stresse

41. fijo ( 05/09/2006 21:00)
soanja an,tsy marina kosa le hoe :"mirsaka amin'andriamanitra"fa miteny aminy hoe"ny miresaka mantsy dia misy valiny ilay lazaina.raha io andriamanitra io aniefa tsy handrenesana valiny izany,fa enao ihany no miteny eo.
42. cathy ( 05/09/2006 21:27)
reveo manja ny fianana de mandeha ho azy:lol::lol:
43. diamondra27 ( 06/09/2006 16:42)
vaika: merci bokou:-*:-*^:^^:^
tena ampihariko ireo fa io ihany no zavatra manahirana ahy @ fiainana.
Soa ihany fa tsy manao exam foana @ fiainana;-);-)f'efa réussie:D

de ahoana indray ny solution @stress refa manao RDV?
Io manko le size atsy ambadika oe:mitsaty hono , de manao RDV , de mariazy , de......

Nareo ve mba mi-stress refa hanao RDV @ olontiana, na entretien @ mpampiasa fa mitady asa?Kel solution, m'si
44. cutie ( 06/09/2006 17:14)
DM, nga tsy mitovy daholo ny fomba fanalana stress na stress hanao RDV sy ny sisa. De ny fanalako azy sports sy loisirs:lol::lol::lol:
45. watafon ( 06/09/2006 17:16)
Vaika: feno dia feno fa mankasitraka e!
Diam's: Sao d mba track kosa fa tsy stress intsony izany akia :?::-D
ny tiako hanohizana ny voalzan'i vaika d hoe raha tsy hay tsara ny mi-gérer ny stress d manjary mitarika aretina isankarazany: ulcère d'estomac, aretim-po,....
46. Vaika ( 06/09/2006 18:32)
wata : somary voadingako kely ireo aretiny voalazan'i toi ireo fa tena marina mihintsy. Indrindra fa ilay aretim-po !
Raha ny fijeriko azy ny stress dia miteraka inflammation générale eo amin'ny organisme iray manontolo. Ka raha tena hanao travail de fonds dia hygiène de vie no atao milamina tsara : torimaso, sakafo équilibré, sport et loisirs...
Fa teo amin'ny sakafo no nisy nanintona ny saiko kely (nandramako fa tena nety tokoa !). Be de be mantsy ny pub amin'itony hoe omega 3 (yaourt, huile ets...), bizna e ! Nefa tsara tokoa ny omega 3 ho an'ny marary fo (mampihena cholesterol ets...). Rehefa natao nefa ny fikarohana dia misy composants roa ilay omega 3 :
- DHA (tsy DHEA akory !) : izay tena tsara ho an'ny aretim-po.
- EPA : Io kosa no ilaina hi-calmer-na stress. Ahoana ? Tsotra ka : 90 % ny membrane cellulaire (y compris ny neurones : cellules nerveuses !) dia lipide (globalement). Raha omana omega 6 be loatra (tavin-kena beuh ohatra) dia mazava fa io izany no betsaka amin'ny cellules nerveuses dia rigide kokoa ilay membrane cellulaire. Nefa haintsika fa ny membrane no mitondra ny information (éléctriques), donc mandeha miadana kokoa ny fihasan'ny atidoha (raha atao tsotra be). Rehefa miadam-pandeha nefa ny saina (le cerveau !) dia mazava ho azy fa miadana koa ny famahany ny olana. Résultat : matetika ny olona stresser dia misy fotoana be dia be ohatran'ny vide be ny sainy (nôrma io). ka raha hihinana omega 3 ihany dia jereo ny taux d'EPA (min 60%).
Raha fintinina izany dia ny Omega 3 mahakinga saina (EPA !), fa tsy izay ihany fa manana propriété anti-inflamatoire ny omega 3. tsy hanao pub aho fa samia mampitaha ny produits !
Za mihinana an'io omega 3 io rehefa hiver ary tena miakatra tokoa ny moral sady ohatran'ny tsy misy dikany ny stress !;-)
47. watafon ( 06/09/2006 18:47)
vaika: humm!raha bangoina zany d mila manao regime hygieno-dietetique ara-dalàna tsara ny tsirairay hialana ilay stress e! anisan'izany moa ity fihinana
le omega 3 ty e! betsaka anie no mbola manontany tena lesy oe inn marina moa izy io ? d mbo hazavao kely oe less! raha ny fahafantarako azy alou d karazana lipida tsy hain'ny organisma no manamboatra azy nefa tena ilain'ny vatana tokoa indrindra any @ fdeveloppement n'ny système nerveux sa tsy izay moa ?
48. Vaika ( 06/09/2006 18:52)
Diam : za rehefa manao fotoana amin'ny olon-tiana dia ny charme no ataoko be dia be:-D:-D:-D ny mampi-stresser ahy dia hoe sao dia tsy tonga izy (fa tsy hoe sao dia tsy tiany aho, io koa mampi-stress be anefa).
Ilay hoe manao entretien d'embauche indray dia hivarotra ny service-ko no alehako amin'ilay entretien dia tena dokam-barotra tokoa moa no ataoko:-D:-D:-D
Marihina fa ilay karama koa mba atao ambonimbony ny tombana (en rapport amin'ny branche ilay métier kosa).
Izany hoe raha fintinina dia préparation no atao betsaka. Tsara koa raha la veille-n'ilay entretien dia mi-repère ilay toerana fa tsy misy tsy tiko toy ny mitaintaina sao tara.;-)
Fa raha tena mi-intéresser an'i toi dia ry zareo psy comportementaliste no tena katraka amin'ny gestion de stress.
Ny tena olana mantsy amin'ilay stress, track ets... dia ohatran'ny izay mivoaka ny vavanao dia tsy mifanojo loatra amin'ny ao an-tsainao betsaka ny tianao lazaina nefa tsy hay ny hamoaka azy:( ). Io izany ilay blocage e ! Misy namako (za tsy mbola nanadrana) nanaraka ny atao hoe : PNL (programme neuro-linguistique, mampatahotra beuh ilay anarana) dia tena rara-kivy mihintsy aho mihaino azy miresaka. (Tsy be resaka, ohatr'ahy) fa ohatran'ny tonga dia ny votoatiny foana no lazainy : fohy sady mazava be. Ka sao dia any no tokony aleha raha hi-maîtriser langage et discours ? Mazotoa !
49. booboo ( 06/09/2006 19:12)
vaika > tena mampitsoaka mitsy zany ranamana zany kouh ! :°)
50. fijo ( 06/09/2006 19:55)
de ahoana izany ny enakisoa sy ravitoto?io mantsyratsy raha tsy matavy le hena.
51. cutie ( 06/09/2006 19:59)
:roll::roll::roll::roll:
52. fijo ( 06/09/2006 20:06)
ie,hena mahia ve no atao tsy hikasaoka.nefa eto voalaza fa ratsy le taviny.
53. cutie ( 06/09/2006 20:19)
:-D:-D:-D:-D:-D
54. fijo ( 06/09/2006 22:04)
olana be io,satria za tia taviny be ko
55. cutie ( 06/09/2006 22:23)
za koa :-D
56. Vaika ( 06/09/2006 22:29)
Fijo : aiza no misy henakisoa sy ravitoto le ?8O:-D:-D:-D
Ny légumes verts (ravitoto ?) koa misy oméga3 !
Ny ratio oméga 3/oméga 6 dia 1 contre 1 (1g/1g ohatra).
Petaho ny ravitoto f'aza ny laoka fotsiny no arapaka rangà a !:evil::-D:-D:-D
57. Vaika ( 06/09/2006 22:38)
wata : Oméga 3, vitamine du XXI° siècle ?
Roa ny karazan'ny acides gras essentiels (essentiels = ilain'ny organismes fa tsy amboarin'ny vatana) :
- oméga 6 : acides gras polysaturés (mivaingana à la température ambiante), pro-inflamatoire . Ohatra hena, tavin-kena, huile végétale ets...
- oméga 3 : acides gras polyinsaturés (tsy mivaingana) : anti-inflammatoire.
Raha miletra oméga 6 be loatra izany dia tonga ny inflammation généralisée sy ny vokany (watafon : aretim-po ets...)

Oméga 3 :
Ny ahitana azy : algues, trondron-dranomasina : thon (même en boîte), maquereau, anchois, sardines ; crustacées (crevettes ets...) ; huile de lin, de chanvre, colza, de noix ; fa koa légumes verts : épinards, spiruline (athlètes de haut niveau !)
58. Vaika ( 06/09/2006 22:43)
booboo : PNL = programmation neuro-linguistique, ny cadre sup ny ankabeazany manaraka an'io daholo, ireo mi-présenter 20 h koa :°) Ny antsika any dago anefa kabary sy hain-teny de milamina:°):°):°)
59. cutie ( 06/09/2006 22:47)
Petaho ny ravitoto f'aza ny laoka fotsiny no arapaka rangà a !

:-D:-D:-D:-D ravitoto nga tsy laoka
60. watafon ( 07/09/2006 07:06)
vaika : mci !
cutie: tsy laoka io k !:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0477