Efa mahatratra 3000 miliara fmg ny vola nahod n-dra8

61. fijo ( 22/09/2006 22:28)
izay mihintsy.le hono hono ity aloha hatsaharo fa sao mifototra
62. jimtex ( 25/09/2006 09:12)
Na honohono tsara mba lazaina de anjaratsika no mitsara, zany kosa tsy tokony hanadisoana ny sasany fa ity moa mpiara-miasa amin-ndra8 no niteny ,ireny zao mivoaka @ gazety misy detournement atsy sy aroa.Hataona ahoana no hampiasa ny volanao,eto dago hampandrosoana ,nefa ny mpandraharaha maro eto efa mikolay tsy hiteny toko intsony aho
63. prime ( 26/09/2006 10:55)
:lol::wink:
64. fijo ( 27/09/2006 22:31)
azavao tsara hoe fa tsy azoko tsara azafady
65. prime ( 29/09/2006 12:20)
jimtex> ie mila mitondra fanazavàna dia tonga d lazao zay tianao lazaina fa toy ny tsy mitombina izay lazainao satria lasa ny eritreritrao no fahitàna azy fa tsy omenao porofo na farafaharatsiny "références"... gazety (na boky)inona nivoaka oviana... sns...
66. metisy ( 02/10/2006 08:48)
Za koa dia gaga, affirmation gratuit raha tsy misy preuve, zao no tokony ataonao ry Jimtex a manantona gazety iray ohatra midi, express, na i la gazette, dia ento any ny copie ny preuve nahazoanao ireo information ireo dia asaivo avoakan'ny gazety, za mino fa azo atao tsara izany raha tena marina tokoa, raha tsy izany kosa dia mitovy amin'ireo olona miteniteny foana ianao izay = democratie sauvage
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.956