalaza ao ambony ao ireo izany hoe nahavita fianarana ambony izany...
29. lapino ( 07/09/2006 18:19)
andraina7, tsy hoteneniko le eritreretiko rah zany fa tsy poince ko :wink:
30. fijo ( 07/09/2006 22:01)
za kosa ra prime tsy mametraka an'ireo ho antoky ny fahaizana mampandroso ka;
31. soanja ( 08/09/2006 00:13)
Raha fahitako ny an'i Prime izany dia i Maihol no tena tokony ho izy sa ve diso aho?:wink::wink::wink:
32. ravatorano ( 08/09/2006 07:25)
iza aloha no tena hilatsaka tsy hihemotra tsony fa hatramizao anie mbola virtuel toy ny eto daholo ihany e miankina amizay no ho safidiko
ny hoe toa an izay d izao mahafeno ny fepetra avokoa anie zé te hilatsaka e fa kosa iza no tianao ilay manana programma nefa tsy manao akoriny sa ilay tsy manan programa fa mahavita zavatra na d kely ihany aza ? ? ? ?
33. prime ( 08/09/2006 11:13)
soanja> :-D:-D:-D i mailhol anie tsy hilatsaka e...:-D
34. soanja ( 08/09/2006 12:51)
Hay ve Prime e. Nahita ny anarany teo mantsy aho dia nihevitra azy fa hilatsaka koa. Ok izany fa dia hitady olon-kafa indray aho.
35. fijo ( 08/09/2006 21:14)
ravato,tena fanontaniana manahirana ny mpifidy io kle???????
soanja,rehefa tena tsy mahita fidian andry.za fidiana.
36. rakaroka ( 08/09/2006 21:46)
Rena misy tokony ho fidiana izay any fa toa "censuré angamba ny propagan-de-ko dia tsy lasa foana!"
37. fijo ( 08/09/2006 21:59)
ka tsy mbola fotoanany izao ,ko aiz ano tsy ho voasakana.
38. rakaroka ( 08/09/2006 21:59)
Izay fa mandeha:
Tena misy tokony ho fidiana tokoa fa tsy fotoanan'ny
propagande rahateo toa kianinareo foana ny hevitro dia aleoko mangina!
Anefa lé oul io tena "Chance" raha hilatsaka , indrindra moa hoe lany!Tsy lany izy, tsy olana satria tadiavina eran-tany anie izany! rahateo manana assise fa dia hoe noho ny firenena fotsiny!
Sarotra BBBbe amiko ny manao propagande fa fantatro ilay olona: ny capacité-ny, ny finiavany, zavatra betsaka tsy ary voaresaka fa voadiniko: étude, analyse et projet maro mikasika an'i Mcar , tsy hoe nodinihina taty ivelany ihany fa angle maro, toerana maro, fifandraisana maro, natao sy nikatsahana une bonne base du moins pour notre avenir et devenir!
Vous n'allez pas me croire comme d'habitude!
39. soanja ( 09/09/2006 00:15)
Fijo, aza mba manove sujet ohatran'io moa nama! Izay tianao no hofidiako. Izay angamba mba misy marimaritra hiraisana.
40. rabaradaka ( 09/09/2006 07:59)
Zao ry papala sy xxx sy ny forongony a, raha vao afangaro ny fitondram-pirenena sy ny fivavahana dia lasa toy ny jihad islamique io. Tsaronareo ve ilay fanontanian'ny Pilato tamin'i Jesoa : "Ianao ve no mpanjakan'i Jiosy?" dia hoy i Jesoa hoe "Voalazanao". Dia samy mahalala ny tohiny isika
Mila hay tsara ny manavaka ny asan'andriamanitra sy ny asam-bahoaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0939